blaogy.com
1. hery
(
10/03/2006 14:26)
Rehefa miditra ao amin'ny blaogy.com dia hita avy hatrany eo amin'ny pejy fandraisana ireo tahirintsary 10 farany nampidirin'ny mpikambana...
Dia mba diovy amin'izay ny tahirintsary tsy izy ao ry zareo fa efa jerenay a :-)
Dia mba diovy amin'izay ny tahirintsary tsy izy ao ry zareo fa efa jerenay a :-)
répondu par hery le 12/03/2006 19:29
2. fasaly
(
10/03/2006 14:41)
ho diovina ka!
fa hono wa hery????
lay tahirintsary na ny sary ampidirina angah tsy afaka asiana komantera avy hatrany eo akaikin'ny sary eo ihany otran'ny ao amin'ny tsikeran'ny sary na blogy rehetra ihany sa tena tsy misy fika mahintsy....?:°)

4. fasaly
(
10/03/2006 16:40)
de zao kou! ary toa tsy hita lay fika mora be nomen'i lapino am fomba fampidirana sary na tahirintsary miaraka am loha hevitra, fa mitady zà manokatra lay site fa tsy misokatra fa zavatra hafa???
5. hery
(
10/03/2006 23:42)
fasaly> tokony ho hita. Jereo fa sao dia tsy manana flash player enao. Raha afaka nahita an'ilay Dear P... iny dia afaka mahita azy :-)
Nasiana endrika 3 vaovao azo isafidianana indray ao amin'ny blaogy.com http://blaogy.com/blog/blaogy_ho_anao
Nasiana endrika 3 vaovao azo isafidianana indray ao amin'ny blaogy.com http://blaogy.com/blog/blaogy_ho_anao
7. lapino
(
11/03/2006 17:14)
Izay vao voamariko ilay sary blao ao amin'ny blaogy.com iny =D=D
Sady ny tena milay aminy misy écrou! :D
Sady ny tena milay aminy misy écrou! :D
9. hery
(
12/03/2006 19:29)
lapino> symbole be ilay blao misy écrou an :-) Fifandraisana... firaisana :-p
diamondra> ny inona no tsy misokatra?
diamondra> ny inona no tsy misokatra?