camps.....

1. diamondra27 ( 07/03/2006 20:16)
Sao de mba hisy namana ato hamonjy ilay camps any Normandie momba ilay hoe: aimer... mais comment? izay iandraketan'ny llb fa i Zoky Eddy ihany no hampiofana e!
De mangataka olona ze afaka manao covoiturage e!
répondu par marozevo le 20/03/2006 20:53
2. diamondra27 ( 07/03/2006 20:20)
na dia célibataire aza ianao de tongava e!

eto jerena ny momba azy www.faniloradio.com

de mba te-hahalala sao misy te-hanao co-voiturage hiaraka amiko?
3. marozevo ( 08/03/2006 00:30)
Any Rouen aho amin'io fotoana io, mba afaka mahazo detail kokoa ve ? Ohatra aiza precisement ilay toerana. Ahoana ny participation financière sy ny organisation infrastructurelle.
Asa anefa na efa voalaza ao amin'ilay "jereo eto" io, fa izaho no tsy nijery tsara.
4. booboo ( 08/03/2006 04:18)
Tsy tsara atao any @ fety sy fihaonana ve ity raha ity ?
5. Ralay ( 08/03/2006 04:48)
Handeha nga diam fa mety handeha koa aho raha ianao no mitarika ahy :-P:lol:
6. diamondra27 ( 08/03/2006 08:20)
marozevo: efa voalaza ao doly ka!
62€ par personnes, de any @ château dela guerche en Normandie le izy no atao, de hanao jeux etc... fa jereo e!www.lagerche.com
Tena tsy lavitra an'i Rouen mihitsy no misy an'io ka!
De samy ho tahian'i Tompo doly ary e!

Ralay: handeha zà ka! le mitaona indray ve no tsy handeha, tsy mety 'zany.(Fa aoka tsy izaho no arahinao fa Jesosy an! 'Za mety hisolafaka ihany ka sao de diso fanantenana eo) :cry:

Ralay: mandehàna fa mahasoa io e! kozy e! mahay mitondra foyer tsara sy hafa ny fomba fijerinao izany hoe AIMER izany....
7. diamondra27 ( 08/03/2006 08:21)
booboo: eny ary e! de atao any 'zany e!
nataoko ato manko le izy satria resaka fivavahana e! karazana seminaire

merci akia an:-*:-*
8. Fiffi ( 08/03/2006 08:41)
sady toa mora be izy zany , io ve mandritry ny 7 andro no vola aloha ?
9. jentilisa ( 08/03/2006 09:32)
Mino aho fa ilay seminera vonjeo ny fianakaviana atao teny frantsay ihany io an! mahafinaritra aloha io seminera iray io e! mandehana izy afaka fa tsy hanenenana io. Efa nanaraka manko aho tany amin'ny folo taona mahery tany izay!
10. routa ( 08/03/2006 10:24)
ay ve efa ela be no nanaovana io seminera io e! zaho t@ kasety nomen'olona de t@ radio fa tsara ka :D
11. diamondra27 ( 08/03/2006 12:45)
jentilisa, routa:misaotra anreo manentana e!:-*:-*

'Za aloha mahalala fa tena tsara io e!
sady tsy hain'ny olona intsony koa 'zao le tena oe: fitiavana sy tokatrano.

Tongava maro re e! hhofenointsika ny château ...

12. Fiffi ( 08/03/2006 19:13)
ka ny olana fotsiny zao io ry diamondra an! efa lasa vakansy ny olona voalohan'ny volana io an!
13. diamondra27 ( 09/03/2006 07:08)
fiffi: asa aloha fa de miankina @ tsi1-1 io e!
marina tokoa fa vacances @io,
14. jentilisa ( 09/03/2006 07:33)
ka izay vacances izay indrindra! sa hafa tokoa angaha ny fomba fiaina any an-dafy any! ny aty vacances vao afaka moa ny any vacances tsy maintsy mitsangatsangana amoron-dranomasina na an-tendrombohitra?
15. dadabe ( 10/03/2006 03:04)
16. Fiffi ( 10/03/2006 04:56)
jentilisa: ka mandritry ny 1 taona kosa ve iano miasa dia tsy mba tokony andeha kely miala sasatra ?
diamondra: ny olana koa dia ny reservation'ireny toerana aleha fanaovana vakansy ireny dia efa vita 1 taona mialoha.
17. jentilisa ( 10/03/2006 06:46)
Ka ny eritreritr'izay nikarakara io izao ny fijeriko azy dia hoe sady toy ny manao vacances ny olona no miofana rahateo!
18. dadabe ( 10/03/2006 08:18)
AN!8O
19. diamondra27 ( 10/03/2006 08:47)
fiffi:nontanio rabeza e!
na renseignements= 01.69.38.72.47/06.68.52.67.76
20. Fiffi ( 10/03/2006 09:03)
diamondra: misaotra akia an! :-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2077