camps.....
22. marozevo
(
11/03/2006 00:16)
Inona kay ireo Rackmounted eo ambony eo ireo ? Fa angaha nanjary fanaovana pub eto?
Dia ho hita eo izany fa mety ho afaka handray anjara ny namana eh...
Dia ho hita eo izany fa mety ho afaka handray anjara ny namana eh...
23. dadabe
(
11/03/2006 03:31)
Mpandefa : jentilisa [ Valio ] 10-03-2006 17:17:16
Lohateny : Re : camps.....
gaga dadabe hoe toa tsy mety mivoaka ny sary?
fa le pub no avokany , tena tsssss
24. diamondra27
(
11/03/2006 07:01)
jentilisa: tena marina io ka! tsy resaka fivavahana fiofanana fotsiny le izy fa misy détente, jeux, sakafo etc ...hatao.
26. diamondra27
(
12/03/2006 15:34)
marozevo: tsy mety miala io fa vokatry ny fanaovana xxx lavabe ery an'efitra ilany(hatsikana sy lalao)
maharomotra le izy fa cool fotsiny. 'zany ihany no mahatonga ahy tsy hanao xxx fa misy piège ireny
maharomotra le izy fa cool fotsiny. 'zany ihany no mahatonga ahy tsy hanao xxx fa misy piège ireny
27. marozevo
(
13/03/2006 01:26)
Ary tokony mba hasiana PUB masina koa izany eh ! Dia isika ireto no mandoa ny vola.
30. marozevo
(
17/03/2006 00:35)
Dia eo ary ianareo mpikarakara handinika io soso-kevitra momba ny PUB masina io. raha azo tanterahina dia ilazao izahay fa vonona handray anjara.
32. marozevo
(
18/03/2006 00:34)
Asiana inona indray ry Fiffi ah ? Tsy maintsy miandry TOP kosa fa tsy azo atao ny manao sinibe dikain-jinga eh.
33. diamondra27
(
18/03/2006 10:53)
marozevo: ataovy haingana ny fisoratana anarana sao tsy misy plasy eo e! ilaozana mimenomenona fotsiny:wink:
34. marozevo
(
19/03/2006 00:15)
Ka ny ahy ilay PUB io lazaiko hoe miandry TOP io, fa ny fisoratana anarana any amin'ilay camps efa vonona aho. Angamba efa vita ny fianarana ataon'i diamondra amin'io fotoana io oh ! Afaka tonga koa ianao ka !
35. diamondra27
(
19/03/2006 12:29)
ka vacances nge @io ry marozevo de mba mirozirozy eny amorondrano sy makany honfleur mitaingina sambo refa quartier libre e!:wink: na koa hitaigina soavaly na hanao ping na mijerijery tanàna:-D:-D:-D
de midinidinika @ ranabavy sy ranadahy hafa ihany koa mety doly 'zany.
de midinidinika @ ranabavy sy ranadahy hafa ihany koa mety doly 'zany.
36. marozevo
(
20/03/2006 20:53)
Tena tsara io Honfleur io anh... Izaho efa naka sary tamin'ilay tetezana lava dia lava, efa niakatra teo amin'ny tour de garden'i Honfleur, efa niangona tao amin'ilay Fiangonana vita amin'ny hazo manontolo nataon'ny tantsambo fahiny.
Any mihaona eh
Any mihaona eh
