Avy aiza ?

1. Fiffi ( 01/03/2006 05:33)
Iza no mahafantatra hoe avy @ firenena aiza ny ganagana no tsara sy otantika sy mahay moa izany eh! ny fanaovany ga! ga! ga! ga! ? amerika ? frantsa ? sns........(ohatrany akoholahy zao manao hoe cocorico! fa eto ny ganagana no tiako fantarina)
répondu par Fiffi le 08/03/2006 17:12
2. bebe ( 01/03/2006 06:34)
avy any Ghana angamba:-D
3. Fiffi ( 01/03/2006 06:58)
azavao kely hoe :-D:-D hoe any Ghana io :-D:-D
4. pissoa ( 01/03/2006 08:46)
Zah mbola vao ganagana gasy ihany no hitako :roll:
5. mamzelkely ( 01/03/2006 08:54)
ts haiko ka salotsa beuu zany k'ty :°):roll:
6. maelys ( 01/03/2006 09:10)
:-w:-w:-w
7. Fiffi ( 01/03/2006 09:17)
vay aiza eh! :-D:-D
8. maelys ( 01/03/2006 09:18)
:-w:-w:-w
9. Fiffi ( 01/03/2006 09:20)
8O8O8O
10. kala ( 01/03/2006 11:22)
zà aloha le mikarakara ganagana no haiko ê!:-D
11. Fiffi ( 01/03/2006 11:31)
kala: :-D:-D:-D ilay mamono ve sa mahandro ?
12. akamatiana ( 01/03/2006 17:09)
tsa mahay kou zah!!:oops::-D
13. Fiffi ( 01/03/2006 18:23)
miandry aho an!:-D
14. watafon ( 01/03/2006 18:32)
avy any Turquie!!
15. Fiffi ( 01/03/2006 18:35)
mbola tsy io an! :-D:-D
16. Veloo ( 01/03/2006 18:37)
avy any ga- bon:°)
17. Fiffi ( 01/03/2006 18:40)
mbola tsy io an! :-D:-D
Veloo aaa!! mandehana ange ao @ parasy manao palitao maitso eh! :-D:-D:-D:-D jero ao lazain'i wata :-D:-D
18. Veloo ( 01/03/2006 19:23)
fiffi inn ndray hono? andraso oe
19. Fiffi ( 01/03/2006 20:06)
Veloo: hita ve ? :-D:-D:-D:-D
20. Veloo ( 01/03/2006 21:32)
ie efa novaliko njy :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.589