Avy aiza ?
23. Fiffi
(
02/03/2006 05:55)
pissoa: :-D:-D:-D io ny valiny ary eh!
raha jerena zany ny dikan'ny "canard" @ firenena rehetra dia ny canard any any Dago no mahay ga! ga! ga! indrindra satria hoy ny gasy hoe "ganagana"
ny ganagana manao hoe ga! ga! ga! ga!
raha ny anglisy ohatra ny azy dia duck: izy angaha hanao hoe " duck ! duck! duk! ?:-D
raha turquie ve de anao an'izao : turk! turk! turk ?:-D
raha gabon ve de anao hoe: gab: gab! gab! :-D
(nefa ny ganagana dia iray ary mitovy daholo):-D:-D

26. watafon
(
02/03/2006 16:45)
Fiffi,mba omeo ganagana ôtantika any aminao alou raha misy e!:-D:-D:-D
27. Fiffi
(
02/03/2006 18:15)
raha hoe ganagana avy @ i wata ve de anao hoe wata! wata! wata! ? sa wa! wa! wa! wa! ? :-D:-D:-D
29. Fiffi
(
02/03/2006 19:19)
wa ve no fitombohan'ny ps-nao dia mivadika ho wif wif , wadrayyy !!!! sao dia nataonao hoe watafon-Fiffi ve de lasa hoe wif wif ? :-D:-D:-D
31. Fiffi
(
03/03/2006 04:39)
ary andraso hoe raha hatao wata-Veloo de manao hoe ahoana ? :-D:-D:-D:-D
33. Fiffi
(
03/03/2006 07:12)
ari.malala: an3 toa tsy tahak'izao ka ! sao dia hoe wav ! wav ! wav! ? =))=))=))=))
40. watafon
(
05/03/2006 16:15)
oadray!!! ary refa tsy araha-maso reto d mirediredy mitsy marina an !=))=))=))=))
niakatra ny tensionjy nga ry veloo:?:
niakatra ny tensionjy nga ry veloo:?: