Ampidiro aloha ny tenimiafina
Takelaka ho an'ny tantara
1. Solitikabe
(
01/03/2006 00:53)
Asa ry mpiandraikitra isany fa tena mba hitako hoe tokony mba hisy takelaka iray ho an'ny tantara eto amin'ity sehatra ity. Ahoana ny hevitrao? Ahoana ny hananganana azy?
2. lapino
(
01/03/2006 02:10)
Toa efa misy ko! http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m440420f974e57
3. Solitikabe
(
01/03/2006 05:09)
Tantaram-pirenena manko eh
4. mahandry
(
28/06/2006 10:35)
Tsara tokoa raha misy tantara iray mitantara na dia ny tantaran'ny serasera ihany aza satria mafinatritra sy mety hahasoa izany
5. sarobidy
(
17/07/2006 10:41)
zà koa aloha mba liana @ zany e!
6. hery
(
16/08/2006 08:39)