tia v?

1. xxx ( 27/02/2006 09:45)
miaraka @na olona ray zay za!zay efa teo @ ray taona sy tapany teo niaraka, milamina tsara alo ny @nay!za tia an'azy ary izy ihany kou tia anahako!
indray andro nefa nisy olona ray zay nahafinaritra anahako ny toetrany(tsy niaraka alo zay) dia tsy nifanena t@ lay olona mihitsy za efa ela zay!tato ato nefa manofy an'io olona io foana za ary mieritreritra anazy isanandro!
inona tokony ataoko?
répondu par xxx le 30/03/2006 08:43
2. fasaly ( 27/02/2006 10:00)
olona iza no tsy nifanena taminao efa ela fa tsy mazàva, toa olona olona foana de tsy hay ny manavaka ny taloha sy ny vaovao, azafady an!:wink:
3. kala ( 27/02/2006 10:53)
xxx > raha azoko tsara zany de mahafinaritra anao le olona hafa ankoatr'ilay efa miaraka aminao???:wink:
angaha enao mieritreritra le olona foana?
Aza menatra fa mba valio de arakarak'izay no mety ahitana ny tohiny:lol:
4. diamondra27 ( 27/02/2006 11:22)
matoa enao mbola variana @ olonkafa, midika zany amiko fa tsy tena tianao(100%) io olona iarahanao io,rehefa tia de tia.Afaka oe: mijery olonkafa enao de zay, fa raha oe: lasa any @ foana ny eritreritro sns... de mbola tokony handinitena enao. Inona no manky @ le olona voalohany de inon no zavatra ananan'ilay faharoa mahatonga anao lasa saina aminy foana? de lanjalanjao ao, sao de votsidroa eo.
5. moi ( 27/02/2006 11:39)
Ny fihevitro dia tia ny an-tànana ianao, fa tinao koa ilay "mpandalo".(sûr za raha lehilahy i xxx)
6. hantajoasy ( 27/02/2006 11:47)
raha ny hevitro aloha dia fitiavantena diso tafahoatra ny anao sady mamy ny atsy fihinina ny aroa tsy menatra ny feon`ny fieritreretanao akory ianao na dia mbola tsisy aza ny fianianana teo ambonin`ny alitara
7. rasah ( 27/02/2006 12:03)
aza misalasala manatanteraka ny nofinao sao dia izy no tokony miaraka aminao
:?:
8. Fiffi ( 27/02/2006 15:32)
aza misalasala manatanteraka ny nofinao sao dia izy no tokony miaraka aminao
de nofy ve dia andeha hanimbàna ny fitiavana efa naharitra 1 taona ? 8O8O8O8O
9. akamatiana ( 27/02/2006 15:56)
f'hita waa Fiffi :roll:
10. andritax ( 27/02/2006 15:58)
Tanony azo fa sarotra ny mila e:o
11. Veloo ( 27/02/2006 16:50)
mila matotra mihitsy enao ry xxx, ny sainao sy ny fitiavanao...:roll:
12. booboo ( 27/02/2006 17:34)
tssssss, aleo kosa izy mba hanonofy e ! :°)

xxx > aza afangaro fotsiny ny fantasmes sy ny tena zava-misy.
13. Fiffi ( 27/02/2006 18:29)
ny simba aza efa mampalahelo ery fa mahaiza mitazona ny fananana arak'ireo voalaza ireo an!
booboo! azo hatao tsara ny manofy an! fa aleo ilay nofy mbola miratra tsara iny ny maso sy mazava tsara ny saina fa hanimba zavatra @ tsy misy antony eo ny hafarany an!
14. zoklbfkfk ( 28/02/2006 07:24)
tsy haiko aloha na mitovy fijery amiko ianao ry xxx fa rah lehilahy no manao ilay fihetsika de mety ho normal we "mitsiriritra olona hafa".
fa raha vevavy kosa aleo tazomina tsara ny ananana fa tsy alefa any @ nofy zay mbola sarotra ny hanatanterahana azy:wink:
Sa ve efa ni-proposé zvt taminao le faharoa fa ianao sisa mandinika....hafa ndray manko raha zay.

andao atao hoe hiresaka @ le faharoa ny sentiment -nao ianao hoe tia azy, mba efa nodinihinao ve ny mety ho réaction-ny???
Izy koa ange mety mitsiriritra anao efa manana olon-tiana fotsiny fa raha hoe hoanazy mety tsy tiany ianao.

Mandiniha tsara aloha fa le=(( eto no hampalahelo
15. booboo ( 28/02/2006 15:25)
Fiffi > hihihihi ka io raha tenenina io lé atao oe tsy manafangaro ny fantasmes sy ny réalité amiko. hihihihi.
16. Lalah ( 01/03/2006 01:40)
Manaja ankia ny eo ampelatanana fa zahay tsy manana aza mampalahelo an, ra za aloha ndry de ataoko hoe tiako be ity sipako ity , tena anjely latsak antany na ratsy aza izy an fa tsy mitsiriritra olonkafa ery zany e.
17. Ralay ( 01/03/2006 01:53)
Raha afaka mifidy kosa ve izy tsy aleo mifidy izay tiny ry Lalah :lol: na izy roa moa aza manin e =))
18. fasaly ( 01/03/2006 08:22)
:roll::P
19. xxx ( 01/03/2006 09:26)
msaotra zay namaly!

zao azany azavaiko tsara:

1-za miaraka @ ol ray nandritra ray taona sy tapany zay, milamina tsara aloha ny @ nay hatr@ zay.
2- misy olona ray mahafinaritra anahako zay nefa, nataoko daholo ny fomba retra nanadinoana anazy nefa ts mety, mieritreritra anazy foana ako,d farany teo tsy tatiko tsony dia niantso azy za omaly!!resaka ela b mitsy zay,fa tsy nisy inona²fa izy nilaza anahako fotsiny fa izy koa any mieritreritra anahako foana isanandro²!

inn tokony ataoko @ zay aza?
20. lapino ( 01/03/2006 09:52)
Tsy aleonao mipetraka dia hendry tsara miaraka amin'ilay efa miaraka aminao izao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1919