tia v?

21. fasaly ( 01/03/2006 10:00)
lapino: kou raha ilay iray vaovao no tsara erahina de ahoana???????:P
22. ari.malala ( 01/03/2006 10:50)
tano ny azo fa sarotra ny mila ry namana! Azo atao ny minamana tsotra, fa raha fiarahana herintaona sy tapany zany aza simbaina @ nofy mandalo :)
23. kala ( 01/03/2006 11:01)
io ry xxx dia tsotra fotsiny an!

aleo ny iray ananana no kolokoloina sy atsaraina ny fiarahana fa raha zay mbola resaka : azo atao ny milaza abobo...:-w:-w:-w

Mitovy @ nofy ny fijeriko ny fiarahana @'le faharoa.Mbola mila réaliser-na zany ny rehetra.

Aza variana manonofy fa aleo miatrika ny zvt sy ny fiainana réel...

Mazotou:wink:
24. Veloo ( 01/03/2006 21:24)
ho votsi-dora ny atahorako:x
25. Veloo ( 01/03/2006 21:24)
votsy-droa mantsy eee
26. xxx ( 30/03/2006 08:43)
miaraka @lé vaovao za herinandro zay!

oh manana sensation mihaina fiainana hafa zany aho!ts bola "sambatra"ohzany aho eo akaikiny!

inn tokony ataoko @ zay?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4069