Mila valiny
1. nolalaina
(
26/02/2006 14:53)
inona no lava no sady enjana be (ho an'ny sasany) ??
(keski est longue et très dure??.... ouz ny vazà lol)

répondu par Veloo le 28/02/2006 15:57
8. vancleef
(
26/02/2006 16:01)
Ka ilay eny gasy saha ilay teny frantsay satria amiko rehefa nadika ilay izy dia tsy mitovy intsony ny dikany !
enjana be = très tendu
dur = mafy
très dur = mafy be.
Raha ilay teny frantsay dia ny fiainana na ny faha-rerena
la vie (ou la solitude) en tant qu'être humain est longue et très dure

9. nolalaina
(
26/02/2006 16:18)
vancleef:
Ka ilay eny gasy saha ilay teny frantsay satria amiko rehefa nadika ilay izy dia tsy mitovy intsony ny dikany !
enjana be = très tendu
dur = mafy
très dur = mafy be.
Raha ilay teny frantsay dia ny fiainana na ny faha-rerena
la vie (ou la solitude) en tant qu'être humain est longue et très dure
raiso @zé azahonao azy eo na mafy izy na enjana é!! hihihihi
19. dadabe
(
27/02/2006 04:14)
:evil::evil:raikitsa indray reto tsss avokako eo daholo ny sarinareo 3 an :°):°):°)