Saka mainty kely!
1. rafozanasket
(
25/02/2006 09:05)
Very ary ny saka maintykelin'i lita ka nitaraina mafy taminy rainy izy! nitady erany tanàna fa tsy hita mihintsy lé saka kely.
Ka indray andro nandeha namangy ny bebehany tany ambanivohitra i Lita sy ny rainy, taitra tampoka i lita nahita ny bebehany nitanjaka "((matetika mantsy mipetraka aminy tany le ramatoa antitra reny ka hita be ny fikany)(" ka niteny taminy rainy hoe: io dada lé saka maintikelintsika a! ka novaliany lé rainy boraingina hoe: Fa ny vavantsakanlà ngah mitsangana!!

répondu par Veloo le 28/02/2006 16:10
2. lapino
(
25/02/2006 09:44)
Nen'lita saka no hitany, fa nen'rainy vavany!! =))=))
Rafozan'ilay rainy ve le bebe-ny? :wink::D

11. kala
(
27/02/2006 11:30)
resa-tsakan'alika kay ity
zay de faly ery sasa
aleo zà himeme mahitsy fa tsy hitsivana hoatranjy eo:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

16. Veloo
(
28/02/2006 16:10)
wata ary enao io ve mba mamaky ilay lazain'i kala e?
une fois enao mamaky dia hanao 8O8O8O
une fois enao mamaky dia hanao 8O8O8O