Ingahy VONINAHITSY J.E.
1. Rainimaharavo
(
24/02/2006 20:44)
Toa hoe tsy salama ao Antanimora hono izy dia halefa ivelan'i Madagasikara hitsabo tena?
Misy ve ny fahamarinan'izany tsy fahasalamany izany ka iezahana handefasana azy hoany ivelany?
Vita tompoko.
Misy ve ny fahamarinan'izany tsy fahasalamany izany ka iezahana handefasana azy hoany ivelany?
Vita tompoko.
répondu par fijo le 31/03/2006 20:07
2. ainga
(
24/02/2006 21:03)
Efa voky niletra lainga sy adalàna ary fitiavan-tseza hono ileio ka marary kibo. Raha tsy hoe bevohoka koa ? Ka ilàna évacuation sanitaire ve ? Tsy vitan'i zafy ve ? :x. Misy vétérinaire koa anie any... hitsabo ny alikan'i VJE e !
3. zandikely
(
24/02/2006 21:21)
Angaha kosa moa rehefa voafonja tsy mahazo marary sy mitsabo tena any ivelany. Ataoko fa na dia ny voafonja dia manana zo ho salama.
Sady ny fonja any Madagascar koa tsy manaja ny maha-olona intsony, tsy mahagaga raha maro ny maty any am-pigadrana.
Sady ny fonja any Madagascar koa tsy manaja ny maha-olona intsony, tsy mahagaga raha maro ny maty any am-pigadrana.
5. xxx
(
25/02/2006 01:13)
Fangaha moa tsy manana hopitaly tsara avec scaner sy pr. agrégés aman-jatony avy aty a France isika e? Koa maninona no tsy maintsy evacuer-na? Sa tsy mila dokotera indigene koa?
6. LazaRandri
(
25/02/2006 01:16)
xxx:iza avy zany ry zoky?
Fangaha moa tsy manana hopitaly tsara avec scaner sy pr. agrégés aman-jatony avy aty a France isika e?
7. fijo
(
25/02/2006 04:52)
zandikely,fa ny fonja aty frantsa ngah manaja ny maha olona??????manaraha vaovao,fa vaovao vao haingana mihintsy io.
araka ny fantatro,dia misy diabeta lery,ka mety izay no miha sarotra
araka ny fantatro,dia misy diabeta lery,ka mety izay no miha sarotra
8. Rainimaharavo
(
25/02/2006 09:02)
Fa firy no marary voan'ny diabeta ao Antanimora sa tsy manana hatao izy ireo ka tsy misy mpanampy? sa izay manan-katao no tsy maintsy karakaraina?
mba fanontaniana ny ahy iny!
mba fanontaniana ny ahy iny!
9. fiaritiana
(
25/02/2006 15:02)
mety fomba hanatsoahana azy ao am-ponja io zany no maha- politika azy tsy mahagaga
10. ainaheri
(
25/02/2006 16:19)
resaka doli zany fa tsy sahindravalo ny mamoaka azy
@zao fotsiny fa sao manimba ny toerany @ fifidianana 2007 d mody atao marary lery mba ialany tao @ fonja @zay atao any ivelany ny fitsaboana fa tsy ao antoerana!!
@zao fotsiny fa sao manimba ny toerany @ fifidianana 2007 d mody atao marary lery mba ialany tao @ fonja @zay atao any ivelany ny fitsaboana fa tsy ao antoerana!!
11. Lejim
(
25/02/2006 18:22)
Efa ela lery no narary, ary mbola tsy nigadra izy no efa nangataka t@ Fanjakana ny fanampiana azy (@ maha olom-boafidy azy) hitsabo tena any am-pitany. Dia nisy disadisa moa teo dia tsy voaray ny fangatahany. Lojika izany raha mbola marary an'izany izy izao.
12. xxx
(
25/02/2006 19:29)
Ireny ve dia atao hoe olona ambony ?
Mivarina an-kady isika raha izao no mitohy
Mivarina an-kady isika raha izao no mitohy
13. Lejim
(
25/02/2006 19:50)
xxx> Ary toa tsy misy niteny akory eo hoe, olona ambony i Voninahitsy?
14. Fiffi
(
25/02/2006 21:31)
Réagissant aux différents commentaires relatifs à la demande d’évacuation sanitaire de Voninahitsy Jean Eugène, sa femme, la députée Arianne Pelops réaffirme que « si on a opté pour cette démarche, c’est que cela est vital, pour son mari dont l’état de santé s’est beaucoup détérioré ces derniers temps ».
« Il a bel et bien besoin d’un soin approfondi, et contrairement à ce qu’on laisse entendre, si on lui accorde le droit d’y aller, il y va juste pour se soigner et qu’il reviendra au pays pour attendre son procès », continue-t-elle avant de préciser que « son mari n’est pas du genre à se défiler, et que l’Etat n’a rien à craindre qu’il y va pour ne plus revenir ». « Tout ce qui lui arrive aujourd’hui, est un coup politique et il a l’intention de défendre jusqu’au bout son droit ».
Nalaina avy tamin'ny la Gazette de la Grande Ile
Miala tsiny fa tsy nahita t@ teny gasy :(:(

15. Rainimaharavo
(
27/02/2006 14:43)
tsy mamaly ny fanontaniako mihitsy ny valitenin'ny gazety DGI. ny fanontaniako dia hoe raha misy marary toa azy koa ao Antanimora (diabeta) ka mila fitsaboana, moa ve mba hisy hanampy azy? nefa na izany aza dia mametraka izao fanontaniana izao ihany koa aho : fa toa hoe manam-bola be ingahy VONINAHITSY io ary mahitahita ka naninona no tsy talohan'ny nampidirana azy any Antanimora no efa nikarakara izany raharaha izany fa miandry eny amponja vao hoe : domy aho fa kenda?
fanontaniana ny ahy, tompoko ô!
fanontaniana ny ahy, tompoko ô!
16. Fiffi
(
27/02/2006 20:51)
iza no afaka hamaly an'ireo fanontanianao ireo ? angamba natao fanahiniana @ izay dia hivoaka aingana ao am-ponja ao ko!
17. Lejim
(
28/02/2006 18:02)
Rainimaharavo> Tsy nisy nahalala angamba hoe, higadra ingahy Voninahitsy, eny na ny tenany aza. Efa nanao fangatahana izy taloha fa tsy voaray, ary izany fandehanana ampitany hitsabo tena izany, tsy mora. Tsy haiko izay volany any, fa fantatro fotsiny hoe tsy mora ny fandehanana ampitany hitsabo tena ka mila fanampiana ny ankabezan'ny olona. Depute izany anie tsy midika ho miliardera e! Izay angamba azo andinihana izany fanontanianao izany, dia ianao mieritreritra!
18. fijo
(
28/02/2006 22:02)
marina fa tsy miliardera izy,nefa kosa voafonja toa ny voafonja rehetra,ka tsy tokony hisy tombo sy hala.fa resaka politika io.jereo ny raharaha "tantely andrianarivo "fa sahala ireo.
19. khery
(
06/03/2006 15:49)
fa raha ny docteur moa no milaza fa tsy maintsy alefa izy de inona no olana.Mbola lazaina afa resaka politika ihany koa ?
20. Rainimaharavo
(
07/03/2006 21:01)
Hono, hoy aho ê! toa hoe manana "nationalité française" -G.V.T : Gasy Vazaha Taratasy- izy, araky ny feo mandeha sy resaky ny olona ireo mahalala azy akaiky.
Raha marina izany tsy mila izay hangataka fanampiana amin'ny Malagasy anie izy fa mangataka C.M.U. (fantatry ny olona manana nationalité frantsay ny dikan'io)mbola ao koa ny hoe Sécurité sociale ary mbola hampian'ny fombafomba frantsay koa ny hoe Mutuelle... ka tsy tokony hanahy izy na kely aza. Manarak'izany raha Frantsay marina izy dia tokony hangataka dokotera frantsay handinika akaiky dia akaiky ny momba azy...amin'izay dia ho sahirana ara-politika angamba ireto Mpitondra eto amintsika satria tsy miraharaha VAZAHA marary mafy any ampigadrana.Azony hatao koa ny mangataka hevitra amin'ilay ataon'ny Frantsay hoe : Fikambanan'ny Frantsay ivelan'ny Taniny...tsy dia haiko loatra ny tena dikany amin'ny teny frantsay fa ao amin'ny radion-dry zareo Vazaha R.F.I. ao dia misy ny tokony hakàn-dry zareo hevitra n'inon'inona mahazo azy.
Raha marina fa Frantsay izy dia tsy hitako izay ilàna izany nationalitay frantsay izany raha hijaly hoatran'izao nefa mba VAZAHA IHANY!!
VITA TOMPOKO!