Ingahy VONINAHITSY J.E.

21. fijo ( 09/03/2006 22:28)
tsy manana izany izy,fa raha nanana efa nihetsika ny frantsay.
22. hps ( 10/03/2006 18:00)
SLt!Amiko aloha zay maha vazaha ara-ttsy azy tsy de izay no olana fa ny hita raha vao miseho ho mafy loha na aiza na aiza eto @ firenentsika dia toa samy hahazo ny anjarany daholo,sa ve efa lamaodin'ny fitondram-panjakana ity fanangandrana ity @ izay mihavitsy hisa ny mpanohitra de tompon-daka foana isika ankehitriny;Milay ihany aloha eh!atao tsarafotsiny ny bianco de vita foana io=D=D=D
23. fijo ( 10/03/2006 20:39)
ka izay tratra aloha tratra e,
24. meme ( 30/03/2006 01:17)
Ao raha.Mety misy ambadika politika ao.Mety misy fifanarahana koa.
25. fijo ( 31/03/2006 20:07)
izay tsy haintsika ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1757