Viole sur mineur lehilahy...
1. isrine
(
24/02/2006 12:50)
Amiko ny viole dia misy violence. Inoako marimarina anefa fa tsy manery mihitsy ny vehivavy raha toa ka miray @ lehilahy mineur.
Sa ahoana ny fahitanareo azy?
Sa ahoana ny fahitanareo azy?
répondu par pissoa le 07/04/2006 11:42
2. jentilisa
(
24/02/2006 13:48)
dia aiza amin'izany ny fitovian-jo?
ary ny vehivavy tsy ampy taona ihany ve no atao hoe maratra fa ny lehilahy ve zara aza?
sao dia mifamadika ary ny olona miresaka ity sehatra ity?
ary ny vehivavy tsy ampy taona ihany ve no atao hoe maratra fa ny lehilahy ve zara aza?
sao dia mifamadika ary ny olona miresaka ity sehatra ity?
4. kala
(
24/02/2006 14:02)
Aleo aloha handinika tsara satria hoatrany tsy fahita le izy...:wink:
Aleo hilaza ny heviny ny lhl efa tratrany ê!
tsy zaran'ny lehilahy mineur aza ve miaraka @ vhv efa ahan be!:-$
Aleo hilaza ny heviny ny lhl efa tratrany ê!
tsy zaran'ny lehilahy mineur aza ve miaraka @ vhv efa ahan be!:-$
5. Ragadona
(
24/02/2006 15:13)
Refa tsy ampy taona dia diso foana zay niaraka taminy na vavy na lahy ilay tsy ampy taona fa tsy hoe ny vehivavy afaka hanodina lahy kely nefa refa vavy kely no voahodina dia hoe tsy mety. Zay le tena fitoviana . . . Raha hidirana lalina aza dia vao maika meloka kokoa ny vhv manodina lahy kely tsy ampy taona satria maro ny milaza fa mora matotra kokoa ny vhv noho ny lhl, noho izany tsy mitovy ny vavy kely 13 taona sy ny lahy 13 taona. Tsy tena mitovy ny viol sy fanodinkodinana saingy samy melohina.
6. pissoa
(
24/02/2006 15:56)
Ragadona:Miombon-kevitra amin'i Ragadona.
Refa tsy ampy taona dia diso foana zay niaraka taminy na vavy na lahy ilay tsy ampy taona fa tsy hoe ny vehivavy afaka hanodina lahy kely nefa refa vavy kely no voahodina dia hoe tsy mety. Zay le tena fitoviana
7. fasaly
(
24/02/2006 16:27)
tsy hitanareo angaha ilay vaovao indray mande tany amerika, lay mampianatra niaraka tami'ity bandy tsy ampy 15 ans akory de de ni samouré be kalou zareo e!, misy elanelantaona be! zareo asa 20 ans eo angamba, lay bandy amouré be! de niafàra tany am prison mou lay sipa , taona maro teo asa 8 taona angaha de mbola amouré foana lay bandy andriny tsara de nivoaka io sipa io de nivady zareo ary toa niteraka aza! manja be lay zizitoara an!
8. Ragadona
(
24/02/2006 16:34)
Ka iny ange tany am ponja le sipa no niandry an le bandy kely ho ampy taona e, dia afaka nivady tsara avy eo
9. fasaly
(
24/02/2006 16:35)
ka lay bandy no nahandry azy kanou:°) tena amouré be nedala, tsy nahatsiaro ni violé-na minera zany izy kanou!:°)
11. Herimiafina
(
24/02/2006 17:51)
Zah manokana klou tsy nahatsiaro tena noterena izany e! hehehehehe=))=))
14. Ragadona
(
24/02/2006 18:02)
Ireny sipa 16, 17 ans reny ange tsy mihevitra hoe ahodina zany e ary ny bandy miaraka aminy koa tsy mieritreritra an izany fa dia hoe mifankatia saingy refa misy mamely amin ny resaka lalàna dia tsy maintsy hoe voa. Misy aza amin izao fotoana izao ny raiamandrenin-jazavavy 14, 15, 16, 17 ans no manao fitadiavam bola amin n'ny resaka hoe "fanodin kodinana". Atao toy ny fandrika fanjonoana mba hitadiavam bola lay sipa "lehibe tsy ampy taona".
15. Herimiafina
(
24/02/2006 18:48)
Zah mahintsiny no manery directa tsy misy ankolakolaka izany! Tia izy de milay tsy tia izy de milay foana, hehehehe=))=))
17. Herimiafina
(
24/02/2006 19:01)
Tsy misy viol izany eo e! Viol avec consentement angamba no tena izy. Otsan'ilay hoe:
A:-Alazako tsara enao! Lazaiko hoe no-violer-nao deux fois zah!
B:-Violer-na deux fois an? Izaho ary injay mandeha fotsiny no ni-viol anao knou.
C:-Angaha ianao tsy mbola manampotoana hanoizana an'izany izao? hehehehehe=))=))

19. fijo
(
25/02/2006 05:07)
ny herisetra,dia tsy arabatana ihany,fa misy koa ny herisetra aratsaina,izay ratsy kokoa satria sarotra sitrana.ka eo no mihantra le izy amin'ny lehilahy.
raha alalinina dia,tsy dia mbola manantsafidy loatra le ankizy lahy,no nanehoana ilay zavatra.izany hoe nararaotina ny fahalemen tsainy,ka izay no maha voasazy ilay madama tsara tarehy sy be sokatry.
raha alalinina dia,tsy dia mbola manantsafidy loatra le ankizy lahy,no nanehoana ilay zavatra.izany hoe nararaotina ny fahalemen tsainy,ka izay no maha voasazy ilay madama tsara tarehy sy be sokatry.