Viole sur mineur lehilahy...
21. isrine
(
25/02/2006 13:29)
Ka izao le izy e, raha toa ka tia ilay bandy, inona no ilazana fa meloka ilay vehivavy?
Firy ny lehilahy mirehaka raha toa ka nanao firaisana t@ vehivavy be taona noho izy raha toa ka mbola 13-14-15 ans. Finaritra ery!
F'angamba rehefa hoe tsy tin'ny RAD ilay badny kely ilay vehivavy de alefa ny fitoriana rehetra.
Ary matoa ilay bandy niandry ny ny fiviahan'ilay vehivavy ny fonja dia midika fa fitiavana no nanjaka.
Raha io lazain'i Fijo io de ekeko.
Lapino: detournement angamba fa tsy viole.
fiffi: satria vehivavy no manao ilay zavatra dia mandray "e" ny viol. Efa misy grammaire vaovao indray e. Sa?

23. lapino
(
26/02/2006 00:05)
F'angaha koa anefa moa raha amin'ny vehivavy mineur dia tsy maintsy an-tery sy herisetra foana e? Raha resaka tia, tsy ny sipa aza ve no tia lehilahy zokiny noho ny bandy?
Raha toa ka meloka ny lehilahy miray amina sipa tsy ampy taona, dia inona izany no ahafahan'ny vehivavy miray amina bandy kely tsy ampy taona manamarin-tena fa tsy meloka??!
Ny resaka "viol" indray resaka hafa mihitsy, tsy misy ifandraisany amin'ny tsy fahampiana taona. Fa amin'ny maha fanaka malemy ny vehivavy (na ampy na tsy ampy taona io) , dia amin'ny vehivavy irery no tena miasa ilay voambolana. Ny vehivavy ihany aza no midongy tsy hampiasana ilay teny amin'ny lehilahy :wink::wink:
Ka na misy na tsy misy "e" ny viol, tsy any mihitsy izany no olana raha miresaka zaza tsy ampy taona.

24. pissoa
(
26/02/2006 08:39)
lapino:Izaho koa mba gaga ry lapino 8O8O
Raha toa ka meloka ny lehilahy miray amina sipa tsy ampy taona, dia inona izany no ahafahan'ny vehivavy miray amina bandy kely tsy ampy taona manamarin-tena fa tsy meloka??!
Ny resaka "viol" indray resaka hafa mihitsy, tsy misy ifandraisany amin'ny tsy fahampiana taona. Fa amin'ny maha fanaka malemy ny vehivavy (na ampy na tsy ampy taona io) dia amin'ny vehivavy irery no tena miasa ilay voambolana.Hihihi - tsy dia hoe amin'ny fanaka malemy loatra angamba fa ny lehilahy no matetika mi-viol izany :wink: ... dia indraindray aza izy samy izy (lehilahy) ihany no mifampi-viol koooo
29. jentilisa
(
27/02/2006 07:10)
amin'ny lalàna gasy rehefa misy ny firaisana amin'ny tsy ampy taona dia viol foana izay!
30. isrine
(
01/03/2006 12:39)
Fa ny lehilahy no voan'ny sazy mafy matetika satria mampiasa hery, sa?
31. little
(
07/04/2006 10:43)
za zao mineur fa mba tiako klo raha mba violena zany e! hitako ety zao zany=))=))=))=))