Guerre Mondiale
1. pissoa
(
23/02/2006 18:58)
Tamin'ny ady lehibe ony zany an dia nisy miaramila Allemand, niditra tamin'ny trano anakiray, dia nandravarava tao, nosimbasimbainy ny zavatra tao amin'le trano ... dia lasa niakatra hatrany amin'ny grenier, dia nahita sipa sy ny bebeany tao, mba niafina izany ry zareo fa natahotra e . Dia lasa lery nankeny amin'le sipa, dia ni-viole ... Dia saika handeha amin'izay dia ozy le bebe: "Eh Oh Pas si vite!! C'est la guerre pour tout le monde, non ?" :roll::roll:
répondu par Veloo le 27/02/2006 18:53
3. Veloo
(
23/02/2006 20:07)
tsy mazava ahy ilay oe c'est la guerre pour tout le monde..
ry lapino ko tsy mbola misy bebe mime akory ato..
ry lapino ko tsy mbola misy bebe mime akory ato..
8. sasa
(
24/02/2006 04:02)
Veloo izany hoe tokony ho mba ni-viole an'le bebe kou izany izy fa tsy hoe le sipa kely ihany =))=))=))=))=))=))=))
10. kala
(
24/02/2006 06:02)
:-D:-D ka ny antitra ange hono tsy mila aolana (violer-na) intsony fa efa miolana ê!
ny tanora mbola mahitsy no aolana....
dadabe angamba mbola lasa nanao miaramila any ambadika any=))=))=))=))=))=))=)) "bekotro ê!"
ny tanora mbola mahitsy no aolana....
dadabe angamba mbola lasa nanao miaramila any ambadika any=))=))=))=))=))=))=)) "bekotro ê!"
12. jentilisa
(
24/02/2006 12:38)
fa mbola tsy azon'ilay miaramila ihany izay tena dikany, dia notifiriny avy hatrany izy mianaka...oadray diso aho fa mampihomehy aloha ilay izy e!
13. pissoa
(
24/02/2006 15:35)
Veloo:Anontanio an'ireo mivanitika ireo retsy fa zah kounkou tsy dia mahazo loatra ah :roll::roll:
tsy mazava ahy ilay oe c'est la guerre pour tout le monde..
=))=))
14. lapino
(
24/02/2006 18:36)
jentilisa:
dia notifiriny avy hatrany izy mianaka ...
Tsy niova basy ve ry zalah nitifitra an'le rafotsibe avy eo ?! =))=))
15. Herimiafina
(
24/02/2006 19:18)
pissoa:
Tamin'ny ady lehibe ony zany an dia nisy miaramila Allemand, niditra tamin'ny trano anakiray, dia nandravarava tao, nosimbasimbainy ny zavatra tao amin'le trano ... dia lasa niakatra hatrany amin'ny grenier, dia nahita sipa sy ny bebeany tao, mba niafina izany ry zareo fa natahotra e . Dia lasa lery nankeny amin'le sipa, dia ni-viole ... Dia saika handeha amin'izay dia ozy le bebe: "Eh Oh Pas si vite!! C'est la guerre pour tout le monde, non ?" :roll::roll:
:evil::evil::twisted::twisted: Das ist nicht gut!
16. pissoa
(
24/02/2006 19:36)
Herimiafina, Warum? :twisted::twisted:
Es ist nicht gut, oder Sie finden es nicht gut? :oops::oops::-D:-D
Es ist nicht gut, oder Sie finden es nicht gut? :oops::oops::-D:-D
19. Herimiafina
(
24/02/2006 21:40)
pissoa:
Herimiafina, Warum? :twisted::twisted:
Weil habe ich nicht deucth lieben! Es geht mich sleicht!:roll::-D
