Mila namana

1. vatosoa08 ( 23/02/2006 10:09)
Mila namana tena namana,25 à 30 ans.Hifampitafatafana e sy hizarana izay mahasoa koa
répondu par Fiffi le 11/03/2006 20:30
2. Fiffi ( 23/02/2006 10:21)
io ny anareo ry 25-30 ans ah! :(:(:( hay ireo 25-30 ans ireo hiany ve no hatao hoe namana ahazahoana Hifampitafatafahana ? :evil::evil: noheveriko hoe namana daholo ny ato fa tsy misy tranche d'age zany raha tsy hoe tena namana hafakely angamba!!
3. caprio ( 23/02/2006 10:54)
Fiffi:tandremo fa betsaka kosa anie ny manao resaka tsy matotra eto,zany we manao resa-jaza sy manao resaka hanihany daholo ny akabeazany,ka izay no mahatonga azy hitady olona 25-30 mba hifampiresahana ka izao aloha ao anatin,ilay taona tadiaviny de vonona aho zany ho namany,isika gasy mantsy raha vao mahazo zavatra kely dia manararaotra hany ka hita eto daholo izao resaka vetaveta sy teny rratsy rehetra izao,ka hoy aho we aza mba zavatra azon,ny gasy hiany e
4. colar ( 23/02/2006 11:22)
fa le namana tadiavina ve alo ao tamatavy ihany sa any am dezaka be e,to sarotra ihany mantsy le hanafatra sipa avy any tamatavy kty,sa aona ozy lisany
5. mamzelkely ( 23/02/2006 11:40)
zay klou zany de ts t afiditra ko nefa zay refa resaka matotra de afaka manao matotra ihany tssssss:(
6. pissoa ( 23/02/2006 11:46)
Hihihi - zah mbola tsy ampy taona :(:(
Vatosoa :-*:-*
7. sonwin ( 23/02/2006 12:14)
caprio:

Fiffi:tandremo fa betsaka kosa anie ny manao resaka tsy matotra eto,zany we manao resa-jaza sy manao resaka hanihany daholo ny akabeazany,ka izay no mahatonga azy hitady olona 25-30 mba hifampiresahana ka izao aloha ao anatin,ilay taona tadiaviny de vonona aho zany ho namany,isika gasy mantsy raha vao mahazo zavatra kely dia manararaotra hany ka hita eto daholo izao resaka vetaveta sy teny rratsy rehetra izao,ka hoy aho we aza mba zavatra azon,ny gasy hiany e


Ny resaka ry namana dia arakaraka izay fandehany eo ihany an,misy fotoana matotra8O, misy fotoana mihanihany:P,misy fotoana hiresahana vetaveta araka ny filazanao azy:°), miteny ratsy koa refa ilaina:^):twisted: fa tsy hoe refa mihanihany dia resa-jaza!! nareo angamba ilay ataon'ny fiaraha-monina hoe "serié be iny fa attention an!"..dia mazotoa mitafa ra-serié be an!
:°)

8. cutie ( 23/02/2006 12:46)
ohtran'ny miakatra be sw zany :roll::roll::roll:
9. mamzelkely ( 23/02/2006 12:53)
miakatra amin'ny inn ky izy :°) scensséra ve sô de tokony ampidinina:-D:-D
10. cutie ( 23/02/2006 12:54)
mamzel hummmmmmmmmmmmmmmmmm aoka ihany.
11. sonwin ( 23/02/2006 13:03)
cutie> ka hoy leiry hoe "aza mba zavatra azon'ny gasy ihany", ohatran'ny maneso sy misouz zany fiteny zany amiko...leiry angamba tsy gasy fa vazaha mahay miteny gasy 8)...tsy miakatra za fa norma ihany ka :°)
12. cutie ( 23/02/2006 13:06)
matoa namaly an'io de nisy reaction ihany tany na de norma aza. :P
13. sonwin ( 23/02/2006 13:13)
ie :P :-D

fa aleo iny ho any fa zao ry zareo an:

I vatosoa08 mila namana tena namana, 25 à 30 ans
14. cutie ( 23/02/2006 13:15)
za mety raha mety izy :P
15. mamzelkely ( 23/02/2006 13:17)
zay kloyu de efa ts mety de mionona ee:?
16. Fiffi ( 23/02/2006 13:38)
hoy caprio:
[quote]message isika gasy mantsy raha vao mahazo zavatra kely dia manararaotra hany ka hita eto daholo izao resaka vetaveta sy teny rratsy rehetra izao[quote]
8O8O8O8O ianareo angamba no mpanao an'izany fa tsy "isika" gasy an! :evil::evil:
17. petakorona ( 23/02/2006 13:52)
midira bebe akia a! mbola misy place hono!
de njy zany bebe faha 44? Tsy mila manontany an'i dadabe fa tonga de ok io
18. Veloo ( 23/02/2006 15:47)
petakorona :-D:-D:-D:-D
mety namana speciale kosa ry reto no tadiaviny a..
19. pissoa ( 23/02/2006 15:56)
Hihihi - ka ny namana tadiaviny ary ve ry petakorona 25-30 dia asainan-jy miditra bebe izy ah :-D:-D
20. Fiffi ( 23/02/2006 16:09)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8574