Mila namana

21. Veloo ( 23/02/2006 19:24)
:-D:-D
22. mamzelkely ( 24/02/2006 05:32)
:-D:-D:-D
23. Fiffi ( 24/02/2006 05:55)
hoy petakorona:
midira bebe akia a! mbola misy place hono!
de njy zany bebe faha 44? Tsy mila manontany an'i dadabe fa tonga de ok io

:-D:-D:-D mbola tsy zafikely akory ve dia bebe sahady kosa ?8O
24. Veloo ( 24/02/2006 16:30)
fiffi a tonga de bebe kosa e8)
25. Fiffi ( 24/02/2006 20:22)
Veloo: aiza kosa eh! andraso aloha fa mbola tsy ampy taona kosa ny zaza eh! :(
26. Herimiafina ( 24/02/2006 21:21)
Fiffi:

io ny anareo ry 25-30 ans ah! :(:(:( hay ireo 25-30 ans ireo hiany ve no hatao hoe namana ahazahoana Hifampitafatafahana ? :evil::evil: noheveriko hoe namana daholo ny ato fa tsy misy tranche d'age zany raha tsy hoe tena namana hafakely angamba!!

Ary njy toa tezitsa be ry Fiffi! :-*:-*

27. Veloo ( 26/02/2006 17:05)
fiffi a tonga taona doly reo retsy a:-D:-D
28. mamzelkely ( 27/02/2006 10:57)
zay zao ry veloo bola ts tafiditra ao am le tranche d'âge tedavin vatosoa k'ty :-D:-D
29. Veloo ( 27/02/2006 15:54)
mamzel a sotomina kely ny taona-njy dia tafiditra ka :-D:-D:-D
30. xxx ( 28/02/2006 07:35)
nareo ry reto aza manao tsinontsinona an vatosoa e! marina mits ny azy fa aleo 25 mahery fa ra vao latsakizay de zvtr hafa foana no eritreretiny! sarotra ange zany mitady namana izany e! surtout eto am serasera fa ny lelà no tena hitako mpanararaotra be eto!
31. mamzelkely ( 28/02/2006 08:06)
ka ts tokony asina limite ôtran'izao le izy fa manjary ôtrany manao tsinn tsinnn ny olona ts tafiditra ao am le age aiza no halalany fa ny olona 24ans na moins ts mbola matotra no zay efa 26ans ra tena miresaka tsara:roll:
32. Veloo ( 28/02/2006 14:09)
xxx a marina retsy io lazain-njy io momban'ny bandy ato a :-D:-D:-D
33. RADOUXE ( 11/03/2006 19:52)
Zao le izy ngambe ny namana tedavin"i Vatosoa tena oe tsy namana fotsiny fa tena oe miaraka mitsy e ka zay no mety nametrahany anio tona io sa?Fa tsy oe ze tsy 20-25d tsy namany sa zay mitsy le izy ry Vatosoa
34. RADOUXE ( 11/03/2006 19:54)
cutie:

mamzel hummmmmmmmmmmmmmmmmm aoka ihany.



Zay ndray vo ita le
35. Fiffi ( 11/03/2006 20:30)
ny ................ :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3602