tandremo ny dakoma
1. bonaventure
(
21/02/2006 16:22)
Ho andranabavy ,tandremo sao variana na voafandrika ny dakoma fa maro ireo ranabavy mitondra faisana atsy @ nosy comore fitahan'ireto komoriana mizesta be aty Dago nefa tsy misy hafitsoka any aminy ,araka ny fitenindry zareo dia fakana taranaka hono isika gasy fa mahay ,tsara volo rehefa azony ny zaza dia iny atsipiny ary ataondrizareo pasibaolina mampalahelo tandremo ampitao ny hafatra,mamy ny vola fa ny aina tsy hatao jono
répondu par bonaventure le 03/04/2006 08:33
2. fasaly
(
21/02/2006 17:05)
:-D:-D:-D mahita vaovao kou an!
tandremo zany ry zavavy an! sao ho etiny any moroni, na mayotte de matimaty eo:°)
tandremo zany ry zavavy an! sao ho etiny any moroni, na mayotte de matimaty eo:°)
4. Herimiafina
(
21/02/2006 21:03)
Ary raha afamadika, sipa dakoma njay no andramako klé? hehehehehe=))=))
7. Dezy
(
22/02/2006 08:53)
ny tena tsy azoko anié de zay tonga any dago zany ka mizesta na fotsy na mainty ,sinoa ,tavany sns.. de afaka mitondra mody daholo????mampalahelo zany ,
8. pissoa
(
22/02/2006 11:18)
bonaventure::(:(
fitahan'ireto komoriana mizesta be aty Dago nefa tsy misy hafitsoka any aminy ,araka ny fitenindry zareo dia fakana taranaka hono isika gasy fa mahay ,tsara volo rehefa azony ny zaza dia iny atsipiny ary ataondrizareo pasibaolina mampalahelo tandremo ampitao ny hafatra,mamy ny vola fa ny aina tsy hatao jono
Herimiafina::-w:-w
Ary raha afamadika, sipa dakoma njay no andramako klé? hehehehehe
Dezy:Ka zay ary kou :-D:-D:-D Tssssss
ny tena tsy azoko anié de zay tonga any dago zany ka mizesta na fotsy na mainty ,sinoa ,tavany sns.. de afaka mitondra mody daholo????mampalahelo zany ,
9. ari.malala
(
22/02/2006 12:23)
Mampalaelo alo zany e! fa za efa ela b no tsy tia dakoma, sady ef anifamaly t@ bandy dakoma mintsy t@ io resaka io. Aminy hono d toy ny irahiny mividy zavatra any @ supermarché ny vhv bevoka fa ts manana zo @ iny zaza ao ankibony iny ntssss!:x aiza no ihetezan'izany!!! D ny vhv ko @ zareo mitovy @ mpanampy ao antrano iznay hoe tsy mahazo mivoaka mitady vola fa raha ohatra hoe mikarama 250 000F enao d omena anao isam-bolana iny vola iny fa enao tsy mahazo mivoaka, d mahazo ampirafesina, ka raha tonga ao antrano ramose miaraka @ maitresseny d tsy maintsy mikarakara enao satria mandray vola b!!!:x mba toetsain'inona loatra!!!:x
10. xxx
(
22/02/2006 14:58)
tena mampalahelo reto izany a!tsy aleo ve ry sipa gasy mijery bandy gasy mitovy amin'ny tena ihany,na de atao hoe tsy misy vola kôfiboay,tsy aleo ny eto an-toerana ihany reto a!ny sipa gasy letsy diso maivana loatra ny fahotako azy,raha vao misy vahiny eo de efa tsy misento am le kofiboay gasy intsony le sipa,fa ataon'ny izay ahazahoana ilay vahiny,atao ahoana fa ny vola no alohan'ny zavatra rhtra,
12. zefalah
(
23/02/2006 03:35)
adala ny sipa gasy...
ADALA NY SIPAGASY>
:cry: indrisy.
aiza le hoe fitiavan e?
tsis dakoma sy dagasy zany,fa refa tianao lay olona dia iarahinao.
jereo ny mbola mahavendrana ny sipa gasy.
rebirebein'ny vahiny vola de manaiky izay lazainy,vadiko enao sns...nefa refa miteraka lasa izy mody any @ taniny dia eo lay zaza tsis ray.
za tsy manome tsiny azireo,lay vahiny zany,na komoien na sinoa na vazah,sns..fa kosa
manome tsiny an'lay gasy,satria efa maro no voa otran'io mbola tsy fay iany le siparera siga gasy adaladala .
mba misy saina e...aza mety fetsen'olona...

13. mamzelkely
(
23/02/2006 06:29)
zefalah< comment ca adala ny sipa gasy :-w:-w:-w non mais adala zany zay miaraka am bandy gasy sa aôna???? io zay choix-ny sipa io fa à mon avis betsaka ny sipa gasy efa ts nirevy dakoma hatram zay
14. ari.malala
(
23/02/2006 07:49)
Zefalah a, refa voadona enao d aza ny sipa gasy rehetra no atao anaty sobika iray! Io fomba fiteninao io amboary kely fa tsy mety mintsy! Fa ra enao mo wa no misy manao we enao adala, enao dondrona d aôpna ozy enao? Na ny pseudo anao aza anie d efa afaka anaovana we ty tena zefa araka ny anarany mints e! fa zany we ts mbola nisy nanao anao an'zany d hendry ery enao mahay vava!
15. mamzelkely
(
23/02/2006 07:59)
tsotsotra koko ka aza miaraka am sipa gasy refa ts tia fa miaragha am sipa dakoma :-D
16. zefalah
(
23/02/2006 13:58)
aleoko mintsy mitady dakoma vavy ra izany..
tssss
sady dakoma vavy mba ray finoana amiko.
sady manja no mahay mikarakara,no mahay an'zao rehetra zao e..
:-D fandrina hikonaina ny lelako ho maina,zao ho ritra ranonaina,ny fandrina hikikika hitaraina,ra ra dakoma vavy no hiraina.
:-D

17. naughtyboy
(
23/02/2006 21:12)
zefalah : ny sipa gasy antsony lery we adala ny dakoma vavy irediredena sao mba karazana dakoma avy ao dago alo ny akama ,asa raha mba efa enony la
we aza manenjidresy fa miloloha lanitra ka tsy maintsy lena ary mandia tany ka tsy mentsy solafaka ra tsy we planeta hafa ndray ngamba no ipetsahan' la ty ka
adino ny mahaolona le vhv eritreritsa ihany io maniditsidina b tsy eto antany le fisainana ka mahavarina ....

19. ari.malala
(
24/02/2006 08:07)
mamzelkely, non izy anie tsy naterabehivavy fa nilatsaka hoazy avy any andanitra e! angaha tsy haindry zany?