tandremo ny dakoma

21. pissoa ( 24/02/2006 10:11)
zefalah =))=))=))
22. bonaventure ( 24/03/2006 08:24)
:^):-w
ari.malala:

Zefalah a, refa voadona enao d aza ny sipa gasy rehetra no atao anaty sobika iray! Io fomba fiteninao io amboary kely fa tsy mety mintsy! Fa ra enao mo wa no misy manao we enao adala, enao dondrona d aôpna ozy enao? Na ny pseudo anao aza anie d efa afaka anaovana we ty tena zefa araka ny anarany mints e! fa zany we ts mbola nisy nanao anao an'zany d hendry ery enao mahay vava!

:b,andray ry arimalala izaho anie bandy e,tsy misy na iray aza @ zato vehivavy gasy nanambady comorien no milaza fa faly,mijaly na savony hanasana tainjaza aza tsy omeny nefa izy miasa fa omeny ny reniny ny karamany,raha tsy mahatoky ianao dia hanaovako lisitra indry eny hatr@ telephone omeko anao daholo dia @ izay ianao no maheno ny fitarainana,ontsa ny foko eny matetika aho no manampy miafina satria ny tena manambady amanjanaka ,mampalahelo nefa dia hodiny arimalala fanina ok

23. rapala ( 24/03/2006 09:31)
Ka izao ange ry bonaventure e, araka ny ohabolany taolo, ny nenina tsy ao aloha fa aorina :? Ny fihevereny tovovay hoe rehefa manambady vahiny dia hoafak @ fahoriana e... tsy ny komoriana ihany fa na dia frantsay na europeana izao aza. Mi-geste ry zalahy tonga dago satria ny takolovola ambony be, nefa rehefa tonga aty @ taniny aty ry zareo tsy manmbola akory - eo vao tonga saina hoe, toa lasa nahantra? Tsy mitovy ny vidim-piainana ao dago sy any ivelany. Fetsy ryzareo ka! Ny tovovavy-tsika mahay sy manja kely. Tsy misy nainona2 azontsika atao fa dia enga anie ny tovovaintsika mba ho mailaka.:(:(:(
24. ari.malala ( 27/03/2006 09:33)
bonaventure:

:^):-w
:b,andray ry arimalala izaho anie bandy e,tsy misy na iray aza @ zato vehivavy gasy nanambady comorien no milaza fa faly,mijaly na savony hanasana tainjaza aza tsy omeny nefa izy miasa fa omeny ny reniny ny karamany,raha tsy mahatoky ianao dia hanaovako lisitra indry eny hatr@ telephone omeko anao daholo dia @ izay ianao no maheno ny fitarainana,ontsa ny foko eny matetika aho no manampy miafina satria ny tena manambady amanjanaka ,mampalahelo nefa dia hodiny arimalala fanina ok



Bonaventure a, za manin anao? i Zefalah anie no noteneniko fa ts enao e! Ary io zefalah mahay vava ny vehivavy io no nahatezitra ana fa ts enao mnts! Za aza ts tia comorien maizina ko!! Efa noteneniko ary ambonimbony ary fa efa nifamaly t@ comorien mints wa za resaka fiainana andavanandro io we refa miteaka sns, enao zany tsy maharaka resaka d za no iadivanao an!
25. bonaventure ( 03/04/2006 08:21)
hay ve tara indray aho tamin'iny ka honpo aho ry arimalala mba tairo adresse mail ny tary toa ohatra ny mahafinaritra ahy ny miresaka
26. bonaventure ( 03/04/2006 08:33)
Herimiafina:

Ary raha afamadika, sipa dakoma njay no andramako klé? hehehehehe=))=))


Mazotoa sady mahay mikarakara fa ny alina nareo no tsy matory fa miasa manosika borety ok
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8456