de aona e?
1. zefalah
(
19/02/2006 15:56)
mialstiny raha miditra ato @ resa-behivavy ny tenako.
ie,satria misy fanotaniana tiako anotaniana anareo vehivavy manoka.
manao ahoana daoly r'vehivavy gasy manerana an'zao tontolo izao.
saika mba ametraka fanotaniana ny tenako.
hoe:
nareo vehivavy ve tsy mino raha oatraka misy lehilahy mitory fitiavana aminareo?
@ intenet io ?
akotran'lay hoe ita-maso.
de ,nareo vehivavy tsy mety raha tsy miresaka amin'olona maro? inona no antony hiresahanareo amin'ny olona afa akotran'ilay efa tianareo?
maninona ny vehivavy gasy no mandaiga?
:{ mialatsiny be dia be za raha toaka ametraka ireo fanotaniana reo aminareo.
mankasitraka an'zay amaly kosa.

répondu par vale le 22/02/2006 22:10
2. Fiffi
(
19/02/2006 16:05)
hoy zefalah: "maninona ny vehivavy gasy no mandaiga?
:-w:-w:-w:-w fa ahoana koa izany ????? fa ianareo lehilahy gasy ve tsy mba mandainga ??? mahagaga ahy izany an! firy , firy ny vehivavy tratranareo lehilahy hoe mbola tsy manambady nefa sady efa manan-janaka no efa manambady !! tsy ny rehetra aloha an! fa aza hatao koa hoe "ny vehivavy gasy no mandaiga"

3. Fiffi
(
19/02/2006 16:13)
zefalah: raha voadonan'ny lainga tany ianao , aza hatao hoe ny vehivavy gasy no mandainga an! fa ataovy hoe "NISY"
Ny hoe tsy mino akoatran'ny hita maso , io aloha dia miankina @ tsirairay eh! ary fa angaha moa ratsy ny miresaka @ olon-kafa ankoatran'ny ilay efa tiana ?

4. mpianatra
(
19/02/2006 16:19)
koz ve ? :-D
aiza zany zefa aaaaaaaaa.
nga vodona tany ndray zama?
hehehehe :-D
mba mora mora lety amin'ity mistery be fitiavana ty a
Fiffy>> fa zao kosa ..koz vrai io nkozin'rala zefalah io..nareo joba gasy mpandainga doly doly.

5. pissoa
(
19/02/2006 17:39)
Ny olona rehetra mpandainga daholo kooo (afa-tsy ny ankizy kely) , donky ny joba gasy kou mpandainga satsia ry zareo olona =))=))
6. Ralay
(
19/02/2006 18:10)
Zah indray dia tsy mba mandainga fa indraindray ihany vao milaza ny marina e =))=)):-$:lol:
8. vale
(
19/02/2006 20:21)
zefalah: enao izay mety sendra vehivavy mpandainga, sady tia maro fa tsy ny vehivavy rehetra kory dia toy izay daholo ê, dia rehefa manao an'izany ilay vhv dia adabohy tany fa inn ny olana ê, vhv maniry ôtrany anana ty! olona iray ve no nanao tsy nety dia ny rehetra no vôhosom-potaka???:x
10. akamatiana
(
19/02/2006 20:53)
zefalah oujyyyyy fa inn ty nahazo ???
:-Dvalim-panontaniana
-Raha fitiavana tena fitiavana , na internet na inn tsy mila finoana zany fa refa mifanjay ilay fitia de zay.
-Fa maninn ny vehivavy tsy avela iresaka amin'ny olona maro??? ny antony veuuh!! ohatra ny antony iresahanareo lehilahy amin'ny olona maro iany :-D:-D
-vehivavy gasy mandainga ?? ohatra anareo lehilahy mandainga iany , fa zao matoa izay enao mahatsapa tena fa voalainga , dia satsia enao mpandainga
zefalah > mety veuuh valim-panontaniako ???:-D:-D

12. diamondra27
(
19/02/2006 22:40)
zefalah: tonga injay de hanakotaba an!
fa efa niaraka t@ sipa hafa firenena ngah hono zefa de tsy mba mandainga ry zareo e!
tsy azoko koa le fanontaniana, tsy mahazo miresaka intsony zany refa misy olona tiana na hita maso na tsia?Inon koa 'zany ry zefa a! vady karana ve? hihihi
maninon no mandainga ny vhv gasy? Lazao aloha ze nandangainy taminao de omena ny antony e!de vhv firy zany nadainga zany ? fa misy firy ny isan'ny vhv maagasy?
lapino: azonao omena kely ve le statistika momba ny vhv maagasy? hanao lesona kely

14. Fiffi
(
20/02/2006 05:58)
akamatiana , diamondra : =D=D=D :-*:-*
lasa indray ny tambabe :-D:-D ie zefalah: omeo tokoa hoe inona ilay lainga dia mba hazava ny resaka!

15. mamzelkely
(
20/02/2006 06:19)
1- fa manin zay no ts hino refa misy lhl mitory fitiavana refa tena sincère ve ts hinona:°)
2- ka inn aza no atongavana eto ry zefa ra ts hiresaka am olona maro :roll:
3- ts haiko we manin ny vhv gasy no mandaiga mety am le izy madainga angamba ts haiko :°) nga i zefalah ts mba madainga mits :roll:

16. rurik
(
20/02/2006 07:34)
zafalah sady angaha moa raha miresaka @olona maro dia midika fa olona iarahana daholo zany ?
sady raha ny fieritreretako aloha dia io le olana @net e matetika ianao raha miditra eto dia misy olona miresaka fona indrindra fa ny chat ka raha misy olona miresaka aminao ve dia tsy hamaly fa iandry an'i zefalah fona vao hiresaka?
satria tsy eo i zafalah dia tsy hiresaka aho:(:(:(

17. Fiffi
(
20/02/2006 08:18)
dia tena mahagaga ahy mihintsy hoe tsy azo hatao izany ny miresaka @ olon-kafa afatsy ny olontiana hiany ? Dia raha mandritry ny 3 volana i zefalah tsy hita dia hijanona eo zany !! tsy hiresaka am'iza na iza ve ?:(:(:(
18. rurik
(
20/02/2006 09:06)
dia tsy andraso eo i poly fa andraso eo zany zafalah ko =))=))=))
sady amiko aloha tsy midika we olona iaraha fona rehefa miresaka e maro manko ny mieritreritra we rehefa miresaka @net dia mitady sipa na vady fona .

19. Fiffi
(
21/02/2006 05:33)
rurik: indrisy manko akia an! io mbola ialay toetra tokony hovana mihintsy fa manimba zavatra be eh!
20. vale
(
21/02/2006 15:08)
zefalah: ny we tsy afaka miresaka amn'ola betsaka kosa klou tena tsy izy ê, fa ilaina ny fahatokisana rehefa mitia olona iray ianao, fa tsy izay iresahana akory dia we iarahana daôlo .
Fa ITY TOETRA MANDAINGA ITY KOSA alou zaho koa dia naman'i zefalah @ io ê, amiko lay izy midika TSY FAHAMATORANA, sady tsy "honnête" kou , zaho akory tsy miteny we tonga lafatra an :!:, fa rehefa tsy tiana le ola mampaninnn nefa mitsotra eeee :?:, fa tsy mandainga ohatra???
ampiasaina ny lainga rehefa sendra zvt tsy azo anoharana: ohatra misy ola tady hamono anao dia tsy hitanao zay hialàna @ dia mody ataonao we : izay ary fa tamy ny pôlisy na zvt mitovy2 amzany.... iàlao ry namana ny LAINGA fa tsy mendrika , sady "TSY MAMPIVOATRA":!::!::!: