coup de foudre

1. petakorona ( 16/02/2006 21:53)
nisy olona 2 vao nifampijery fotsiny tonga dia samy tia; dia niaraka firaisana ara-nofo anefa mbola tsy nifankahalala akory.
Mety haharitra hafiriana ny fiarahandry zareo?
Misy chance ho tonga amin'ny fanambadiana ve?
Ahoana no atao mba tsy ho tratran'ny coup de foudre?
répondu par lolyony le 16/03/2006 20:37
2. Herimiafina ( 16/02/2006 22:16)
Samihafa ny olombelona tsirairay ary sarotra be ny tonga de miteny amboalohany hoe mifanaraka tsara ireto roa ireto raha mbola tsy nifankahafantatra tsara akory. Izay no logique voalohany.

Saingy! Araka ny noteneniko dia miankina amin'ny tsirairay io, misy couple dia toa izany no niatombohan'ny fiarahan-dry zareo kanefa dia tena naharitra tokoa efa ho 20taona izao.

Nisy koa couple nanaraka io lojika etsy ambony io, nifankahafantatra tsara aloha vao nanapakevitra hiakatra étapes isankarazany. Tsy naharitra anefa taty aoriana.

Ny tiana hambara de mety ho coup de foudre no niantombohan'ny fiarahana, fa raha tafatojo ny anjara (olona mifanaraka amin'ny tena) dia mety haharitra.
3. Lejim ( 17/02/2006 01:46)
Milay kosa izany fa hialana ahoana indray? lol
4. dadabe ( 17/02/2006 03:12)
petakorona> hummm izany a:-w:-w
5. akamatiana ( 17/02/2006 03:45)
petakorina> maharitra fona akia refa tena fitiavana an!!na dia anjoany aza vao nifankahita , mifankafatantra miandalana eo iany euh!

ny fanambadiana injay ,misy chance fona refa zay no tin'izy mitsamy ,asa nefa :-w

Mbola tsy nahita fomba atao idifina an'ilay coup de foudre klou zah euuh!!:-D
6. BEN ( 17/02/2006 04:02)
Tsy dia matoky loatra hoe mety hiafara @ fanambadiana zany satria fahatairana fotsiny ilay izy.
7. Rojiane ( 17/02/2006 04:09)
ary ny olona 2 mifaheno feo tonga dia tia ireny koa ahoana?? nefa vao mifampijery sary na mifanao fotoana de misy diso fanantenana ,tonga de miala rehefa avy eo , nefa efa nifampitory fitia sns tamin'ny telephone na messenger
8. lilbon ( 17/02/2006 04:40)
way coup de foudre zany ange mafy e!
tonga de tia tsisy olankolaka izany
tadidio fa ny olona tsotra no tratran'izany fa ny be politika tsy mandeha amin'io fa mbola mijery karazana interet isankarazany!:twisted:
way mety maharitra mandrapahafaty an !:):)
9. ari.malala ( 17/02/2006 04:53)
Ka ilay mifankahafantatra anie, ampahany ihany e, satria misy olona izao atao hoe fantatrao nandritra ny 20 taona ihatra fa misy zava-baovao foana tsy fantatrao any @ iny olona iny ary ny fiainana @ ankapobeny mihintsy dia decouverte sy surprise foana, misy ny tsara ary misy ny ratsy. Raha io coup de foudre io izao, izaho mino fa raha tena fitiavana no fimapizaran-dry zareo dia maharitra. Ny tokony atao mba tsy ho tratran'ny coup de foudre? Sarotra be zany satria tsin enao olona manam-pitiavana, ary io tsy fidiana hoe eto aho te hotratra d eto aho t hiala azy fa refa tratrany d tratrany :)
10. fasaly ( 17/02/2006 06:31)
ié! zà anhita emmission tam tv, coup de foudre fotsiny de nifakatia be de nivady ka! arakraka ny tsirairay io e!:wink:
11. Fiffi ( 17/02/2006 06:53)
tsy misy an'izany hoe "Ahoana no atao mba tsy ho tratran'ny coup de foudre?" amiko aloha dia zavatra naturaly io an! rehefa sendra an'io dia zay! zavatra tsy noforonina , tsy nisy terena fa dia lasa na tonga ho azy , dia anao sisa zany no manao izay mety.
12. mamzelkely ( 17/02/2006 07:59)
io refa tena mifankatia nareo de lasa zao fôna ka :D
13. sonwin ( 17/02/2006 08:36)
petakorona:

nisy olona 2 vao nifampijery fotsiny tonga dia samy tia; dia niaraka firaisana ara-nofo anefa mbola tsy nifankahalala akory.
Mety haharitra hafiriana ny fiarahandry zareo?
Misy chance ho tonga amin'ny fanambadiana ve?
Ahoana no atao mba tsy ho tratran'ny coup de foudre?



Milay kosa zany zistoire zany..zistoire owa zisotoire an
14. pissoa ( 17/02/2006 09:28)
Miankina amin'ny tsirairay, ilay fitiavana ohatran'ny tsy dia misy lalana hatramin'izao aloha.

Ity misy zistwara iray izay te hamaky
http://serasera.org/tahiry/index.php?rub=tahiry/tahiry&t_id=t4281a3ee8a434
15. Veloo ( 17/02/2006 17:21)
pissoa a lava be aky ilay izy a mba summarizeo kely oe? :-D:-D:-D
16. pissoa ( 17/02/2006 18:34)
Hihihi - Veloo, efa hoe ho an'izay te hamaky io! Izay tsy te hamaky mijanona :roll::-D:-D:-D
17. akamatiana ( 17/02/2006 21:00)
zah tonga de tsy jery ra lava lotsa ka!!:-D:-D
18. diamondra27 ( 17/02/2006 22:03)
misaotra kambony ry pissoa fa za namaky an'le izy de tena=D=D fa misy eritreretina ah!

ny coup de foudre aloha de tena misy fa tsy maharitra raha tokony ho izy e! araka io anarany io.

Rehefa tratrany kosa de tena ohatrany tsy eto antany intsony surtout raha ohatra ka sendra ny place romantique no niseho ny rencontre sy ny :*:*(l)(l) fa any @ paradisa.

Mirary izay mbola tsy voa mba hanandrana hihihi:-D:-D:-D
19. fasaly ( 18/02/2006 09:17)
20. fasaly ( 18/02/2006 09:19)
herimiafina: hita wa! ny coup de foudre miankina ny tsirairay fa tsy misy izany tsy maharitra zany, inona no antony tsy hampaharitra azy ry diamondra???
nisy tratran'ny coup de foudre de nivady de lasa fianakaviana sambatsa beuh araka io voalazan'ny hery io hoe nanahritra 20 ans et plussssss.......:°):-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4363