coup de foudre
21. fasaly
(
18/02/2006 09:21)
BEN:
Tsy dia matoky loatra hoe mety hiafara @ fanambadiana zany satria fahatairana fotsiny ilay izy.
ka mbola tsy nahita zany ben de tsy mino fa raha efa nahita olona tratrany ka nivady vao hino, fa i ben afleck ve io kalou e8)
22. fasaly
(
18/02/2006 09:22)
Rojiane:
ary ny olona 2 mifaheno feo tonga dia tia ireny koa ahoana?? nefa vao mifampijery sary na mifanao fotoana de misy diso fanantenana ,tonga de miala rehefa avy eo , nefa efa nifampitory fitia sns tamin'ny telephone na messenger
ka ny feo kosa ange hafa mintsy e!
loza kou raha ny feony no nitiavana lay oul kanou!:-D
23. fasaly
(
18/02/2006 09:23)
lilbon:
way coup de foudre zany ange mafy e!
tonga de tia tsisy olankolaka izany
tadidio fa ny olona tsotra no tratran'izany fa ny be politika tsy mandeha amin'io fa mbola mijery karazana interet isankarazany!:twisted:
way mety maharitra mandrapahafaty an !:):)
kozy ve zany??????:roll::°):-*
24. diamondra27
(
18/02/2006 17:46)
fasaly : nena akia tena tsy nety a!
coup de foudre t@ xxx de nanjavona izy tsy hay oe iza ary le xxx:-D:-D:-D:-D soa ihany fa tsy nisy hum hum fa saika voan'ny aza manadino teo za :-D:-D:-D:-D:-D
coup de foudre t@ xxx de nanjavona izy tsy hay oe iza ary le xxx:-D:-D:-D:-D soa ihany fa tsy nisy hum hum fa saika voan'ny aza manadino teo za :-D:-D:-D:-D:-D
25. fasaly
(
18/02/2006 18:09)
diam: ka aza avela xxx zany wa! vao manao io izy de efa controlé-o ny fou tsy hi foudre fa manjary manimba e!:wink:
27. fasaly
(
18/02/2006 18:14)
zà ndray aky demondra mbola tsy tratran'ny coup de foudre fa niantefain'i coup de foudre hono a!
:°):°):°)
:°):°):°)
28. petakorona
(
18/02/2006 21:19)
lilbon: efa tratrany nga ianao?
fasaly: sambatra aky indry tratrany e!
namana namaly: misaotra
fasaly: sambatra aky indry tratrany e!
namana namaly: misaotra
29. fasaly
(
18/02/2006 21:25)
petakorona, sady in-joa wa! fa otran'ny mifanojo marina kalou lay tratra sy niantefaina e!:°:°)
30. fasaly
(
19/02/2006 07:49)
ny zavatra tsapako fotsiny amin'ireny olona voan'ny coup de foudre reny de tsy mitsitsy izy fa tsy maintsy lasa miteny anao mivantana avy hatrany izy milaza izay coup de foudre -ny zay.....:P
31. lavatsofina
(
20/02/2006 15:26)
amiko aloha ry zareo dia tsy dia hitako loatra izay hoe :coup de foudre no tena nahatonga ilay zavatra fa ny tsapako dia izay ilay hoe :COUP e!,rehefa voan'ny coup ianao dia lasa foudre tsotra izao ,ary rehefa tratrin'ny foudre dia miparitaka coup .:-P;-)
32. Herimiafina
(
21/02/2006 02:33)
fasaly:
ny zavatra tsapako fotsiny amin'ireny olona voan'ny coup de foudre reny de tsy mitsitsy izy fa tsy maintsy lasa miteny anao mivantana avy hatrany izy milaza izay coup de foudre -ny zay.....:P
:roll::roll::roll::roll::*
34. fasaly
(
21/02/2006 15:52)
kou mbola nieritreritra izy teoi ange ry diamondra e! hoie ahoana marina zany coup de foudre zany:-D
37. ari.malala
(
22/02/2006 11:17)
tandremo zany ilatsaham-baratra izany fa mahafaty zany ry Herimiafina an =))=))