fiarahana amin'a vehivavy
1. jon
(
11/02/2006 10:00)
inona no mety mahatonga ny lehilahy iray tsy mahasahy mikoty vehivavy !
raha mikoty izy dia ireny le tsisy mpikoty ireny no mba kotiny ka avy eo tonga dia miraikitra aminy na tratrany miaraka amin'olonkafa aza ilay vehivavy dia mbola izy hiany no manambitamby an'ilay vahivavy ! dia inona no tokony hanampiana azy !

répondu par lilbon le 13/02/2006 04:08
2. mirana5
(
11/02/2006 11:58)
lhl tsy mahatoky tena zany, :oops: tokony andinika ny tenany izy 1er ndrindra, tia an'ny tenany, manambombotra tena manao favifavy e, tia ny tenany izy dia tsy sarotra ho azy velively avy eo ny tia ny hafa, mikotikoty zay tiany na ny tsara indrindra na ny atonitoniny na ny ratsy raha goût -ny moa iny, "les goûts et les couleurs ne se discutent pas" avy eo é MAHEREZA hono hoé fa tsy sarotra velively ny mabnaraka:wink::wink::wink::*:*:*
3. fasaly
(
11/02/2006 12:14)
marina zany lazain'i mirana zany pour etre "tombeur" envers ny sipa dia tokony manao izay paozy manintona ny sipa izy alou! fa tsy hoe ohatra manao" pataloha somary miantona kely de hita lay bà fotsy anaovana miaraka am kiraro mainty , ohatra fotsiny io an!
mbà manaraka ny look ny tanora anktriny e! na ny volo na ny paozy, na ny fomba famindra ohatra tsy voatery hividy fitafiana lafo vidy anie e!!!!!! de hitanao eo fa hiova ny toe-javatra mba marina io e!
lazao izy hiova fa misy zavatra manakana azy tsy sahy hikoty sipa ao, ohatra sarokenatra na compleksé na tsy aiko e!:wink:

5. Fiffi
(
11/02/2006 13:48)
hoy jon: " raha mikoty izy dia ireny le tsisy mpikoty ireny no mba kotiny " ka mba @ izay kosa mba mahazo ireny lazainao fa tsy misy mpikoty ireny e!
6. dadabe
(
11/02/2006 14:37)
tsy sahy mikot satria tsy ampy MORSA
torohevitra : ento aty amiko le sipa aloha dia ataoko lavage de serveau de omeko anao izy aveo fa hanaiky anao :wink:
torohevitra : ento aty amiko le sipa aloha dia ataoko lavage de serveau de omeko anao izy aveo fa hanaiky anao :wink:
7. lapino
(
11/02/2006 14:44)
raha mikoty izy dia ireny le tsisy mpikoty ireny no mba kotiny ka avy eo tonga dia miraikitra aminy na tratrany miaraka amin'olonkafa aza ilay vehivavy dia mbola izy hiany no manambitamby an'ilay vahivavy !
Dia hoe tsy misy mpikôty ve ilay vehivavy am'zany? :-w:-w:-w
Sô de mba ... kosa e?! :?
Dia hoe tsy misy mpikôty ve ilay vehivavy am'zany? :-w:-w:-w
Sô de mba ... kosa e?! :?
9. valie
(
11/02/2006 18:52)
nareo an!
zao lesy jon a, matoa zay tsy sahy mikoty le lhl d mety oe vao voalohany angaha , d eo koa ilay sarokenatra kely! D mety oe vao voalohany klouny d aleo aomboka amle tsy d misy mpikoty araka ny teninao. :wink:

11. Veloo
(
12/02/2006 00:53)
lalah:roll::roll::roll: zany ve mba hanatra?:roll:
timide ry reto ilay bandy a...mila esoriny aloha io timidite-ny io fa mande ho azy avy eo:wink:
timide ry reto ilay bandy a...mila esoriny aloha io timidite-ny io fa mande ho azy avy eo:wink:
12. beloha
(
12/02/2006 06:59)
ra tsy sa mikoty sipa le bandy d baiko mona asaina atony fa tsy maintsy poinsa satria tsy maintsy hime le sipa d manomboka eo ny rehatra
13. lilbon
(
13/02/2006 04:08)
eo aloha le tsy fahatokisan-tena eo ihany
zahay koa aza mba tsy sahy mikôty sipa zany !
nefa za tsy mikôty sipa raha tsy mba efa azo antoka kosa fa tsy hidofotra e!
:oops::P
zahay koa aza mba tsy sahy mikôty sipa zany !
nefa za tsy mikôty sipa raha tsy mba efa azo antoka kosa fa tsy hidofotra e!
:oops::P