ordre des pharmaciens

1. LazaRandri ( 11/02/2006 00:13)
- Inona avy ireo dingana arahina raha te hampiditra fanafody hafa ankoatran'ny mahazatra antsika eto an-toerana?

- Tsimaintsy "pharmaciens" voasoratra eto Madagasikara ve vao afaka manao izany sa mety koa raha "pharmaciens" voasoratra any amin'ny fanjakana any ivelany?

- Tsimaintsy misy teny Gasy ve na teny Frantsay manazava ny fampiasana azy?

répondu par Veloo le 12/02/2006 00:07
2. fijo ( 11/02/2006 04:31)
bizna indray ralaza an.hummmmm
3. watafon ( 11/02/2006 04:38)
LazaRandri,tena tsy fantatro indray ny amin'iny rangah marina an ! ny ordre des pharmaciens no mety mahalala an'izay e!
4. LazaRandri ( 11/02/2006 05:59)
hitako ihany ilay izy radoko fa misaotra. Fa hono hoa? Radoko angaha tsy mba mivaro-panafody toy ny fanaon-dry zareo e? :D

http://www.remed.org/EnregistrementMadagascar.rtf sao dia mety ilainao ihany any aoriana any :-)

5. watafon ( 11/02/2006 08:36)
LazaRandri, misaotra fa voaray e! le manoratra ordo ihany alou no mahavantana ahy h@zao e !
6. Veloo ( 12/02/2006 00:07)
radoko no mahay mamaly an[io ka:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2821