Akoha vavy
1. vancleef
(
09/02/2006 20:40)
Manao inona ny lehilahy sasany mihantso ny sipa hoe "ny akoha vaviko".
Toa tsy misy dikany intsony ilay izy rehefa adika teny malagasy kle! indrindra ny valiny.sady tsy mampihomehy no tsy manirikiry ny vehivavy intsony.rehefa adika teny gasy.ilay kle!
Tsy izany mantsy faha eto tsy mahazo manao hatsikana raha tsy teny gasy nefa to misy mpandrindra sasany eto tsy vaosivana rehefa manao hatsikana @ .teny frantsay.
Adikako teny frantsay ihany ilay fanontaniko dia raha tsy voasivana ilay izy dia homeka ny valiny ao aorina rehafa tsy misy mahavaly.
Pourquoi certains hommes appellent certaines femmes ma poule ?

répondu par Veloo le 27/02/2006 19:04
4. sonwin
(
09/02/2006 21:26)
vancleef> vakio ange ny voalazako ao amin'ny dinika "offre d'emploi" ao amin'ny "fivavahana sy finoana" e..misy teny kely natsipiko ao dia hazava aminao io resaka teny gasy sy vazaha io :°)
endrim-piaraha-monina daholo io e :^)
> satria ireo lehilahy ireo angamba ilay antsoina hoe "akoholahim-bohitra" (coq du village)

6. Lejim
(
09/02/2006 22:22)
Na koa, mety tsara chance be ireny vehivavy ireny. "Aza miady vintana amin'akoho" :? :? mety ? lol
7. lapino
(
09/02/2006 22:33)
Mety koa ve hoe ilay sipa hatakalo "akanga tsara soratra" no atao an'izany? :?
14. Fiffi
(
10/02/2006 05:56)
hoy vancleef: Tsy izany mantsy faha eto tsy mahazo manao hatsikana raha tsy teny gasy nefa to misy mpandrindra sasany eto tsy vaosivana rehefa manao hatsikana @ .teny frantsay.:-w:-w
Sohiany fa ny vazaha no mpanao an'izany !! Ianao ve efa nahita lahy gasy miantso ny sipany hoe " eny akia ry Akoha vavy ah! :-D:-D:-D fa amiko aloha dia tsy rariny kosa raha hatsoina tahak'izao ny ny sipa e! @ vaza zany toa mandeha ho azy , misy koa aza ny filazan'ry zareo hoe "papa poule" mba hadikao teny gasy io hoe izay mahay ? nefa ilay vady no lazaina @ io an! :-D:-D:-D:-D

15. lapino
(
10/02/2006 06:11)
Mety hoe sexy le sipa angamba: http://www.mastel.ch/fun-animals/chicken.jpg , http://www.silicon.com/i/s/illo/other/chicken-basking.jpg
:)
:)
16. vancleef
(
10/02/2006 06:13)
Parce qu'elles ont un petite tête un gros cul et bouffent tout notre blé.
Hita hoe aho fa tsy misy dikana raha adika gasy.
ahoatran'ilay vazaha nandeha tany @ makorelina gasy dia hoy izy "dis ma poule" dia ny navalin'ilay zavavy hoe "ady mitsangan'aza tsy dimy ampolo"

17. diamondra27
(
10/02/2006 06:48)
vao saika hamaly ve 'zay rangah d'efa nalefanareo sahady le valiny klé
vancleef: fa iza aloha le nanataka anareo e! tsy ny joban'i sera² kosa e!
lapino: milay le sary:wink:

20. Dezy
(
10/02/2006 09:12)
otsany hanafatsa akoho any @ i lapino za klé,mivarotra en gros nga la lety???