hevitra
1. zaza1
(
07/02/2006 15:55)
raha mandalo any France ka tsy mahita ny atao hoe (toerana) dia ohatran'ny tsy nandalo tany???
Mangataka ohatra
Mangataka ohatra
répondu par vale le 13/02/2006 15:12
4. lapino
(
07/02/2006 18:36)
Ohatra hoe raha nandalo France ka tsy nahita Tour Eiffel dia ohatra ny tsy nandalo France! Tsy zay?
5. maso
(
07/02/2006 21:21)
raha mandalo any Nice ka tsy mahita ny promenade des Anglais de otran'ny hoe tsy tany Nice
6. fijo
(
08/02/2006 04:11)
raha ao amin'ny ambassade de france fotsiny tokoa ve moa no alefa ,ahita inona?
8. zaza1
(
08/02/2006 09:35)
maso:
raha mandalo any Nice ka tsy mahita ny promenade des Anglais de otran'ny hoe tsy tany Nice
>izay izao ny any Nice ary ny toerankafa...
9. lapino
(
08/02/2006 10:19)
Raha toerana manan-tantara ohatra dia Verdun (ady voalohany) sy Normandie (ady faharoa).
10. hery
(
08/02/2006 10:34)
Raha nandalo tao Paris ka tsy nahita an'i Pigalle dia ohatran'ny tsy tao Paris :-p
11. Samoana
(
08/02/2006 12:12)
Raha nandalo tao Roma ka tsy nahita ny Papa ( sy Hery:))dia ohatran'ny tsy tao Roma !
12. Fiffi
(
08/02/2006 13:19)
Samoana: fa anga i Hery lasa toerana ? :-D:-D
Dia ahoana izany ireny olona tonga eto paris ireny ohatra momba ny asanany dia tsy mba afaka mitety na mijery Pigalle na arc de Triomphe nefa tena teto paris marina ?
Dia ahoana izany ireny olona tonga eto paris ireny ohatra momba ny asanany dia tsy mba afaka mitety na mijery Pigalle na arc de Triomphe nefa tena teto paris marina ?
14. Fiffi
(
09/02/2006 04:57)
fijo: ntsss fa misy inona ao barbesy ao hono ? magazay tati ve ? :-D:-D:-D
15. mirana5
(
10/02/2006 18:16)
ny toeran manantantara eran 'ny tanana dia feno,fa aiza mitomany tsy mahita tany oatran'ny ankizy petits é,ndraindray zà manao voyage à travers ny TV fotsiny dia zay, dia mitantara aho avy eo:lol::lol::lol: