Mangataka vonjy !

1. vola100 ( 07/02/2006 05:24)
Manao ahoana daholo tompoko,
sao mba nisy nitovy na mahalala olona mitovy cas @ko anareo fa tena vaky ny lohako tsy tafandry andro aman'alina zaho zao ka mba mangataka vonjy avy @nareo aho: zaho dia bevoka,vazaha ny rain,y ary vonona nyhijoro izy saingy za tsy misy ttsy,tsy misy boky mena fa very,de tany pays-bas no nidirako t@ zaho vao tonga t@ 2002 fa zao zaho vao nahita io olona io dia nanaraka azy zao, ka inona re tompoko no tokony hataoko fa tena tsy hitako izay lalana marina tokony hataoko.
misaotr mialoha tompoko @torohevitra.
répondu par diamondra27 le 12/02/2006 10:59
2. Fiffi ( 07/02/2006 05:37)
vola100: maro tokoa ny olona tahaka anao izao, satria betsaka ny olona fantatro tratrin'izao. Nisy vehivavy iray izay dia bevohoka koa izy nefa tsy manana taratasy , dia ny nataony fotsiny aloha dia niandry izy ho feno 6 volana ny kibony izay vao nanantona ny mpikarakara fahazoana "aide" moa izany "aide sociale" io satria raha tsy manana taratasy ianao ka efa feno 6 volana ny kibo dia tsy mahazo mandeha avion intsony sao manko hoe matahotra ny "expulsé" moa izany e! Ary io namanao io ve mahafantatra fa tsy manana paps ianao ?
3. fasaly ( 07/02/2006 05:40)
raha ny fahalalàko azy de milamina ny tts raha vao teraka roky ka vonona ny hijoro izy e! efa betsaka ny cas toa an'io fa mahereza. rehseho lahatra ingahy vazaha de hanampy anao e!
4. Fiffi ( 07/02/2006 07:14)
ilay izy koa aloha vao vatany teraka ianao dia tsy hisy olana intsony izany , indrindra moa hita fa way metisy kely ilay zaza , fa na tsy metisy kely aza e! rehefa teraka @ firenena ivelany ny vavy dia ahazahoana ny ttsy mba aingana raha tsy diso aho an!
5. vola100 ( 07/02/2006 07:43)
ia, fantany zaho tsy manana ttsy, ary fantany koa ilay zaza fa azy ary tena azy marina, fa ny mampitebiteby zaho dia rehefa hanafatra boky mena zaho dia tsy misy fahazoan-dalana miditra ao anatiny fa madiodio noho tsy manana fanamarihana fa very ny bokiko satria tsy teto ilay izy very noho tsy teto zaho no niditra, ka zay no tena mampatahotra zaho rehefa hiseho @ dadatoa rehefa teraka ilay zaza.
6. hesham ( 07/02/2006 16:43)
oupsssss
7. Veloo ( 07/02/2006 16:44)
kay le tena mampalahelo be zany .. za aky tsy mba afaka manampy fa sur aho hisy ankizy ho avy hanoratra eto. fa dia mivavaka ho anjy za an
bonne chance aky a:-*
8. hesham ( 07/02/2006 16:50)
veloo , za koa ary tsy nahita tenenina kle , mampalahelo marina fa reo hevitry ny namana hoe apres 6 mois io atao . Maninn raha mivady dia amboarina miadana ny papier . Bon courage eee ,
9. Veloo ( 07/02/2006 19:51)
zay ko hevitra iray?
10. Fiffi ( 08/02/2006 06:12)
ka io hevitra io hoe miandry 6 volana anie no hiseho raha toa ka tsy misy resaka fanambadiana e! Fa maninona tokoa moa no tsy mivady ianareo ? ny zaza efa ho avy rahateo!
11. Veloo ( 08/02/2006 20:50)
12. Fiffi ( 09/02/2006 20:41)
wayyy : fa tandremo hiany ry zareo fa vao naheno vao2 aho t@ 20 ora teo momba ny fahazahoana ttsy an! toa lasa enjana be indray izy izany. 8O
13. Veloo ( 10/02/2006 20:00)
fiffi a ie itako ko iny loza retsy tena kakain-njy zareo mihtsy.. tsy any frantsa ihany aky fa aty ko a:°)
14. mirana5 ( 11/02/2006 18:51)
dia miandrasa ny 6 mois de grossesse zany vao manao démarche sao voaraoka eo ianao é mahereza!!!!!
15. Fiffi ( 11/02/2006 19:10)
Veloo: nefa anie raha tena jerena kosa aloha an! ohatra hoe eto frantsa dia tsy ny gasy anie no hoe be dia be eh! fa ny tavaratra aloha no voalohany , ny afrikana , ny sinoa raha tsy diso aho an ! fa na dia izany ary ange rehefa te hijanona aty ny olona , hainy foana ny fahitana tetetika e! jereo ange @ izao fotoana izao rehefa mangataka ttsy ao @ mairie certif hebergement io an ! ttsy izany tadiaviny izany ? sady hoe mila assurance izany sns... :evil:
16. diamondra27 ( 12/02/2006 10:59)
hum, tsy manakivy fa Sarkozy 'zao tena henjana an!

fa na zany aza de zao e: aiza no misy anjy? pARIS sa province?

anoraty 'za

1ère solution:de omeko N° ndry, olona afaka hiresaka amindry mitovitovy cas t@dry fa saingy izy étudiante , de bevohoka, de vazah no vadiny, ary tao ampiasako taloha izy no nikarakara io situation-ny io fa efa nahazo trano izyizao ary miara-mipetraka

2ème solution:na de oe manaiky aza le vazah de tsy maintsy manatona njy raha mbola misy place an! ireny centre d'hébergement ireny pour femmes en difficulté, mitadiava @ annuaire, satri tsy fantako ny misy anjy na paris na aiza oa fa misimisy ihany izy ireo ary be de be by demande, de misy ny listes d'attente.
De 'zao ny démarche: refa hitanjy le adresse N° ny le association , de misy éducatrice ao na accueillant(e) mandray ny tél, de maka RDV njy na exposé-njy par tél ao ny situation hoe: 'za oe 'za bevohoka, tsy manana boky mena, de tsy manana namana na havana afa-tsy ny rainjanako, kanefa izy tsy afaka mandray anah fa za tsy manana taratasy... de lazao fa TSY AFAKA MAKANY AMIN'NY RAFOZANJY NJY SATRIA ZAREO OE TSY AU COURANT NY SITUATION -NAREO,....
de omeny renseignements ao njy normalement. Za koa moa tsy mahalala oe bevoka firy volana ny e!
Ny tiako lazaina de ametrahany question njy fa confidentiel ireo kestion 'reo, de mahaiza mamaly, fa raha miteny ny tena marina oa njy de mety tsy ho prioritaire.
Fa raha hitako le adresse de omeko andry ihany
ny tena situation d'urgence ihany aloha no prioritaire an! sady njy tsisy BM 'ty koa mety tsy hanekeny an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1357