sipa be tampiny...

1. xxx ( 06/02/2006 15:01)
ahoana ny fijerinareo kofa ny vehivavy be tampiny reny e! toa rehefa mandalo eo anoloan'ny groupe-ndehilahy ka sipa be tampony ny mandalo dia analànareo foana.....?
répondu par deghany le 02/06/2006 09:10
2. Ragadona ( 06/02/2006 15:44)
inona alo le be tampiny e ?
3. rpk ( 06/02/2006 15:54)
fa inn tokotrany wa???:roll::roll:
4. lemenakely ( 06/02/2006 16:04)
tampony izany dia ilay pubis e ialy nofo be alohan'ny grosse lévren'ny sexen'ny vehivavy e
5. fasaly ( 06/02/2006 16:09)
ié zay voalzan'ny lemenakely zay mintsy lay antsoina hoe tampiny, ary lemena mahay azy mahintsy an!:wink:
6. andry44 ( 06/02/2006 16:16)
F'angaha moa izy io voatery tsy maintsy haderadera?
Tsy hoe manala kosa ny kôfa fa mety mitsiriritra e!sa ahoana ry zalahy?
7. Fiffi ( 06/02/2006 16:16)
fasaly: :-D:-D dia mba aleo ilay sipa mba mijery fitaratra fa tena marina tokoa izany fa indraindray tena ohatran'ny sampona be mijery azy sady mahagaga fa tonga de any ny maso no mianjera . Efa tena nahita an'io tokoa aho fa ratsy aloha e!
8. xxx ( 06/02/2006 16:27)
mety firy pour cent@ sipa no manana azy io?fa izy ireny angamba mety be ranony be ry Fasaly e!:roll:
9. xxx ( 06/02/2006 16:29)
izaho lay xxx tompon'ny dinika a!
vehivavy zà ary tsoriko fa zà anisan'ny be tampiny ary mandreraka be fa vao manao pataloha teritery , ny tena mba tia manaraka lamaody de tonga de any ny mason'ny bandy, ary misy manaà mintsy de mahamentatra be, na manao mahia aza aho de mbola hita be foana:cry:
10. fasaly ( 06/02/2006 16:37)
zany ve ry andry44 mitsiriritra ve?:wink:
fiffi ka io masondehilahy foana e! matsilo be:-D
xxx: tsy haiko re raha be ranony reny fa mbola tsy nanapotsitra aho a! :-D
xxx: de ahoana no hatao amzany hanalàn'ny bandy zany miova lalana ve?:°)
11. akamatiana ( 06/02/2006 16:38)
njaso jery fitaratra marina , so de mba be tampina kou zah kle!! :-D:-D
12. fasaly ( 06/02/2006 16:48)
:-D:-D:-Djereo tsara dooly ry zavavy a!
13. nandrasana ( 06/02/2006 16:56)
mbola ao vexxx,tena ankafiziko mihintsy ny resaka
io,tiko be mantsy ny be tampiny.
14. akamatiana ( 06/02/2006 16:58)
:-D:-D fasaly nenah ny tampiny ambony lou be fa ny ambany mbola tsy nandinika zah fa aleo asina fiheverana :-D:-D
15. nandrasana ( 06/02/2006 17:11)
Mba asio fiheverana tokotrany ry akamatiana fa milay be ny mijery zy,na tsy maninona azae..:::D
16. akamatiana ( 06/02/2006 17:21)
de atao aona klou mijery an'le izy euuh!!:-D:-D
17. fasaly ( 06/02/2006 17:44)
tampiny ambony aiza kalou zany e! lay mitabonaka kely hita be eo aloha ve?????fa inona lay tampiny ao ambany ao, molotra ny any fa tampiny zany aky a!:-D
18. akamatiana ( 06/02/2006 18:08)
fasaly hihih ka zah tsy mahay fa ny resahiko eto molotsa tena molotsa ,molotsa ambony , fa le tampiny resahina eto ka tsy molotsa ambany ?? tsy maharaka kou zah ka iteniteny fona eto :-D:-D
19. fasaly ( 06/02/2006 18:54)
hihihii! le lazain'i lemenakely io aky a:-D
lay tampiny e! eo ambanimbanin'i kibo eo roky a! de ny molotra ndray no ambanimbanin'io:°) molotra ambany zany an! izay no mahatonga azy hoe vaky tampina:-D
20. akamatiana ( 06/02/2006 19:01)
ah okiiiiiiiiiiii!! zay vo azoko kle!! kay zah niteniteny fona mitsy talou kle!!:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2672