sipa be tampiny...

21. fasaly ( 06/02/2006 19:10)
:roll: tampiny aiza ndray ary ny an'i akama zany hiii!:lol:
22. akamatiana ( 06/02/2006 19:16)
ka le tampine neveriko fa molotra ambany iany kay samy hafa =))=))=))
23. xxx ( 06/02/2006 23:26)
Aona tsara alou io ranony io e, misy fetrany v izy io sa resaka hafa mintsy koa. Sa aona ny momba izy io ry zavavy isany eto?
24. dadabe ( 07/02/2006 04:36)
humm izay tsy mahay mijery tampiny dia avy aty amiko fa zah manana camera milay be :wink:
25. akamatiana ( 07/02/2006 04:58)
dadabe :-D:-D ka la dahiko de tsy mety kou:wink:
26. maelys ( 07/02/2006 04:59)
zà klou tena be tampink.....andrina be e
27. mamzelkely ( 07/02/2006 07:06)
maelys:-D:-D

za komila mijery fa ts haiko na be tampiny na ts :roll::-D:-D
28. fasaly ( 07/02/2006 11:23)
ahoana ny hzahafantarana fa be tampiny ny sipa e:roll: azo tsapaina ve ny hateviny:°)
29. ari.malala ( 07/02/2006 11:31)
za koa zao notenenin'ny ankizy fôna hatr@ mbola kely fa be tampik'andrina:-D:-D:-D:-D

fasaly, ieuh, tsapaina aky aaaaaa!=))=))=))
30. boubounezy ( 07/02/2006 11:47)
lemenakely za mitady sexologue ra manaky enao sady enao zany tô spécialiste @ lé izy mintsy a!:roll::-D:-D:^):^):^):^):^):^):wink:


tampony izany dia ilay pubis e ialy nofo be alohan'ny grosse lévren'ny sexen'ny vehivavy e
[/quote]


31. fasaly ( 07/02/2006 11:59)
ari.malal, boubounezy:-D:-D:-D
32. mamzelkely ( 07/02/2006 12:05)
ari a za njay be tampi-doha:-D:-D
33. fasaly ( 07/02/2006 12:23)
zà be tampim-p............(pé):°)
34. Dezy ( 07/02/2006 12:28)
otsany we tsy mila tsapaina hono fa jerena ivelany fotsiny de otrany nasina ampoule reny mitsy ny fibotsiny eo ambany eo:-D:-D:-D
35. maelys ( 07/02/2006 12:37)
fasaly > :-D:-D:-D
36. vale ( 07/02/2006 12:46)
benn, amiko aloha tsy hitako zé drôle @ izany e, be tampiny izany ny sipa na tsy, "atout de séduction" daôly izany kanouuuuu!:roll::roll:
37. mamzelkely ( 07/02/2006 13:18)
kalou fa za manana namana zay tena be tapiny de petahan ankizy we "nangalatra zanatsokatra ono de nafeniny tao anaty slipo" =))
38. Ralay ( 07/02/2006 13:35)
Tsara ny vehivavy be tapony anie @zay tsy dia miady loatra ny taolana kou =))=))
39. Fiffi ( 07/02/2006 14:23)
vale a! ka ny olana nie ka raha mbola tonga indray ny fotoana dia asa fotsiny re hoe ohatran'ny ahoana ny hiafarany e! :-D:-D:-D
40. dadabe ( 07/02/2006 14:40)
sipa be tampiny = mitelina :{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1367