mpifankaty

1. Maheriloha ( 04/02/2006 12:40)
sendra ny adala ilay ramatoa ka sendra n'izay mamolava . Indray andro , nody hariva lay rangahy ka tsy nahafantatra akory ny fiovan'ny endrikiny trano nataon'ilay vadiny ; niova tokoa ny endriky ny fandriana fa ny tongotra no lasa loha . tonga ary lay rangaha efa mamao mamo ; nitabataba : aody malala ! sady nitabataba ; lay ramato efa matory anefa . nivoahiny ny varavarana de namonjy fandriana izy ary tonga dia nidaboka , sady niteny hoe: IANAO MOA MALALAKO O! nitsifotra tampoka ary le ramato (tsssss) ( nangetotra io) de hoy lery hoe :HITA FA TIKO KO !!! sady nitrerona de mbola nangetotra mafy be ndray lay ramato ka hoy lay rangahy hoe: BOKOTRA BOKOTRA AKANJO AZA TSY AZO KA NY BOKOTRA NO LAZAINAO . ahahahahaha
répondu par Veloo le 10/02/2006 20:49
2. fasaly ( 04/02/2006 12:43)
3. Herimiafina ( 04/02/2006 16:38)
=))=))
Asa raha tadidinareo koa ilay hatsikana iray mitovitovy amin'io izay:
Nampiditra lehilahy tao antrano ramatoa no tonga tampoka rangahy efa mamo, de nafeniana tao ambany bodofotsy ilay lehilahy de niara-natory teo ampandiana izany, ka loza fa fohy ny bodofotsy ka hitan-drangahy ireto tongotra enina eny antongomparafara, dia niteny andramatoa izy hoe: ny masoko ve no mandry roa sa enina ny isan'ny tongotsika ramatoa?
De namaly ramatoa hoe efatra ihany ny tongotsika fa ianao no mamo e! hehehehe:-D:-D
De tsy nino rangahy ka nidina avy teo amparafara ary dia nanisa soa amantsara tery antongomparafara, ....Isa, roa, telo, efatra, ...
Dia niverina namonjy fandriana sady niteny hoe: "Hay mamo marina angamaba zah fa efatra ihany ny isan'ny tongotsika fatsy enina tsy akory" hehehehe=))=))
4. mirana5 ( 04/02/2006 17:56)
=D=D=D tsara ho any leiry zay^:^
5. Veloo ( 05/02/2006 01:56)
mirana:-D:-D:-D
6. sonwin ( 05/02/2006 17:20)
7. fasaly ( 05/02/2006 17:48)
8. akamatiana ( 05/02/2006 19:39)
9. vale ( 05/02/2006 19:45)
Maheriloha,Herimiafina::-D:-D:-D=))=))
10. Lejim ( 05/02/2006 22:07)
trop, aza mbao mamo foagna :-D
11. Veloo ( 05/02/2006 23:11)
12. sasa ( 06/02/2006 03:54)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
13. maelys ( 06/02/2006 06:37)
:-D:-D:-D=))=))=))=))
14. mamzelkely ( 06/02/2006 14:14)
:-D:-D
15. jennifer2 ( 07/02/2006 01:46)
Tsara ho an'ny mamolava zany!
16. sasa ( 07/02/2006 03:16)
Jennifer njy kou akia tena :-D:-D:-D:-D
17. mamzelkely ( 07/02/2006 06:20)
asa mba tratran vady ôtran'izao fa mety ts tezitra tsony fa mety hime njay klé:-D
18. dadabe ( 07/02/2006 06:59)
19. pissoa ( 07/02/2006 09:20)
Mahatsiaro tena angaha ledada :@:@:°):-*
20. sonwin ( 07/02/2006 14:45)
sendra ny adala ilay ramatoa ka sendra n'izay mamolava . Indray andro , nody hariva lay rangahy ka tsy nahafantatra akory ny fiovan'ny endrikiny trano nataon'ilay vadiny ; niova tokoa ny endriky ny fandriana fa ny tongotra no lasa loha . tonga ary lay rangaha efa mamao mamo ; nitabataba : aody malala ! sady nitabataba ; lay ramato efa matory anefa . nivoahiny ny varavarana de namonjy fandriana izy ary tonga dia nidaboka , sady niteny hoe: IANAO MOA MALALAKO O! nitsifotra tampoka ary le ramato (tsssss) ( nangetotra io) de hoy lery hoe: MAIMBO VAVA NDRAY TENA AN, NGAH TSY NIBOROSY NIFY???!!!:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0591