Bema sy Lita

1. Solitikabe ( 03/02/2006 06:53)
"Bema" hoy i Lita "ao angaha i bavin'ialahy isany?"
"Ie, fa ahoana?", Bema
"Hanatitra ny akanjony aho fa adinony tany aminay ity", Lita
Ny ampitson'iny mbola nisy akanjo adino ihany tany ary mbola naterin'i Lita, afaka efatra andro mbola nisy hadino ihany.
Farany hoy Bema: "Lita teneniko leitsy i bavinay tsy hanao ity akanjo ity intsony rehefa mandeha any amin'ialahy isany an. Amin'izay ialahy tsy mivezivezy toa io intsony"
Nanita-kevitra i Lita ka nividy slipo, dia mody nateriny ny ampitson'io. Niandry izy so mba hiteny i Bema fa hiteny ny baviny tsy hanao slipo intsony rehefa mandeha any amin-dry Lita. Fa hoy i Bema tamin'i Lita: Tsy an'i Bavinay leitsy iny fa mitovy loko amin'ilay fanaovan'i bavin'ialahy isany an

répondu par Veloo le 15/02/2006 16:13
2. diamondra27 ( 03/02/2006 07:02)
:-D:-D:-D:-D:-D
3. Fiffi ( 03/02/2006 07:29)
:-D:-D:-D:-D
4. bozimanga ( 03/02/2006 08:38)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. sonwin ( 03/02/2006 09:49)
:-D
ary inoako marimarina fa tsy niSolitika be ilay slipo an:°)
6. kiali ( 03/02/2006 10:28)
samy mahery zany i lita sy bema ko!!!
7. vale ( 03/02/2006 11:55)
Solitikabe::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. pissoa ( 03/02/2006 12:57)
:-D:-D:-D:-D
9. ainafitia ( 03/02/2006 13:19)
:lol::lol::lol::lol::-D:-D:-D:-D
10. Veloo ( 03/02/2006 16:45)
:-D:-D:-D:-D:-D
ty sw ty kosa wa e :twisted:
11. akamatiana ( 04/02/2006 04:41)
=D=)):-D milay kle!
12. pissoa ( 04/02/2006 14:45)
Bedesin'i veloo ve nama i papa :-D:-D:-D:-D
13. Veloo ( 05/02/2006 02:00)
pissoa n'iza n'iza bedesiko doly rehefa maditra ka:°)
14. pissoa ( 05/02/2006 17:13)
Zany ve? :roll::roll::roll:
15. sonwin ( 05/02/2006 17:26)
tsy misy maditra eto ka,fa ilay silipo resahina no tsy hay na ni-solitika-be na nadio :^)
sa ts'izany pissoa:wink:
16. pissoa ( 05/02/2006 17:42)
Hita wa :wink:
17. lapino ( 05/02/2006 20:18)
:-D:-D:-D
18. Solitikabe ( 05/02/2006 20:42)
silipo vao novidiana h'an le izy fa tsy ni-Solitikabe izany
19. Veloo ( 05/02/2006 23:13)
:-D:-D
20. sasa ( 06/02/2006 03:59)
sonwin :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0523