efa we resa-behivavy ty an!!

1. akamatiana ( 02/02/2006 05:22)
houn waa ry zavavy namana , efa ela zah mba saika anontany ty fa otsany tsy sahy zany kle!! nefa innn mou maharatsy an'zany .Zao ary ...
Nareo ve refa miaraka(miray) amin'ny oul voalohany de ohatra ny tsy tia tampoka avy eo , tonga de leo an'azy zany??:-w:-w
répondu par fijo le 15/02/2006 21:51
2. theanne ( 02/02/2006 06:30)
za lelà zao fa hamaly
iéééééé 8O8O8O8O
3. bolida ( 02/02/2006 06:41)
za lo sipa e, fa zao, arakaraka le izy hoe tena lasa tsy tiana tena tsy tiana ve olona , sa otrany hoe tsy tiana kely fotsiny?
satria raha le voalohany de 8O
fa raha le faha roa , ie. possible.fa ovaina kley le style de lasa tiana ndray.:lol::lol::lol:
4. Fiffi ( 02/02/2006 06:46)
akamatiana: tsy tia tampoka sy hoe tonga dia leo azy?
io aloha dia niankina ilay firaisana voalohany . Ohatra hoe efa tena vonona ve aho hanao an'io na indrindra koa hoe nisy fitraikany nahazo ny tena .:?:
5. mamzelkely ( 02/02/2006 07:15)
akamatina< za narary be de kamo aveo fa a force afaka ihany :°)
6. ari.malala ( 02/02/2006 07:22)
Tena arakaraky ny feeling azo eo ky a, fa za tena mpanao an'zany mintsy we iny firaisana iny no mahatonga hoe tiko b le ol na lasa halako ts tiko tampoka araka y filazandry anazy le ol. :) ary ny anjy? ;)
7. Vahinala ( 02/02/2006 08:10)
raha tsara le izy malgré hoe narary ihany d tsy olana fa raha tena gidra be d leoleo kely fotsiny ts mety hamerina raha tsy elaela ndray.
8. colar ( 02/02/2006 08:26)
mbo hamaly na de lelahy aza e,mampitombo fitiavana ny fanaovana azy io,ary refa hain kof ny mampirevy ny sipa de lasa tiny be le kof fa refa tsy mahay fa tonga de TDM de leo ny sipa,hihihih,sa aona ny hevitrareo.
9. mamzelkely ( 02/02/2006 08:40)
eny eeeee fa tam vôlôu zao ny ana narary be de ts nanaiky tsony za fa douleur no tadidiko plus que le plaisir de lasa kamo za:°)
10. Vahinala ( 02/02/2006 08:52)
Ka tsy maintsy marary foana am voalohany ko, za aloha tsy avy d nahita plaisir zany e, efa in10 nanao angamba taty aoriana zay sy le premier amour ko zay za vao nahita fafiny zany.
11. bolida ( 02/02/2006 09:11)
fa ga tena marary be le voalohany e:?:
za mantsy tsy mba narary zany t@ le voalohany. teritery fotsiny de zay.
12. mamzelkely ( 02/02/2006 09:27)
sambatsa zany bolida koooo hitanjy dory ny tanana de plus que ca le harariny:-D:-D
13. yonikafopl ( 02/02/2006 09:43)
8O8O:-w:-w:-w:-@:-@:-@
14. ari.malala ( 02/02/2006 11:06)
:-D:-D:-D:-Dtena nanandrana nandrefy anle douleur mintsy mamzelkely zany marina moa! :-D:-D:-D:-D
15. anjely ( 02/02/2006 12:18)
:lol: ity ange tsy hoe le volou vao niray (no-dévierger-na) fa hoe firaisana volou amy partenaire vaovao ê! sa tsy zay le fanontaniana? nenà lou raha vao io resaka io no tsy misosa tsara :-P de aleoko tonga de misaraka ê! zà ve hampijaly vatana eo?!
16. soupie ( 02/02/2006 13:48)
(l)marina doly ky zany a,fa zao, ampianaro iz ref itanjy fa tsy am le tadiavinjy e, am zay mba mis ambians e :wink:
17. mamzelkely ( 02/02/2006 14:10)
ra io lazain anjely io njay alo de ts haiko aleo alo za hiova partenera njay:°)
18. anjely ( 02/02/2006 14:25)
ka mandany anjo le mampianatsa fa ny à reny efa mahay reny ihany no ampiasaiko =))=))=))
19. mimiso ( 02/02/2006 15:46)
:roll::roll::roll: matoa njy tsy tia tampoka na we leo azy avy hatrany de tsy tin-dry zay le koff nanaovan-dry na ko nisy zvt hafa nataony anjy de tadidinjy tampoka le izy de lasa leo azy njy
20. vale ( 02/02/2006 16:48)
Fiffi:

akamatiana: tsy tia tampoka sy hoe tonga dia leo azy?
io aloha dia niankina ilay firaisana voalohany . Ohatra hoe efa tena vonona ve aho hanao an'io na indrindra koa hoe nisy fitraikany nahazo ny tena .:?:
akamatiana::wink: 'tovy @ Fiffi ko ky nenà e :roll: izao aza e, zà aloha tsy vonona mihintsy ka dia otsanjy izay mihintsy ko no nahazo an'ahy é!:wink:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1151