efa we resa-behivavy ty an!!

21. vale ( 02/02/2006 16:51)
soupie:

(l)marina doly ky zany a,fa zao, ampianaro iz ref itanjy fa tsy am le tadiavinjy e, am zay mba mis ambians e :wink:
:{


22. vale ( 02/02/2006 16:53)
anjely:

:lol: ity ange tsy hoe le volou vao niray (no-dévierger-na) fa hoe firaisana volou amy partenaire vaovao ê! sa tsy zay le fanontaniana? nenà lou raha vao io resaka io no tsy misosa tsara :-P de aleoko tonga de misaraka ê! zà ve hampijaly vatana eo?!
aaandray ry anjely!:{ ny sexe izany nenao no mi-domine fa tsy le fitiavana ao am-po :?::{:{:{


23. Vahinala ( 02/02/2006 16:56)
vale > Ka anisan'ny base n'ny fiarahana kosa anie io e, tsy milaza aho hoe io no fototra hiorenany an, fa anisany hoa sao misy manafangaro ndray mantsy, na mifankatia toy ny ahoana aza ka io no misy tsy milam dia miteraka disadisa foana na miteraka fampirafesana avy amin'ny iray dia zay "bonjour les problèmes" e !

Za aloha miombon-kevitra am anjely e !:wink:
24. hesham ( 02/02/2006 17:04)
hihihihihihihi tsy haiko za mbola tsy nanao mintsy. 1 zao ny zanako .:-D:-D:-D:-D
25. vivi ( 02/02/2006 17:21)
ie, toa marina aloha zany e, ny ahy aloha t@ voalohany tena tsy reveko intsony ilay bandy fa sipako taty aoriana ndray tiako , fa zvtr somary tsapako koa rehefa tonga ny any sipa d tsy tia mainty anilay bandy ianao raha tsy afaka adiny 1 zay , asa nareo manao anizany koa ?
26. Veloo ( 02/02/2006 20:26)
hesham hahahah:-D:-D
27. Vahinala ( 02/02/2006 20:48)
vivi:

ie, toa marina aloha zany e, ny ahy aloha t@ voalohany tena tsy reveko intsony ilay bandy fa sipako taty aoriana ndray tiako , fa zvtr somary tsapako koa rehefa tonga ny any sipa d tsy tia mainty anilay bandy ianao raha tsy afaka adiny 1 zay , asa nareo manao anizany koa ?



Rehefa tonga ahoana aky, rehefa mi jouir ?
28. akamatiana ( 03/02/2006 04:24)
ity ange tsy hoe le volou vao niray (no-dévierger-na) fa hoe firaisana volou amy partenaire vaovao ê! sa tsy zay le fanontaniana?
io lazain'i anjely io no tiko antaniana ,tsy we leo sy tsy tia azy tanteraka fa ao anatin'ny 2jrs no tsy tia zany! fa refaveo miverina milay njay ny fiarahana.
29. fijo ( 03/02/2006 04:26)
ahannnnn misy hisainan'ny virja izany kle.
mamzely an,miova haingana ary e
30. akamatiana ( 03/02/2006 04:48)
efa wee resa-behivavy ry fijo aaaa:-D:wink:
31. anjely ( 03/02/2006 07:37)
vale> ka ny fiarahana ange tsy hoe 1 andro ihany fa ho lava ka raha tsy misosa ny resaka sexe tsy maintsy hiteraka problema hafa toy ilay lazain'i Vahinala hoe fampirafesana etc...
32. anjely ( 03/02/2006 07:40)
vivi:

, fa zvtr somary tsapako koa rehefa tonga ny any sipa d tsy tia mainty anilay bandy ianao raha tsy afaka adiny 1 zay , asa nareo manao anizany koa ?


adiny 1 be zao ve akia? 8O nenà lou ra hoe mi-jouir fotsiny zà tsy manin na tonga de iverenany aza :-P
fa rà orgasme de miandry 15 mn eo vao mando ndray.:oops:
33. anjely ( 03/02/2006 07:41)
tsy we leo sy tsy tia azy tanteraka fa ao anatin'ny 2jrs no tsy tia zany! fa refaveo miverina milay njay ny fiarahana.
[/quote]
:idea::idea::idea: zay angà ka tsy midohika zà;-)

34. vivi ( 03/02/2006 08:55)
eny e!,io koa aloha miankina @ ilay bandy koa e! raha bandy l tena mampirevy aloha d tena lafatra e!, fa za aloha efa tratrany bandy simple b zay fa tsy t hiverina ,intsony e!, fa matetika aloha mahita solution foana lery e!, lhl foana sainany hihihi!,
35. xxx ( 03/02/2006 14:25)
za alo kôfa e!ho an'i kôfy boay io dia tena milay mihitsy ry reto a !fa ny an'i hesham angamba de mety anjel no nanô taminy.hi!hi!hi!
36. Veloo ( 03/02/2006 17:03)
:roll:
37. vale ( 03/02/2006 20:00)
anjely:

vale> ka ny fiarahana ange tsy hoe 1 andro ihany fa ho lava ka raha tsy misosa ny resaka sexe tsy maintsy hiteraka problema hafa toy ilay lazain'i Vahinala hoe fampirafesana etc...

hihihi za izany le tena mpanofinofy fotsiny:-D:-D:-D


38. fijo ( 03/02/2006 21:56)
fa inona le mijouir de inona le orgasma??
39. akamatiana ( 04/02/2006 04:33)
zah kou vo saika anontany ry fijo:-D

ka itanareo kobon'lery we niova tampoka teo , de miteny izy wee tsy tia houn ,nefa hge ka tia ee!! de antanina izy we fa maninn , de wee ni sipa houn refa avy manao de mamikitra sy mila tambitamby , fa enao ozy hafa kely .D mba manontany tena zah wee fa maninn marina azany kle:-w:-w:-w
40. cutie ( 04/02/2006 20:09)
akamatiana :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3323