hono hoa marina ve izany...

1. xxx ( 30/01/2006 20:17)
hoe ny bandy nidévergé ny sipa iray hono tys mety adinony mihintsy!!!
répondu par bellla le 30/04/2006 17:02
2. fasaly ( 30/01/2006 20:27)
anontanio izy e! tsy ny sipa ve no tsy manadino kokoa noho ny bandy??????
3. vegas ( 30/01/2006 20:39)
tsy azoko zany fanontanina zany, iza no tsy mety manadino lé sipa sa lé bandy?
Ra mba azo atao de avereno soratana mintsy azafady fa tena mikorontana be zany firafitry ny fehezanteninao zany.
Misaotra o!
4. lapino ( 30/01/2006 21:03)
Iza aloha no fanontaniana, ilay miafara amin'ny tsoraka telo sa ilay miafara amin'ny baraingo enina? :wink:
5. Vahinala ( 30/01/2006 21:08)
:-D:-D:-D:-D Samy tsy manadino angamaba e !
6. jennifer2 ( 30/01/2006 23:40)
Za aloha tsy mahalala e!
7. Veloo ( 31/01/2006 00:09)
inn no tsy mety adinony ry xxx ny ni-devierger an;ilay kala ve? sa ilay kala sa ilay sensation azony taminy?
8. ericgael ( 31/01/2006 04:17)
ny voalohany alou tsy adino é :^)
na lahy io na vavy.:*
fa lé wé tsy adino vé midika hoé manimanina sa ... aôna é ... sa ko wé mbôla mety hisy retour ... mila fanazavana bébé kokoa 8O
9. hery ( 31/01/2006 07:08)
Matetika ny olona nanao ratsy anao teo amin'ny fiainanao dia tsy adino :-)
Fa izay nanao tsara teo amin'ny fiainanao indraindray tsy tsaroana.
Dia raiso amin'izay ilay izy.
10. lapino ( 31/01/2006 07:35)
:lol::lol:
11. Vahinala ( 31/01/2006 08:22)
Ny fi dévierger na anga ratsy moa ????????:roll::roll:
12. sonwin ( 31/01/2006 11:21)
fa narary nahafinaritra ve?
13. fasaly ( 31/01/2006 11:45)
lapino:

Iza aloha no fanontaniana, ilay miafara amin'ny tsoraka telo sa ilay miafara amin'ny baraingo enina? :wink:



mahita kou i lapino ity ka!:lol:
14. fasaly ( 31/01/2006 11:47)
Vahinala:

Ny fi dévierger na anga ratsy moa ????????:roll::roll:



ié! satria naràtra indry, narary, voatrobaka....
tsy hadino iny satria otran'ny notsondroimina tam antsy:P
15. fasaly ( 31/01/2006 11:50)
de ny mpanatrobaka eto zany lay atao'ni hery hoe nanao tsara ka tsy de tsaroana lotsa, donko, isika vehivavy no tsy manadino fa ny mpanatrobaka ireo lehilahy ireo tsy mahatsiaro izany, kou tsy marina ve izany???? voavaly ny fanontanin'i xxx.
satri zà manokana tsy manadino lay notrobarana iny mahintsy fa sady naharary no naratsa no nitondra takaitra kely nandritra ny anjo vitsivitsy:wink:
chuttttt! hay mou zà mbola virja...
16. Vahinala ( 31/01/2006 11:54)
fasaly > Arakaraka koa, nena aloha tsy naharary be zany fa tena nahafinaritra e d tsaroako foana, na d somary nandeha ra aza !
17. fasaly ( 31/01/2006 13:15)
ka naràtsa ihany nge njy zany, voatsobaka de naràtsa:wink: hihihi otsan'ny notsonjomina tam antsy, ka io voalzan'i hery io ny ohatra noraisiny de marina ka!
18. Herimiafina ( 31/01/2006 14:24)
Ka ny reference ve ho adino e! Izay rehetra manaraka eo dia comparer-ny amin'iny daholo e! Ny antony mety tsy hanadinoiny ilay voalohany dia mety hoe tsy nahavit'azy daholo izay nanaraka taty afara rehetra. hehehehe:-D:-D
19. bubbly ( 31/01/2006 14:39)
hery:

Matetika ny olona nanao ratsy anao teo amin'ny fiainanao dia tsy adino :-)
Fa izay nanao tsara teo amin'ny fiainanao indraindray tsy tsaroana.
Dia raiso amin'izay ilay izy.

oay!!toa marina zany ndraindray8O

20. Bariry ( 31/01/2006 15:33)
Ny lasa hono tsy fanadino. he. he. Indrindra fa zavatra toizany.:oops::oops::oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3565