mangataka torohevitra
1. zefa
(
29/01/2006 17:06)
manahoana daholo mpiatra vao tonga eto france(bordeaux) aho nikasa ny hividy ordinateur aho nefa ttoa tsy nisy nahafapo ahy raha atao ny rapport qualité prix mahita @ internet za nefa ny olona sasany milaza fa tsy azo antoka ireny fa very vola raha sendra ny mpisandoka . mangataka ny hevitrareo za misy site azo antoka ve ividianana solosaina sa tsy maintsy any @ grande surface ihany
répondu par ds le 30/01/2006 20:29
2. Vahinala
(
29/01/2006 18:26)
Sali zefa, ts aleonao ve manantona magazay ihany dia mijery eny antoerana fa ilay vente en ligne par internet io tsy dia azo hatokisana loatra indrindra fa raha zavatra goavana toy izany. Ny ahy zao cd vierge bo efa novidiako par net tsy dia naninona satria mora ihany no sady hinoako hoe tsy misy halatra mety ho ataondry zareo. Sady hafa ihany koa anie hoe tena hitanao maso eo ilay zavatra ho vidianao e, am net tsinona sary no asehony anao eo tsy hay raha tena mitovy amin'iny marina ilay izy.
3. Lejim
(
29/01/2006 18:39)
Matetika ireny store ngoza be ireny manana site internet ahafahana mijery izay zavatra amidiny ao. Ataovy recherche amin'ny google na zavatra tsy haiko any alou, dia manaova comparaison, dia avy eo enao mahita izay mahafa-po anao sy mba moramora kokoa.
4. Fiffi
(
29/01/2006 19:13)
zefa: ny tena tsara aloha dia aleo jerena eo an-toerana ilay izy e! sady Bordeaux nie ngeza be e! dia ahitana magazay maro. Ny hitako koa aloha dia momba ny vidiny , aleo mividy pc vide fa tsy ireny efa installé ao daholo ny rehetra fa io no mampiakatra be ny vidiny, nefa avy eo afaka koa ianao mi-telecharger zavatra dia mameno azy miadana.
6. lapino
(
29/01/2006 23:03)
Jereo:
- eny amin'ny grandes surfaces,
- ireny sites manao fampitahana ireny ohatra monsieurprix.com
- site-n'ny Dell, fnac, darty
Manaova koa config sur mesure + soft dia sandao ny vidiny (raha fixe).
Anao ny safidy avy eo.
- eny amin'ny grandes surfaces,
- ireny sites manao fampitahana ireny ohatra monsieurprix.com
- site-n'ny Dell, fnac, darty
Manaova koa config sur mesure + soft dia sandao ny vidiny (raha fixe).
Anao ny safidy avy eo.
7. ds
(
30/01/2006 20:29)
Raha tsy mpikirakira informatika ianao, dia any amin'ny mpivaro-ngeza mitady fa sady solde izao. Any sady mora no ampy tanteraka amin'ny zavatra atao amin'ny ankapobeny (< 400 euros). Ary indrindra raha sendra misy olana tsy lavitra ny SAV. Ny ankoatra izay indray miankina amin'ny ampiasana ilay ordi sy ny fetran'ny vola hividianana azy.
Ny hoe azo antoka sa tsia ny mpivarotra an-tendry lavitra, dia eny ny valiny amin'ny ankapobeny araka ny traikefako.
Ny saonjo iray lohasaha anefa tsy ilaozan'izay mamarara...
Ny hoe azo antoka sa tsia ny mpivarotra an-tendry lavitra, dia eny ny valiny amin'ny ankapobeny araka ny traikefako.
Ny saonjo iray lohasaha anefa tsy ilaozan'izay mamarara...