tay be le 2cv

1. hertix ( 27/01/2006 18:21)
hitako dia mba ataoko eto:

nisy bandy niditra bar sady ningonongonona hoe "tay be lé 2cv! tay be lé 2cv!...mba omeo toaka @ le faran'izay mahery ao rangahy a! dia tonga de ataovy iray tavoahangy". Dia sady misotro lery no mamerimberina hoe "tay be lé 2cv, tay be lé 2cv!". Gaga lé barman de nanontany fa naninona zany 2cv zany razoky? Tsy namaly lery fa nanao hoe "ivaroty an'izay borosy nify tsara indrindra ao aho, de dentifrice zay tena mahery indrindra... Tay be lé 2cv, tay be lé 2cv!". De sady mibrosy nify lery no mbola mamerina hoe tay be lé 2cv... Tsy naharitra intsony lé barman fa nanontany indray hoe fa naninona anao lé 2cv e? De nitantara @ zay lery:
-mpitondra camion aho, dia nandeha mafy loatra aho nefa chargé le camion ka nilatsaka tanaty hantsana
-dia inona no idiran'lé 2cv @zany?
-nisy 2cv nandalo de nijanona. Nanontany le sofera hoe "sao de taritina razoky a?" De tezitra mafy aho ka namaly hoe "aza mifananihany fa masoso-p.." de tsy taitra lery namaly hoe "tena sérieux aho ka!" De nataoko hoe "nonoko ny lat..k'elà raha zakan'io 2cv io miala ao ny camion-ko!!!" fa tay be lé 2cv!...tay be lé 2cv...zakany lé camion!!!!
répondu par Veloo le 30/01/2006 16:13
2. Veloo ( 27/01/2006 19:26)
kay zany no niborosony nisy kle:-D:-D:-D
3. Vahinala ( 27/01/2006 20:24)
Kay letia tena nanao ny tsy fanao zany razoky kle !:-D:-D:-D
4. fasaly ( 27/01/2006 21:11)
tena tay be le 2cv klé!!!!!:}
5. hertix ( 27/01/2006 21:15)
zany hoe novonoina t@ toaka aloha le sperme voatelina. Dia avy eo borosiana tsara ny nify sy ny ati-vava rehetra. Ngah tsy loza e! Aza mba miteniteny foana ihany hoa sô de voan'ny manatanteraka!
6. Vahinala ( 27/01/2006 22:35)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. Herimiafina ( 28/01/2006 00:36)
Ka refa voatrika anie mbola afaka mitsoaka fa angaha votery hinono klé, hehehehehehe=))=))
8. gasy100isan100 ( 28/01/2006 00:54)
hihihi TAY BE MARINA LE 2CV fa nampinono
9. Herimiafina ( 28/01/2006 00:59)
Tokony mba vehivavy manja be ny saoferan'ilay camion de zah le saoferan'ilay 2CV klé, hehehehe=))=))
10. jennifer2 ( 28/01/2006 01:22)
HM::evil:
11. Herimiafina ( 28/01/2006 01:25)
JF::-*:-*:-*:-*
12. pissoa ( 28/01/2006 05:59)
beuuuurk :roll::-D:-D
13. Herimiafina ( 28/01/2006 06:40)
Anjekaky oo! Misy mialona dirandoza be klé. Ao fa omena anjara sahaza daholo nareo, mbola tsy ampy roa ambin'ny folo nareo ireo raha tsy diso zah, hehehe=))=))
PS:(l):*:*(l)
14. pissoa ( 28/01/2006 06:42)
Fa mialona an'iza iza ry Herimiafina? :?
15. Herimiafina ( 28/01/2006 06:50)
Tena mialona hoa zah ry pissoa fa tsy nahazo bisous njy no tiako tenenina e! hehehehe=))=))
16. pissoa ( 28/01/2006 06:57)
:{:{:{
17. jentilisa ( 28/01/2006 12:36)
hitako ny nisy an'io ô! :°)
18. Veloo ( 29/01/2006 00:34)
taiza ry jentilisa?8O
19. hertix ( 29/01/2006 03:16)
taiza tokoa fa na za aza tsy mahalala?
20. lapino ( 29/01/2006 07:51)
fasaly:

tena tay be le 2cv klé!!!!!:}

8)8)8)8):wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0547