ny rongony ekena sy tsia
1. ratsara
(
27/01/2006 08:58)
:idea:Mahagaga ahy ry namana dé ty:fa naôna no enjehina ny rongony nefa ny mpanakanto dia mamely kely daolo aloan'ny fampiséhoana ka tsy enjehina!:(
Rà izany v tsy azo raofim-potsiny ny mpifoka rongony rà asiana polisy reny coulisse reny e!8O
Za alô efa naeno mpihira betsaka oe nisy naita nidoroka kely vô miaka-tsehatra!Ao i Lalie,Nanie,Bekoto... Tô manimba ny fankafizako azy ny mandre anzany!
Aona ny hevitrao?:?:

répondu par Herimiafina le 10/02/2006 00:30
2. Fiffi
(
27/01/2006 09:38)
ratsara: naheno ianao ? ka marina ve io aloha sa tsia ? sa tsahotsaho ? mety misy tokoa aloha e! misy artiste aloha dia hialany @ ilay "trac" dia mifoka kely aloha . Ny rongony aloha dia samy mahafantatra isika fa ratsy , ary ny tsy hanimban'ny fankafihizinao ireo artiste tianao , mitombona ve aloha ilay izy ? hoe tena nifoka ry zareo ?
3. xxx
(
27/01/2006 11:35)
hi!hi! sao enao miteny ko midoroka kle ary sao de rahalahiny RAKIKI mpihira ary enao io kle aza mijery azy intsony enao raha manimba ny fitiavanao azy ny fifohany rongony e
4. Vahinala
(
27/01/2006 11:48)
ratsara > Za koa aloha efa nahare hoe betsaka ny artista no manao izany e, fa ny ahy toaka ndray no efa hitako maso mihitsy alohan'ny hiakarana scène ilay mpanakanto fa tsy lazaiko hoe iza ilay izy. Amiko manokana aloha raha tiako le artista d tsy mivaky loha amzay ataony any aho e, rehefa mahafapo ny hirany dia izay ihany, izy ihany no ho simba amin'io tsinona koa. Ataoko angamba fa mety misy ihany ny olona manodidina andry zareo miteny azy nefa efa izay no fantany fa mety ka atao akory moa !
5. mandrindra
(
27/01/2006 12:22)
ratsara a, ny mozika sy ny feo avoakany amin'ny maha artisata azy no hitiavana azy fa tsy izay hanaovany ny fianany any ambadika any
6. ravakamalala
(
27/01/2006 15:00)
f'angaha moa ny fifohana voarara? tsy ny fivarotana (trafic ) ve no tsy azo atao? fa raha "consommation personnelle "ilay izy anie dia toa tsy maninn e!
ka ny artista anie tsy miakatra ny feeling ny raha tsy misintona kely izy e!:roll:

7. Vahinala
(
27/01/2006 17:31)
Ie zany hono koa ! Ny sangan'asany akafizina fa aza mivaky loha am vie privée any ratsara an !:wink:
8. diamondra27
(
27/01/2006 17:42)
rongony:ekena raha ilaina @ fahasalamana (morphine sns...) ary tsy ekena raha mitarika ny olona @ ratsy:famonoan'olona, mangalatra, mapihorohoro.
9. Herimiafina
(
27/01/2006 21:14)
DM:(l):*:*(l)
Raha vahana ny rongony de betsaka ny overdose satria lasa mifoka daholo na ireo tsy tokony hifoaka aza kanefa mety tsy maha-maîtriser ny daoziny.
Ka aleo ihany tsy vahana klou fa sao de misy fiantraikany ratsy, ary raha vahana de tokony asiana mesure d'accompagnement goavana toy ny any amin'ny tany sasany toa ny hoe: 8g/j/personne ihany no autorisé. hehehehehe:-D:-D:-D:-D

10. fijo
(
28/01/2006 04:27)
za leretsy tsy mifoka na sigara aza,fa za kosa dia mahita fa tsy tokony rarana izany ny fifohana rongony an?reviny io.
ary ny mamo toaka sy rongony dia samy mamo ihany,ka maninona raha foanana koa ny toaka?

11. Herimiafina
(
28/01/2006 04:39)
Ka ny toaka anie ry fijo misy doziny voafehy maromaro toy ny 12degré Gay Lussac, ny 5% amin'ny labiera na ny 40degré GL amin'ny rhum e, sady làla iray ihany no andalovany : voie orale.
Ny maoly kosa misy tsindromina amin'ny seringue, izay tsy mety voafehy ny daoziny de izay no mampididoza azy raha sendra ny nandra no mampiasa azy e! hehehehehehehe:-D:-D

12. ravakamalala
(
28/01/2006 11:00)
ka io herimiafina na toaka na rongony na sigara (na vehivavy...) rehefa mahadomelina dia maha domelina a! ny vokatra aterany dia mitovy daholo, rehefa mamo ianao dia mamo, na mamon ny rano aza. 8O
misy koa anie ny olona misotrosotro foana nefa tsy fantany akory na mhazaka iny ny vatany na tsia e!

14. lapino
(
28/01/2006 18:51)
ravakamalala mahadomelina? hummm ... toa betsaka koa ny mamon'ny tsonjo any Ambohimanarina any raha izany kle! :wink:
Fa azo refesina ny dôzin'ireny ra-herimiafina a, na fantatra na tsia ilay molécule mahadomelina aminy. Saingy noho ilay izy voararan'ny lalàna no tsy mampisy fomba hifehezana azy, dia tsy misy famokarana industriel manaraka ireo normes-na kalitao.
Za kosa aloha dia mahita fa tokony horaràna ny fifohana rongony. Ny olana tsinona tsy ilay mifoka irery no domelina fa izay manodidina eo koa. Sady manimba tontolo iainana be le izy, fa ny couloir avy ifohan-dry zalahy an'le izy lasa tsy hay iainana intsony kle. Misy olona anefa na dia fofony kely aza dia tsy zakany. Ny sigara aza efa tsy fidiny, saingy iny tsy dia mahery loatra ka misy effet-ny eo no ho eo ohatra ny rongony.
Raha ohatra ny olona mifoka mahafehy tanteraka ny setroka mba tsy ho any amin'ny olon-kafa na kely aza, dia tsy olana ny fireveny azy. Kanefa ange dia mandreraka ny mifanila trano amin'ny olona mifoka môly, fa tsy maintsy hidiana ny varavaram-be, tsy maintsy hidiana koa ny varavaran-kelinao, fa manidina foana iny setroka iny.

15. ravakamalala
(
29/01/2006 11:42)
Ny tena mandreraka marina aloha dia ny hoe sitrapon olona iray dia izay manodidina azy rehetra eo dia miaritra ny vokany daholo, nefa ilay vokany ratsy.
fa raha rarana ny rongony fa mahadomelina dia tokony rarana koa ny sigara satria mankarary, rehefa mety ho ratsy ny vokany dia tokony rarana daholo.
17. diamondra27
(
30/01/2006 04:29)
HM: (l):*:*:*(l)
ravakamalala: efa manomboka raràna tsikelikely zao ny mifoka sigara ka:-*

18. ravakamalala
(
30/01/2006 14:58)
ka tokony ny sigara no foanana fa tsy ny fifohana, raha mbola amidy eny antsena eny io dia mbola hifoka foana ny olona.
19. fasaly
(
30/01/2006 15:08)
ratsara:
:idea:Mahagaga ahy ry namana dé ty:fa naôna no enjehina ny rongony nefa ny mpanakanto dia mamely kely daolo aloan'ny fampiséhoana ka tsy enjehina!:(
Rà izany v tsy azo raofim-potsiny ny mpifoka rongony rà asiana polisy reny coulisse reny e!8O
Za alô efa naeno mpihira betsaka oe nisy naita nidoroka kely vô miaka-tsehatra!Ao i Lalie,Nanie,Bekoto... Tô manimba ny fankafizako azy ny mandre anzany!
Aona ny hevitrao?:?:
raha te hivary lavo de ekeo ny rongony e!
20. cutie
(
30/01/2006 15:13)
raha ny hevitro aloha de tsy tokony henjehina ny rongony e. Anjaran'ny tsirairay fotsiny ny mandanja ze mety ho vokany. Tokony asiana fanabeazana an;io ho an'ny tanora.