ny rongony ekena sy tsia

21. Vahinala ( 30/01/2006 15:15)
Izay tokoa aloha dia marina e, raha ilay olona mifoka no marary tsy mampaninona fa sitrapony ny azy dia mizaka ny vokany izy fa ny olana dia raha mifoka sigara ohatra dia miparitaka iny setroka iny ka na olona tsy mifoka aza dia mahazo azy tsy fidiny ihany, raha miray efitra amin'ny mpifoka sigara sahala am mifoka ihany ko. Mahakamo eee !
22. Veloo ( 30/01/2006 17:59)
:-D:-D
23. fijo ( 02/02/2006 04:34)
herymiafina an ny ahy le mifoka no tiako resahana ka.le tsindrona ,tsy natiora iny ka tsy voako.
24. Veloo ( 02/02/2006 21:08)
:roll:
25. Herimiafina ( 04/02/2006 16:48)
Rongony inona klou le resahana eto sao de drogue douce fa ireny anie no autorisé e!
Ny cahanvre Indien ohatra de amidy eny amin'ny supermarché mihintsy klé, ny cannabis amidy any amin'ny match de Hockey sur glace, sns.

Fa ny olana anie de ny traffic e! mitovy amin'ny toaka gasy ihany, raha liberer-na ny maoly de mahazo vahana ny karazana mpivarotra ambanin'ny tany izay sarotra controler-na tokoa ka mety hiatraika amin'ny ain'olona mihintsy noho ny overdose.

Manaiky aho raha misy ny contrôle de qualité ka tsy maintsy mandalo eo avokoa ny karazana produit rehetra vao varotana. Azo controler-na tsara mantsy ny daozy eny antsena amin'izay.

Raha tsy misy io de manjary hamokatra karazana rongony marobe ary amin'ilay mahafaty ny sasany. Jereo fotsiny amin'ity faty olona eran'ny tanana noho ny daozy diso tafahoatra ity e!

Jereo ny exemple ny TOAKA GASY sy ny toaka avoakan'ny Sodeam ohatra.
26. cutie ( 04/02/2006 20:19)
in zany Sodeam ry herimiafina???
27. lapino ( 04/02/2006 21:02)
fijo:
herymiafina an ny ahy le mifoka no tiako resahana ka.le tsindrona ,tsy natiora iny ka tsy voako.

Ny ahy indray anefa ilay mifoka no tsy tiako fa manimba tontolo iainana, fa ilay mitsindrona indray tsy ahoako firy.
28. diamondra27 ( 05/02/2006 10:01)
lapino: tandremo ary mifampindrana seringue an! tandrovy ny fahasalaman'elah:wink:
29. lapino ( 05/02/2006 10:16)
diamondra27: :-w:-w
30. Herimiafina ( 10/02/2006 00:30)
cutie:

in zany Sodeam ry herimiafina???

Orinasa mpamokatra zava-pisotro misy alikaola ao Dago ao akia ry cutie an! hehehehe:-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9337