ALAHELO sy FIFALIANA

1. diamondra27 ( 26/01/2006 07:03)
Eo @ fitiavana moa dia misy ny alahelo na fifaliana tena tsy mety adino. Indraindray anefa de tsy sahy iresahana @olona ny zavamanjo ka raha te hanala azy ianareo de misokatra ny dinika ary manasa ny namana mba hizara zany fa zay no maha namana. Azo atao xxx ho an'izay tsy te- ho fantatra noho ny antony manokana.De misaotra mialoha.
répondu par ari.malala le 31/01/2006 10:59
2. diamondra27 ( 26/01/2006 07:10)
Ohatra iray ity: misy betsaka ny vhv vonoin'ny vadiny anefa tsy mba mizara izany alahelony zany @ manodidina azy fa menatra. Raha eto France no misy anao dia misy ireny foyer pour femmes battues ireny de manantona fa afaka manampy anao ry zareo.
3. diamondra27 ( 26/01/2006 07:12)
ohatra momba ny hafaliana indray : ny akamaroan'ny vhv de maniry ny hanao mariazy, de refa tonga tokoa io fotoana io ka tsy nisy rahoraho fa vita soa amantsara de tena faly ravhv ary tsy mety adinony iny andro iray iny
4. mandrindra ( 26/01/2006 08:22)
ary toa vehivay daholo ny ohatra omena le, natokana ho an'ny viavy angaha ity tantara ity ?
5. Vahinala ( 26/01/2006 08:24)
mandrindra > Raha manana olana ianao ange afaka manampy anao koa zay e, zany no hananana namana ko ! Sa ahoana diamondra27 ?
6. diamondra27 ( 26/01/2006 08:31)
ie zay mitsy ry vahinala a! refa misy manampy de efa tsara e!

mandrindra: miala tsiny fa sendra mba vhv no tao antsaiko e! . Misokatra ho an'ny lahy sy vavy ny dinika ka!
7. mandrindra ( 26/01/2006 13:38)
fa nahoana ary no tonga dia lazain 'i vahinala hoe olana no ananako. ilay lohateny dia manome safidy hoe alahelo sa fifaliana. saika mbô hizar hafaliana aminareo za fa toa tonga dia hankitififitra be izy izany kle.
8. Veloo ( 26/01/2006 16:26)
mandrindra a ka nareo lehilahy anie tsy mba sa miteny izay ao am-ponareo e :-D:-D:-D
9. Vahinala ( 26/01/2006 20:18)
mandrindra > Za tsy mitifitra zany ka fa mbo zay fotsiny no sendra voateniko e, azafady raha natezitra anao fa afaka hifampizarana daholo na alahelo na fifaliana na olana e !:-*:-*
10. akamatiana ( 27/01/2006 05:17)
euuuh!! innn re tantaraiko euuh....... Njaso mitsy klou i py kely :-D:-D
11. ANARIM ( 27/01/2006 08:31)
akamatiana : zà kou mila fa mbo omeo klé! sitsany ahay zà mbo mahatantara kely ihany!
12. mandrindra ( 27/01/2006 09:18)
veloo, marina izany fa tsy ny ao ampo no fiteniko fa ny ao antsaiko ka, :D
vahinala, tsy tezitra fa manamarika fotsiny ka :D
13. Vahinala ( 27/01/2006 11:53)
mandrindra > :-*:-*:-*:D
14. mamzelkely ( 27/01/2006 14:11)
ny ana ts py ftsn amizao fa tena :@ mits amizay vôtatara dôly:-D
15. booboo ( 27/01/2006 14:49)
:-D:-D
16. Jorobe ( 27/01/2006 15:10)
Zavatra tsy maintsy mitranga eo amin'ny fianana na ny alahelo na fifaliana.Izao kosa anefa tara raha tsy dia atao be loatra ny alahelo satria mamesatra ny fianana io ka mety hanimba ny fiananao amin'ny lafiny rehetra.Voleo ny hafaliana izay mba mahafaly anao:laoka tsara,fitsangatsangana,.....Izao kosa anefa tsy azo adino tsy voatery ny mahafaly rehetra no mahasoa ka mahaiza mandanjalanja ny fihetsika....8)
17. Veloo ( 27/01/2006 17:24)
mandrindra a lazao ko ny ao an-tsaina ka:wink:
18. diamondra27 ( 28/01/2006 12:49)
zao e! misy tokoa aloha ny hommes battus fa tsy sahy miteny e! tena mbola mazana noho ny vhv ary io satria ny lhl eo @ olombelona hoe: sahy de refa voadona anefa izy na inona antony de mihamalemy sy mivarilavo
19. zandrikely ( 28/01/2006 18:53)
io ndray ry diamondra dia ataoko hoe safidy , marina fa rehefa vodona zay bandy dia tena mifafa sy mandohalika , nefa adalan'izay mivarilavo , vao maika enao vohitsaka sy votsindry ra mivarilavo eo , mihamalemy mety ho izay nefa anio ve enao malemy dia rampitso ko , tsy misy toy ny mitraka , rehefa voa dia ny maka ny lesona @ ho avy e , tsara ilay lohahevitra fa mazotoa daholo
20. Veloo ( 28/01/2006 23:32)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3643