ALAHELO sy FIFALIANA

21. diamondra27 ( 30/01/2006 06:13)
javascript:emoticon(':wink:')
Winkzandrikely: tsy misy fisaorana e!
22. akamatiana ( 30/01/2006 07:46)
akamatiana : zà kou mila fa mbo omeo klé! sitsany ahay zà mbo mahatantara kely ihany!
anarim io ary euuh!! fa to tena le izy kle!!
23. Jorobe ( 30/01/2006 11:01)
Izao no mba hevitro raha lasa ny vehivavy dia aza malahelo raha toa ka niala nenina.....lehilahy tsy boka indray andro....iray no lasa ...zato miandry.Hadinoy ny lasa fa tsy hiverina intsony.Manorina fiainana vaovao no mety,ity tany tany ity tsy lany manja!
24. diamondra27 ( 30/01/2006 11:29)
marina ny anao ry jorobe.=D=D=D
25. Jorobe ( 30/01/2006 16:15)
Misaotra anao nanohana diamondra 27....MAZOTOA MITIA, tano ny haza fa sarotra ny mila....8(l)
26. diamondra27 ( 31/01/2006 06:49)
(l):-*:-*(l)
27. ari.malala ( 31/01/2006 10:59)
Miray hevitra tanteraka @ Jorobe sy zandrikely aho :) ny alahelo ts maints misy foana eo @ fiainana fa anjaranao no miezaka mandresy ny alahelonao ary hanova
izany ho zary fifaliana e mba tsy hanamaloka ny tontolo andronao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4845