Pety Rakotoniaina : notambazana fiara...
1. Bocassa
(
24/01/2006 14:15)
Miarahaba antsika.
Efa akaiky marina ny fifidianana re oul a! Mitady làlana mafy ny pdt Ravalo mba ho lany fanindroany. Fantany tsara fa i Pety no tompon' ny lakilen'i Fianarantsoa ka miezaka ny manambitamby azy i Ra8. Notambazany fiara i Pety dia mihevitra izy fa ho azo amin'izay ny renivohitr'i Betsileo. Sendran'ny olona sarotra anefa izy. Nolavin'i Pety mantsy ilay golf kely nomena azy. Koa raha tsy inona izy kou!
Fika efa lany daty izany fa aleo mitady lalan-kafa. Tsy mahalala an'i Pety? Tokony hitandrina ny filoha fa sao dia wouèène eo. Marina e!

répondu par Beinjy le 26/02/2006 16:26
2. lapino
(
24/01/2006 14:55)
Sao kosa àry dia daba miteny frantsay no tadiavin'i Pety e? Kanefa izany anarany izany amin'ny teny frantsay, ... hmmmm :wink:
Fa iza moa no nilaza fa masindahy Peteur-n'i fianar io bandy io ka hitana ny lakile-ny? Ary angaha koa i Fianarantsoa mihidy no ilana lakile vao ho tafiditra ao kle?!!
Sao dia tian'i Bocassa holazaina kosa ary dia hoe Ravalo no mitana ny lakile-n'i Madagasikara ?!
Ary ahoana indray aloha izany resaka golf izany e? Gazety aiza no mety ahitana an'izany aloha mba tsy hihinananay amam-bolony an'ilay kôzy?

4. lapino
(
24/01/2006 16:03)
Fa maninn i Pissoa ? :wink:
Oay, misy PS kely hadinoko: http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m43bb82e80f954#m43c270f8d6a32 http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m43bb82e80f954#m43d634174914b :wink:
Oay, misy PS kely hadinoko: http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m43bb82e80f954#m43c270f8d6a32 http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m43bb82e80f954#m43d634174914b :wink:
5. kary
(
24/01/2006 17:05)
mba ho fanajana ny filoha dia tokony mba mody noraisin'i Pety Rakotoniaiana ihany aloha ilay fiara na dia tsy tiany aza ilay izy; dia avy eo nomena ny mpiara miasa aminy. Marina aloha fa tsy mifanentana amin'ny maha maire azy ilay fiara sady toa hoe efa tonta ilay izy fa tsy vaovao.Ary tokony mba homen'ny filoha ihany koa anie i Rolland Ratsiraka e!
7. cheboman
(
24/01/2006 17:06)
Sao kosa àry dia daba miteny frantsay no tadiavin'i Pety e? Kanefa izany anarany izany amin'ny teny frantsay,
ary sao koa ary tamin'ny filoha nanolotra ilay fiara niteny malagasy dia tsy hazon'ingahy pety :lol:
ary sao koa ary tamin'ny filoha nanolotra ilay fiara niteny malagasy dia tsy hazon'ingahy pety :lol:
8. Ragadona
(
24/01/2006 17:24)
Pety kosa alo ry cheoman any Madagasikara no mipetraka e (fa tsy any frantsa), ny anarany koa dia hoe Pety (teny gasy) fa tsy hafa toy ny hoe cheboman ohatra.
9. xxx
(
24/01/2006 17:45)
mba amboary ny anaranao ry bokassa fa dia na ny africain rehetra namanay ao am-pianarana aza dia menatra @ io anarana io!
10. cheboman
(
24/01/2006 18:32)
Ragadona:
Pety kosa alo ry cheoman any Madagasikara no mipetraka e (fa tsy any frantsa), ny anarany koa dia hoe Pety (teny gasy) fa tsy hafa toy ny hoe cheboman ohatra.
:lol: hay tokoa moa Ragadona, he he
ary ireto angaha tsy nojeren-Ragadona?
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m43bb82e80f954#m43c270f8d6a32
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m43bb82e80f954#m43d634174914b
oki ragadona an !
11. cheboman
(
24/01/2006 18:38)
oadray, adino teo, andriamatoa bocassa no nanolotra ity hevitra ity, dia heviny ilay ao @ jereo eto sao tsy arak'ingahy ragadona
15. mandrindra
(
26/01/2006 07:52)
amiko ilay fomba famalin'i pety hoe tsy mifanaraka amin'ny maha ben'ny tanana azy ilay fiara dia tsy mety. Amin'ny maha ben'ny tanana azy dia tsy ny hitaingina fiara milay no tokony himasoany fa ny hampiroborobo ny tanana izay iadidiany.
17. Ragadona
(
27/01/2006 16:00)
Fa tsy mitombina kosa raha ohatra ka refa izy dia terena "hanetry tena" hoe mety ny golf fa refa ny maires "akaiky kokoa" ny filoha dia higalabona amin ny fiara tsara. Raha atao mitovy izy rehetra, na mba farafaharatsiny ahay tsy atao mifangarika be, dia azo eritreretina ihany
18. fijo
(
27/01/2006 20:46)
ny fandehany ,dia tsy nanda ny handray fiara izy,fa le fiara natolotra no tsy tiany,fa mila ambony kokoa izy.hehehe polifika e
19. Herimiafina
(
27/01/2006 21:19)
Fa fiara ho an'i Pety personnel ve sa ho an'ny amirie fa ho ampiasain'i Pety izany golf izany e? Ary avy aiza ny fiaviany sao de nisy resak don ho an'ny ministera? hehehehehe:-D:-D
20. fijo
(
28/01/2006 04:08)
fiara natao hoe hoampiasain'i lery e;
ny fiaviany??????? io resaka tsy mbola hay
ny fiaviany??????? io resaka tsy mbola hay