Pety Rakotoniaina : notambazana fiara...

21. Herimiafina ( 28/01/2006 05:03)
Ka i Pety maire anie e! Fa ho an'ileiry manokana sa ho an'ny Kaominina klé? Raha miala ileiry de afaka mitazona sa tsy maintsy omeny an'ilay solony?
22. fijo ( 31/01/2006 22:02)
tsy hoazy manokana ka.
23. ravatorano ( 01/02/2006 09:11)
ny nandavan i pety ilay golf d izao io fiara io zany dia noretapéna fa tsy fiara jojopilll d kirizy razoky fa hoe maire amin ny commune urbaine v d omena fiara efa noretapéna hahahahahah
io dia natokana ho an ny maire izay mandalo amin io toerana io fa tsy hoe ho an i pety akory.Lery manana 4x4 nolovainy tamin izy depité reny hahahaha
Ny fikan i lery d izao hoe tsy mety amin ny lalana any io fiara kely io ka tsy azo ampiasaina d i Charly vice president ny Conseiller municipal no nandray ny fiara ary ny reko farany aza dia ry zareo ireo no hampiasa io fiara io fa tsy haverina intsony any amin'ny mpandefa.
Aza hadino koa anefa fa eo amin ny rafitry ny commune dia ny conseillers municipal no mandray ny fanomezana rehetra izay atolotra ny commune anakiray ka noho izany tsy voatery ho tonga teny amin ny lanonana nanolorana ny fiara i pety.
24. Ragadona ( 01/02/2006 10:44)
Zany hoe tsara ny nanehoan i Pety ny heviny sy tsy nikasihany an lay fiara satria mety hahodina ndray io resaka io aoriana kely ao hoe mody nanda izy fa noraisiny ihany, na koa raha tsy voadinidinika teo am boalohany ilay fiara dia mety holazaina hoe mora nanimba fiara ny maire any aoriana any
25. fijo ( 01/02/2006 19:57)
ny marina izany dia nijery ny tenany izy,fa mody hendry fotsiny ihany.hi hi hi polifika marina kle
26. Beinjy ( 26/02/2006 16:26)
I Pety nge efa malaza e sady efa natao hira mitsy ny anarany oh ho j'y pete ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7995