vehivavy inona

1. bonaventure ( 21/01/2006 12:42)
Miarahaba ny namana malagasy rehetra ,ny resaka hatsidika dia momba ity vehivavy iray izay nitantara t@ vadiny ny zavadoza nataony,toy izao ny tantara: fianankaviana musilman iray mipetraka ao Ambohimanarina ,nanala zaza ity zandriny ka nanao tsindrona kinanjo afaka kelikely dia indro fa nilatsaka ity zaza mena vava mikikiaka efa ho fito volana mahery teo amasony rain'izireo,taitra noho ity fitsangajavatra ny rainy ka naniraka ity zokiny hamono ilay zaza mitomany,nefa araka ny teniny sage femme dia hoe andraso fa ho faty kinajo tsy nety maty ilay zaza ka dia nalatsak'ilay zokiny tany lavapiringa na WC ilay zaza mbola mitomany ary narahiny biriky tany mandrapa tsy henony ny kiaka ilay zaza.Hontsa ny fo mahare izany tantara izany nefa dia tsy nisy nahita araka ny filazany koa apetraka ny fanontaniana moa ve azo toriana io vehivavy io eny na dia efa taona maro aza miaraka @ rainy satria dia tsy mandry ny eritreritra fa dia andro amanalina dia totofany maloto io ao ilay zaza tsy manantsiny ,moa ve ny musilman tsy mananafo miantra ,raha ianao mpamaky no vadin'io vehivavy nitantara inona ny fepetra tokony ho raisinao marihany fa taty andafiny riaka no nahenoako io tantara io,ka mino aho fa hanampy ahy ianareo inona no tokony hataoko izay hany vavolombelona nitantaraina satria dia ohatra ny isaky ny mahita zaza kely aho dia mitamberina amiko io tantara io,marihana fa raha tena gasy iray reny tsy havita izao habibiana izao,ok
répondu par bonaventure le 21/02/2006 15:49
2. vale ( 21/01/2006 15:11)

8O8O8O tsy manan-kamba firy fa tena nihorin-koditra sady malahelo maheno izany habibiana izany . Efa tsy olombelona intsony izany. Ahoana tokoa moa no tsy azo itoriana an'izany? ilay rainy ihany koa "coupable" :evil: fa tsy ilay vehivavy irery...
3. vale ( 21/01/2006 15:13)
Miala tsiny fa hay moa "resa-dehilahy" ilay izy.......
4. pissoa ( 21/01/2006 16:18)
Kou izy ary efa nitantara kou
:cry::cry::cry:
5. doria ( 21/01/2006 16:28)
nanenina be za namaky le size , onja sy marikoditra be , hotorina ve ??
6. Vahinala ( 21/01/2006 17:13)
Efa misy tokoa ny olombelona no lasa miaina toy ny biby, fa ny tsy azoko tsara hoe ilay vehivavy manambady izany no nandatsaka ilay zanaky ny zandriny tao amin'ny WC, dia raha ho toriana io vehivavy io dia iza no hitory azy ?
7. vale ( 21/01/2006 21:15)
pissoa:

Kou izy ary efa nitantara kou
:cry::cry::cry:

pissoa>:-*:-*:-*

8. felicia ( 21/01/2006 23:56)
azo toriana tsara mihintsy...aty italy tena heno amin'ny vaovao matetika mihitsy io toe-javatra io.Mampalahelo,iny cas iny aloha dia tena ilay rainy no tena fototra raha hoe mineur ilay sipa,raha majeur kosa dia aleo smy milentika any...
9. Veloo ( 22/01/2006 01:45)
ka raha toriana anie ry zareo mila evidence e? ilay zaza ve mbola ho ita ao fona?
vahinala a tsy hita intsony retsy a efa mivadika ambony ambany ty tany tsika retsy:(
10. pitchou ( 22/01/2006 04:24)
raha silamo le fianakaviana d ilay rainy no tokony toriana satria @ireny fianakaviana ireny manana droit de vie ou de mort @ zanany ny rainy!
11. Herimiafina ( 22/01/2006 04:55)
Anjenestonao ry lanitra malala o! Inona ity karazana loza tsy voajanahary fa naterak'olombelona voalaza ato ity.:twisted:

Tena tsy ilaina toriana itsony izany fa tonga de atsipy any an-gaboné miaraka amin'ilay zaza, loza be raha miara-miaina amin'izany ny taranakay klé, :twisted:
12. Vahinala ( 22/01/2006 12:10)
D mahagaga sy mahatalanjona sady mahavaky fo.:cry::cry::cry::cry:
13. pissoa ( 22/01/2006 12:53)
pitchou:
raha silamo le fianakaviana d ilay rainy no tokony toriana satria @ireny fianakaviana ireny manana droit de vie ou de mort @ zanany ny rainy!

Andray, izany ve? 8O8O
14. pissoa ( 22/01/2006 12:54)
vale, Vahinala> :-*:-*
15. Ralay ( 22/01/2006 18:59)
Mbola tena azo torina tsara zany na musulman na kristianina indrindra raha aty andafindriaka.Matoa izy nitantara dia misy riorio izany hoe tsy mandry ny sainy ka tokony hajinja izay nafafiny izy sy ny rainy ary ireo rehetra izay nahalala fa tsy niteny rehetra.:!:
16. Fiffi ( 23/01/2006 05:21)
mbola mi-existe ve izany ry pitchou @ izao taona 2006 izao ?
17. Vahinala ( 23/01/2006 08:26)
Fa tsy tokony azo toriana foana ve na in izy na inn e, zavatra ohatr'izany kosa v d ho avela amzao fotsiny.

pissoa > :-*:-*:-*
18. pika ( 23/01/2006 08:38)
raha azoko tsara dia zavatra efa niseho taloha elabe io tantarainy t@ vadiny io ary tsy io no rain'ilay zaza?
efa nikofesy sy nanenina ny fahafantarako an'izany koa anjaran'ilay vadiny no mieritreritra izay tokony ataony izy rahateo koa no mahita sy miaramiaina ao hoe efa niova ve sa mbola biby toetra toy izany

izy ary efa nitantara hoy ny namana etsy ambony koa

19. mamzelkely ( 23/01/2006 14:29)
takizay za ts niditr tato klé ty ee mapalahelo be le tantara:cry:
20. pitchou ( 23/01/2006 18:52)
pissoa, fiffi> tena mbola misy d misy tokoa izany! :x ! na eto mada aza!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2069