vehivavy inona

41. pitchou ( 03/02/2006 16:49)
ka zà malahelo be mintsy @ le fanavakavahana knou!=((
42. bonaventure ( 03/02/2006 18:32)
Miarahaba nareo mpamaky hajaina, ary misotra mamaly ny resaka ;araka ny voalaza dia izaho mpanoratra no nitanataran'ilay nandantsaka ilay zazamena vava ary t@ 2000 no nitrangan'io zavatra io,nontantarainy antsipirihany ny fandehanjavatra dikany izany dia vavolombelona nintantaraina aho ary mihorokoditra satria dia tsy afaka anaty eritreritr'io isaky ny mahita zazakely aho,ary ny loza dia nentin'io olona io nitsoaka any andafy ny zanakay telo mirahavavy ka very hevitra aho inona no azoko nataoko fa tena latsaka ankaterena ny akama aty antany lavitra aty,azko ambara dia tsy manana fo mihatra ireny musilman ireny ,ok
fijo:

alohan'ny hitoriana aloha dia fantatro hoe hoviana no nitrannga le resaka.misy resaka "prescription"mantsy io.raha efa nihoatra ny 10 taona,dia sasao ny loha fa efa tsy azo atao ninoninona intsony izy.
raha toa,kosa ka mbola latsaky ny 10 taona,dia hadiadio tsara aloha,ny fotoana,ny toerana,ary ny olona nanatrika rehetra.ka rehefa tena azo antoka fa mitombona ireo,dia azo toriana amin'izay ry zareo.
eto nefa dia miditra ny dipri"droit international prive"satria,raha gasy ilay olona nanao azy,nefa aty frantsa izy izao no mipetraka,dia fitsarana aiza no hafaka handray le fitoriana?ary lalana inona no ampiasaina?
mila fantatra ny "nationaliten'ilay olona".dia tohizako ny fandehany manaraka



43. pitchou ( 04/02/2006 00:58)
hoy bonaventure:

izaho mpanoratra no nitanataran'ilay nandantsaka ilay zazamena vava ary t@ 2000 no nitrangan'io zavatra io,nontantarainy antsipirihany ny fandehanjavatra dikany izany dia vavolombelona nintantaraina aho ary mihorokoditra satria dia tsy afaka anaty eritreritr'io isaky ny mahita zazakely aho,ary ny loza dia nentin'io olona io nitsoaka any andafy ny zanakay telo mirahavavy


fa rahavavinao ve izany izy io e? raha izay dia matoa nentiny nandositra dia satria atahorany sao d terenareo izy handatsaka ireo zanakareo ireo any koa! raha izay d tsy manome tsiny azy aho, fa fitiavana sy fitandroana ny aina no nitondrany ny zanakareo nitsoaka!!!
44. Herytae ( 06/02/2006 08:31)
pitchou> bonané spésialy e! :*:-*:*:-*=((
azfdy ary mou e! tsy manavakavaka zany za ka!
45. fijo ( 07/02/2006 21:56)
pitchou an ,milamina amin'izay an.
46. pitchou ( 09/02/2006 18:29)
zay ahay! merci herytae :*:*:*
47. fijo ( 11/02/2006 04:58)
ahan,faly ihany kay.
48. pitchou ( 15/02/2006 01:51)
naôna zà no tsy ho faly? :D
49. fijo ( 15/02/2006 04:47)
mihira ary e
50. bonaventure ( 15/02/2006 13:26)
Slt tsy azonareo ilay kozy ,zandrmbadiko ilay nanala zaza ary vadiko ilay nadantska ilay zaza tao anaty wc,dia raha teo @ nareo ny tenako dia inona no mba kozinreo vehivavy inona sur aloha fa tsy gasy pur no nanao azy nefa na izany aza ,maro ny manala fa tsy @ fomba mahatsiravina ohatra izany ,fanambaniana ny ain'olombelona ange izany e,ok

izaho mpanoratra no nitanataran'ilay nandantsaka ilay zazamena vava ary t@ 2000 no nitrangan'io zavatra io,nontantarainy antsipirihany ny fandehanjavatra dikany izany dia vavolombelona nintantaraina aho ary mihorokoditra satria dia tsy afaka anaty eritreritr'io isaky ny mahita zazakely aho,ary ny loza dia nentin'io olona io nitsoaka any andafy ny zanakay telo mirahavavy


fa rahavavinao ve izany izy io e? raha izay dia matoa nentiny nandositra dia satria atahorany sao d terenareo izy handatsaka ireo zanakareo ireo any koa! raha izay d tsy manome tsiny azy aho, fa fitiavana sy fitandroana ny aina no nitondrany ny zanakareo nitsoaka!!!
[/quote]


51. pitchou ( 15/02/2006 17:42)
mety raha tsy nitsoaka koa ange le rain'ilay zaza tsy ho nisy zaza nalatsaka tany an-gabone teo e! izaho izany tsy dakôrou mintsy @ le we le olona nandatsaka no diso be! fa le rainy naniraka azy, le bandy rain'le zaza ... ireo no fototra niavian'izay!
fa raha izaho zany no teo @plasinao d amboariko tsara ny sain'i madama fa tena entana mavesatra be ho azy ange izany e! sady tsy fidiny azy! raha mba nanana zo handà izy d tsy ho toy izay angamba
52. fijo ( 15/02/2006 21:33)
an an efa vavy lehibe izy,ka tokony ahay hamaly koa raha hita izao,fa hamono olona kle,
le rain'ilay zaza koa anie mety tsy nandositra fa tsy teo tamin'iofotoana io e
53. pitchou ( 16/02/2006 17:57)
fijo> tsy azo ampitovizina mintsy izany! raha tsy teo aza ny rain'le zaza fa nisys presence ara-dalana d izy no diso voalohany satria izy no tompon-teny @ ze tiany hanaovana ny zanany na hataony kitoza na hendasina! fa tena nitsoaka izy matoa le rain'le sipa no nanapaka!
(tsy hilaza eto le fampitahana ny place n'ny vhv @drizareo silamo aho fa tena mahamenatra! silamo no nilaza io t@nay)
54. bonaventure ( 21/02/2006 15:49)
pitchou:
Slt,izaho anie tsy manda fa maro ny mpanala zaza fa mba hoe any @ faha telo ny volana farafahabetsany fa ity anie dia efa 8mois ka araka ny teniko sy ny fandinihako ny toetran'ity vadiko dia tsy manana fo mihantra na kely aza satria rehefa avy nitantara io izy dia teraka ka tsy nitaiza io zanakay fa lasa tany Dago ary navelany tamiko irery ny zanakay vao iray volana monja nadritra ny telo taona taty aoriana vao niverina dia mba eritrereto @ izany tsotra ny teniko mety hoe @ izy silamo ve no nahavitany ity loza ity ok
mety raha tsy nitsoaka koa ange le rain'ilay zaza tsy ho nisy zaza nalatsaka tany an-gabone teo e! izaho izany tsy dakôrou mintsy @ le we le olona nandatsaka no diso be! fa le rainy naniraka azy, le bandy rain'le zaza ... ireo no fototra niavian'izay!
fa raha izaho zany no teo @plasinao d amboariko tsara ny sain'i madama fa tena entana mavesatra be ho azy ange izany e! sady tsy fidiny azy! raha mba nanana zo handà izy d tsy ho toy izay angamba



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1675