Karana, tsy manakalo vola amin'ny gasy

1. xxx ( 18/01/2006 03:45)
Dia mahagaga rey olona fa ny Karana ao amin'ny Eureka "tsy manakalo vola amin'ny gasy izahay, fa vazaha ihany". Nefa dia eto Madagasikara, ary ny mpanjifa betsaka ao aminy dia Malagasy.
répondu par mandrindra le 24/01/2006 15:23
2. Herimiafina ( 18/01/2006 04:03)
Toa finoanoampoana no mahatonga azy manao an'io hono.
Misy fomba iray mifandray amin'ny fivavahany rehefa mamerimbola dia tsy atolotra directa fa somary asosa amin'ny comptoir-n'ny caisse ilay famerimbola. Ny dikan'iny hono de hoe: "mbola hiverina amiko ity vola ity", hehehehehe:-D:-D:-D:-D
3. fijo ( 18/01/2006 04:25)
ka ny gasy mihintsy no adala manaiky ataony an'izany ko.
za efa milaza fa karakarao ireo ,fatina karana ireo dia milamina ny tany.
4. Angolaina ( 18/01/2006 04:55)
za moa tsy mpiantsena ao @ eureka ko ! fa reo karana reo tokoa ange zareo tena manambanimbany gasy e! nefa raha vao miala eto dago de fadiranovana ery! mba mahantra avy any aminy any mila ravinahitra aty koa reo ka miseho milay ! tssssss:evil:
5. Fiffi ( 18/01/2006 04:56)
fijo: marina ny anao , indrisy anefa ry fijo fa inona anefa no azo hatao ? efa ela tokoa no tokony hikarakarana ireo karana ireo fa sady mpitsetsitra no mitady anjaka nefa tsy tompon-toerana
6. ericgael ( 18/01/2006 05:09)
marina mihintsy zany ry reto a, raha mijery ny mpanakarena sy mpambotry vahoaka dé ireny karana rey nihintsy, ny ahy aloha raha karana tsy asiako sira mihintsy na miso milay tahaka ny inona aza, aza mba mangataka service aminay anié é ... :lol:.
:evil:
7. Angolaina ( 18/01/2006 06:00)
ericgael:

marina mihintsy zany ry reto a, raha mijery ny mpanakarena sy mpambotry vahoaka dé ireny karana rey nihintsy, ny ahy aloha raha karana tsy asiako sira mihintsy na miso milay tahaka ny inona aza, aza mba mangataka service aminay anié é ... :lol:.
:evil:


Za koa tena miombon-kevitra @ elah an ! @ zay fotoana izay tsy tsika intsony no hiteny oe miandry fa gasy fa izy no lazaina oe miandry fa karana :-D:-D
8. xaque ( 18/01/2006 06:22)
marina mintsy ny hevitrareo tokony hamboarina mintsy reo karana reo, aza mba tonga eo fitondrana ihany ny tenanko fa raha tonga eo de roahako tsy misy hataka'andro mintsy marin a e! tena tokony hatao hitany kou nge hoe to M/car izy no velona e! fa any aminy mahantra velona ery, nefa manambany olona eto amintsika
9. Herimiafina ( 18/01/2006 06:24)
Anjay kosany ry reto, le sipakely karana ireny aza amboarina klou fa sao tsisy jerijereko eo tsony klé, hehehehe:-D:-D
10. rurik ( 18/01/2006 08:21)
Herimiafina hum jerijerena marina , mba andramo anie ny mikoty karana e raha ilay karana mahantra aloha mety ho azonao fa ilay karana miseo milay hum , ny anndry zareo aza raha vao manambady gasy dia efa tsy anisan'ny fianakaviana tsony ko , tena mila fanamboarana ireo ka .
11. Fiffi ( 18/01/2006 09:10)
Herimiafina: aza ireo karana ireo no jerena e! maro ireo sipa kely manjakely sy manjabe na ny sipabe raha tianao fa milay ny gasy e! :-D:-D:-D:-D
12. Solitikabe ( 18/01/2006 11:32)
Raha hijery sipa karana i Herimiafina dia mandehana eny akaikin'ny Ravinala any Mahajanga fa misy milahatra isan-kariva eo. de mba atoroy ilay fanamboarana karana fa izaho te hanamboatra. Lasa voabahany indray mantsy ny arikady nefa taloha lazaina fa tsy azo amoahana entana.
13. fijo ( 18/01/2006 21:10)
io mora e,isaky ny mankany enao dia ampahafantatro azy fa taninao madagasikara fa tsy taniny.ka raha tsy mahatanty gasy izy dia, na milomano miala ,na maka avion miala.
14. jennifer2 ( 18/01/2006 23:46)
Herimiafina a! ny gasy be manja koa inona no hidiranao @ karana? za aloha de tena leo karana sy sinoa e!
15. Herimiafina ( 19/01/2006 00:18)
Andana mianatra Inspecteur des Impots any amin'ny ENAM fa tonga enao de hatahoran'ny karana fadiranovana mihintsy klé, mba kaozy e! hehehe:-D:-D
16. diamondra27 ( 19/01/2006 14:32)
aza ataonareo an'izany kosa ny karana e! tsy izy rehetra no manao io e!

fa lery kosa tsy mety ny nataony, ra za no tany de aiko tsara ny nanao azy, tondrako bandy be de be mampihorohro tsy hanome aiza

f'anga misy soratrao ao @ magasin-ny hoe pour les etrangers ihany?

FAIZO IZY E
17. fijo ( 19/01/2006 21:39)
jenny an,marina ny andry.
didi an,izy rehetr amihintsy io manalika gasy io ka.
18. pissoa ( 20/01/2006 06:07)
Ontso - tsy izy rehefa izany 8O8O
19. diamondra27 ( 20/01/2006 13:27)
tonga de ampihorohoroy rangahy a! asivo kidnapping bien organisé de asio rançon de teneno hoe: manomboka androany de eto @tanin'ny gasy misy an'là de gasy mba mananjo taka ny olona rehetra fa tsy mangalatra, de avotsory avy eo, de omeo ny volany, avertissement zany e! sa tsy mety 'zany
20. mandrindra ( 20/01/2006 15:33)
diamondra27, ilay mampihorohoro aloha ny ahy manokana tsy voako e. aleo tonga dia ampiharina. Ohatra hoy ianao hampitahoriko dia tsy hanome aiza, tsy izay angamba no tsara fa satria lasany ihany ny vola fa ny tokony ho izy dia tsy avela mandeha ao aminy ny vahiny dia ny vola aty amin'ny gasy ihany no mihodina.
ny resaka kidnapping indray dia tsara fa saingy tsy averina mihitsy izay nangalarina na zaza io na lehibe. rehefa azo ny saosy dia ajedaka ilay takalon'aina. dia omena taratasy izy hoe "fampitandremana farany ho anlisany iny fa raha tsy miala eto gasikara ialahy isany dia hisy kanara iray isan'andro manjavona, ary rehefa mandeha dia izay eny ankoditra ihany entina raha tsy izany apoakanay ny fiaramanidina".
sady ry zalahy ireo koa mantsy no tena mandio ny volan'ny mpampihorohoro aty ivelany. aiza ve ko misy karana, mpivarotra koveta sy lambaoany no asany nefa mahavidy 4X4.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1904