BILAN

1. dadabe ( 17/01/2006 12:00)
Toa izao ny bilan voarayiko tao anatin;ny 1 andro nanoratako ilay hafatra tao @ dinika "hatsikana sy lalao " veloma vetivety
nanoratana ny hafatra=16 janoary 2006 16:04:43 dia nanomboka nioditra aho ny 16 :01:42 17 janoary 2006
hafatra rehetra=43
isan'ny lahy nanoratra=8
isan'ny vavy nanoratra=17 :wink:
tsoakevitra :
zah dia nanao karazana test psychologique ahafantarana ny tena namana sy ny namanamana ato @ serasera :°)
hehehehehehe zah angaha hiala izany, zah koa angaha hilaza hoe iza no zao na iza no zao hheheheh sekire-ko izany:D
@ akapobeny dia mahafinaritra ny finamanana ato @ serasera ,misaotra ireo namana rehetra nandray anjara t@ dinika " hatsika sy lalao iohany iny ry zareo a :@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@
:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@
:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:-*:-*:-*
répondu par diamondra27 le 06/02/2006 06:31
2. Vahinala ( 17/01/2006 12:01)
dadabe > Anjay d tena manapaka lalandra mintsy enao ty a ! :-*:-*:-*:-*:-*
3. fasaly ( 17/01/2006 12:47)
zah kou mba nanao test otran'ny an'i bedada, ka efa fantako mintsy ny tena namana ka ho fidely aminy aho ary ny namanamana fa tsy tena namana dia mbola hita eo ny hanaovako azy:wink::-D:-D:-D
4. fiaritiana ( 17/01/2006 12:52)
zany an! efa fantatro ny fandehan io vo nanoratra lery! hihihi!
5. ravakamalala ( 17/01/2006 13:40)
f'angaha tsy izay rehetra eto dia namana daolo e! ataoko ho izay no tena fandehan ity tantara ity?:roll::roll:
6. Lantoer ( 17/01/2006 13:47)
Misy ol d'efa manan-katao @ ity fiainana ity
7. mamzelkely ( 17/01/2006 13:49)
ty dadabe ty tena tsssss fa na izany aza mo za namana be fa ts namanamana oooo:-*
8. booboo ( 17/01/2006 13:49)
:-D:-D:-D
9. diamondra27 ( 17/01/2006 15:54)
nitsangana t@ maty de arabaina dadabe e!
10. fasaly ( 17/01/2006 16:34)
ravakamalala:

f'angaha tsy izay rehetra eto dia namana daolo e! ataoko ho izay no tena fandehan ity tantara ity?:roll::roll:


ka misy kosa ny tsy mena mivadika aky!!!!!:wink:
zà kalou efa tsatsa de nanao bilan otsan'i bedada e! hihiii fa namana dooly ka!
11. pissoa ( 17/01/2006 16:45)
dadabe > tokony isaina ny isan'ny hevitra napetraka hanaovana ny election bebe kle =))

tonga soa eto @ serasera njay kalou e :-*
12. lapino ( 17/01/2006 17:02)
Fa inona daholo aloha ireo fohan'i dadabe ireo kle?! Toa i dadabe indray no mifenty ny pokona! Sa ahoana Vahinala? :wink:
13. kally ( 17/01/2006 17:03)
sssh! ry dadabe koa zato!!!
Aza manao sôndazy tenany izany ry dadabe fa tahaky ny olona tsy mahatoky tena a!:-P
14. Vahinala ( 17/01/2006 18:49)
lapino > Hita hoa ko ! :-D:-D:-D:-D
15. ravakamalala ( 17/01/2006 19:45)
ny toky fitaka anie ry dadabe e! :twisted:
16. Veloo ( 17/01/2006 20:10)
:twisted::twisted::twisted:, tsssssssss mamitaka fotsiny
17. mirana5 ( 17/01/2006 20:12)
Lantoer:

Misy ol d'efa manan-katao @ ity fiainana ity



efa olona "tsy manan-katao" no fitenenana fa tsy io noteneninao io akory aiza tohana an!:oops:
18. yonikafopl ( 17/01/2006 20:30)
:):):-w:-w
19. vale ( 17/01/2006 21:56)
dadabe> tena misy tokoa ny mpiantsaravelatsy ry dadabe à! marina ny anao! fa na izany az aza mivaky loha @ izay tsy ty any e! sa aôna?(l)
20. jennifer2 ( 18/01/2006 01:10)
Hahaha! za aloha tsy nieritreritra mihitsy hoe tena hiala i dadabe e!
Fa hono aho ry dadabe, firy ny isan'le tena namanao zany de firy le ataonao hoe namanamana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8742