Nibolisatra aho mômpera
1. lapino
(
16/01/2006 15:11)
Misy tanàna iray hono, mpijangajanga be daholo ny mponina ao. Dia efa leo ilay mômpera fa isaky ny misy mikôfesy dia hoe foana: "nijangajanga aho mômpera". Farany hoy izy tao am-piangonana hoe "Aza atao an'izany intsony ny kôfesinareo fa ataovy hoe nibolisatra aho mômpera". Dia neken'ny olona ilay izy, ary lasa fomba fanao.
Taty aoriana anefa nisolo ilay mômpera, ka damômpr vaovao tsy mahalala n'inn inn no nitondra an'ilay fiangonana. Dia ozizy lery tao am-piangonana hoe: "Mila fiheverana manokana mihitsy ny lalana aty aminareo, fa mitaraina daholo ny olona rehetra. Aiza ve ka ny vadin'i Prezidà avy izao no in-5 nibolisatra tamin'ity herinandro ity!"

répondu par Veloo le 26/01/2006 15:31
2. Vahinala
(
16/01/2006 15:16)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D Efa reako io taloha tam mbola mpianatra !
6. Herimiafina
(
16/01/2006 18:01)
Manararaotra fahefana koa izany vadin-dRaprezy izany klé! hehehehehe:-D:-D=))=))=))
9. Herimiafina
(
16/01/2006 20:33)
Sady tsy mahay manazava hevitra daholo fa miholankolana daholo nefa de miholankolana hatramin'ny farany, maninona raha tsorina tamin'i Mopera ny marina e!:-D:-D:-D:-D
13. Fiffi
(
17/01/2006 04:55)
efa hehoko nefa mampihomehy ahy aloha e! tandremo fotsiny ry zareo tsy hibolisatra ary fa malama ny lalana e!:-D:-D:-D
14. kala
(
17/01/2006 05:42)
Efa henoko io fa sady mampihomehy no mampisaina:idea:
Mba tsy damompr aza no nikôzy we malama ny lalana mankaty @ egilizy ka nibolisatra zà:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Mba tsy damompr aza no nikôzy we malama ny lalana mankaty @ egilizy ka nibolisatra zà:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
17. lapino
(
17/01/2006 11:18)
Sô de ny lalana mankany amin-dry prezidà no malama dia nibolisatra i damômpr? :-D:-D
Efa be mpahafantatra io blagy io fa nisy nahatadidiavako azy fotsiny. Fa toa tsy an'i Goth io ka! Tsy lery aloha no nahenoako azy e, fa raha diso aho dia azafady am'lery! :wink:
Efa be mpahafantatra io blagy io fa nisy nahatadidiavako azy fotsiny. Fa toa tsy an'i Goth io ka! Tsy lery aloha no nahenoako azy e, fa raha diso aho dia azafady am'lery! :wink: