veloma vetivety !

1. dadabe ( 16/01/2006 12:04)
izao ary e, nosokafako fotsiny ity size ity de ianareo nom manohy azy fa zah hiala !! manao veloma ny serasera e ! :(
répondu par Veloo le 23/02/2006 18:02
2. jentilisa ( 16/01/2006 12:08)
Fa hiala ahoana koa ianareo e! inona no nahatezitra sa inona no nampalahelo! mba lazao ihany na dia izany aza e!
3. lapino ( 16/01/2006 12:10)
Ndeh' hody angah i dadabe dia mamela hafatra le? :wink:
4. mamzelkely ( 16/01/2006 12:11)
hita koo hiala aiza to ee:roll:
5. ari.malala ( 16/01/2006 12:27)
manao veloma? tena izy sa hatsikana? :-w d harinao aiza reo bebe bedabe reo?:-D:-D:-D:-D:-D
6. vale ( 16/01/2006 12:49)
Eo ihany enao ry dadabe fa tsisy an-kitsoaka izany eo an!:wink:
7. pissoa ( 16/01/2006 13:21)
:cry::cry:
8. Samoana ( 16/01/2006 13:32)
Pré-retraite sa tena efa eo am-pisotroana ronono mihintsy dadabe ?:D
9. kala ( 16/01/2006 13:35)
Ny we hiala aloha tsy lasa sady tsy milay.:cry:
Moa raha tena handeha moa.:-*:-*:-*:-*
10. Fiffi ( 16/01/2006 14:01)
avelao kosa izy hanao ny retraite-ny e! efa mba hoe dadabe kosa ve dia tsy mba hanao repos beeeee @ izay ?
Nefa toa hoe "veloma vetivety" donc mandrapihaona e!
11. routa ( 16/01/2006 15:43)
fa naninona no lasa enao:(
fa nisy inona?de handeha ho aiza tsy aleo ve mba miresaka eto hiany e! tena mampalahelo zany
12. watafon ( 16/01/2006 15:45)
hita wa ! d iza intsony no hananatra anay eto zany?
13. diamondra27 ( 16/01/2006 16:05)
hum! raha azoko ny resaka zany de hoe: hiala i dadabe.
de manao veloma an'i serasera fa tsy "namana" serasera.
Ary farany ny titre d oe: veloma vetivety = hiala kely

Zay ary ve no tena dikany sa ahoana? De mbola hiverina izy zany.

dadabe: sao mba déprime kosa? jereo le size mikasika an'io , na tsy nahazo valimbavaka. :evil::evil::evil:
14. diamondra27 ( 16/01/2006 16:07)
za aloha efa nahatsikaritra ihany e! de nisy namana koa nametraka fanontaniana oe: fa inona ary no mampatezitra an'i dadabe foana? Kanefa tsy nisy namaly ny namana

Atao anatra @ manaraka izao e!tsy tezitezitra fotsiny ny olona fa misy raha ao. De tandremo 'zany @ sisa.

15. Dezy ( 16/01/2006 16:26)
enjekaky ooo,fa nan'inn dadabe?tsy fantatro zay nahazo anao ry dadabe fa zay mampety anao atao ,de aza adino fa namana doly reo,ataovy tony voankazo an'ala ,ny mangidy aloavy ny mamy atelomy
16. booboo ( 16/01/2006 16:37)
nankaiza i dadabe
oké oké oké oké
nankaiza i dadabe
oké ô ry sakaiza
17. Veloo ( 16/01/2006 17:49)
de ho betsaka ny bebe mananontena aty satria izy efa nahazo bebe betsaka :-D:-D:-D:-D
miala adidy fotsiny ny ataon-nlery:twisted::twisted:
ho aiza aloha i dadabe eeee betsaka no manontany ka mba mila valony izahay eeee:°)
18. Herimiafina ( 16/01/2006 18:00)
Hasarotampiaro re izany ry lanitr'o! hehehe:-D=)):-D
19. Veloo ( 16/01/2006 18:34)
8O inn no idiran';ny fahasarota-piaro ato?:roll::roll::roll:
20. Herimiafina ( 16/01/2006 18:36)
Ka njy tsinona tezitra be amin'i dadabe knou, inona moa no mahatezitra anjy eo tsy hasarotapiaro kely, anontanio kely anie ry Veloo ny fonjy raha tsy somary manindronindrona hafahafa izay refa tonopnina ny anaran'i dadabe e? hehehehehe=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1642