fanotanina kely

1. xxx ( 16/01/2006 10:37)
hono wa ry reto aôna kay no halala fa tsy miraika aminao firy tsony ny olona miaraka aminao indrindra ra ohatra ka mipetraka any ivelany izy?????
répondu par fijo le 19/01/2006 21:09
2. lapino ( 16/01/2006 10:42)
Rehefa miteny aminao izy hoe izay!
3. Vahinala ( 16/01/2006 10:42)
Ohatra : Raha miantso anao matetika izy d lasa ts manao an'izany intsony amzao fotoana raha tsy hoe nolazainy anao anga ny antony. Lasa tsy manoratra firy intsony raha mpandefa mail matetika taloha ohatra raha tsy hoe koa nolazainy anao ny antony. D mba hampa sûr anao dia hanontanio mivantana izy, mety hanarina nefa izay no fomba tsotra sady haingana !
4. pissoa ( 16/01/2006 10:47)
Miombon-kevitra amin'i lapino.
5. xxx ( 16/01/2006 10:55)
ka ny probleme tsy maintsy hadainga amiko izy hoe sahirana be de be asa be etc de nefa za ts afaka hanana porofo mits am zay veracité ny zavatra lazainy de eo indrindra tsika satri za te ho sur hoe tsy tia ahy tsony ve izy sa mbola tia amizay ko za afaka mandray mesure hoe tokony hanao ny fiainako ko ve za sa aôna
6. hery ( 16/01/2006 11:16)
Tsy fantatra mihitsy tokoa io. Mety mbola miraika izy kanefa tsy afaka mifandray intsony... Mety hoe tsy miraika intsony koa kanefa voatery mifandray.

Ny hany ahafantarana fa tsy miraika intsony izy dia anontaniana (miatrika tsara fa tsy matahotra rehefa manontany) dia hamaly izy na eny na tsia.

Rehefa manontany dia somary atao hoe "Tsy maninona anie na tsy miraika amiko intsony aza ianao satria bebe ihany ny sipa (raha bandy ianao) na kofa (raha sipa ianao) te hiaraka amiko no tonga mamangy ahy matetika :-) " (na lainga aza)
7. booboo ( 16/01/2006 11:22)
mihamahalana ny fanoratana aaa, na manoratra aza dia fara-faha betsany 3 lignes aaa, tsy mamaly fanontaniana fa manodina resaka aaaa, mora miakatra rehefa forcer-na hamaly ilay fanontaniana aaa sns. Izy aby aby zany.

xxx > Teneno azy ny raha tsapanao dia raha vao tsy mamaly mazava ny fanontanianao hoe dia raisinao ho misaraka zay ny dikany. Tsy aleo izy tonga dia hombohina ôtra zay toy izay hampifila anao tsy hoe hiankavia sa hiankavanana ?
8. lanto92 ( 16/01/2006 11:29)
hery > :lol:
9. fiaritiana ( 16/01/2006 12:49)
hanontanio mazava izy ary hitanao amin ny teniny sy ny famaliany anao hoe mbola tia ve izy sa tsia? dé reo tenenin ny namana eo ambony ireo ny sasany!
mety handainga izy nefa hita ao amin ny fiteniny ny laiga matetika e
mahereza e!
10. nia ( 16/01/2006 13:22)
rehefa manomboka kamo izy miresaka aminao na matetika tsy tonga amin'ny fotoana intsony.courage eh
11. pissoa ( 16/01/2006 13:36)
xxx:
ka ny probleme tsy maintsy hadainga amiko izy hoe

Nahoana kosa no tonga dia ataonao hoe tsy maintsy handainga izy :?

Sao dia i xxx kosa no efa tsy te hiraika aminy intsony? Mahavaka ahy koa mantsy ilay fanontaniana voalohany ...
xxx:
hono wa ry reto aôna kay no halala fa tsy miraika aminao firy tsony ny olona miaraka aminao indrindra ra ohatra ka mipetraka any ivelany izy?????
12. Samoana ( 16/01/2006 13:46)
Handefaso sôvenira niarahanareo nifaly izy ( sary, sakafo, boky,...) fa tsy maintsy kinga hamaly anao raha mbola mangotraka ny zamorony aminao:D
Na koa hanafaro toy ny voalaza etsy ambony de hitanao eo ny fahatsiarovany raha efa mangatsiaka na tsia !
13. xxx ( 16/01/2006 14:21)
pissoa< ny tiko lazaina de we ra miresaka aminy za we enao zao enao zao de ts maints hahita teneniny izy eo we za anie sahirana b e at tout et tout fa ts hilaza franchement amiko izy nefa za franchise no tedaviko aminy za mbola tia azy fa ny attitude-ny mits no mahsadaikatra ana ka za ts genre de olona mitalaho zany fa refa ts tia ahy tsony izy de aleko manaja tena miala fa mila anazy franc ftsn za amiko we tsy tiko tsony enao de manao ny fiainako za
14. pissoa ( 16/01/2006 14:26)
xxx > :-*:-*:-*
15. majakely ( 16/01/2006 14:38)
hihihi ,,ny anî hery io no arahiko rah zah kloe ,,,le mody hoe ,,tsy maninona anie efa zao ee ,,,na lainga aza hihi,,,,
16. Vahinala ( 16/01/2006 15:03)
Na mody mba tsy miraharaha kely koa d jerena ndray zay fihetsiny e, raha iny koa izy no tsy mivaky loha akory d efa hafoizo zany ny aminy fa aleo izy ho any e !
17. vale ( 16/01/2006 15:35)
tena mety koa io natondron'i vahinala io ry xxx! modia tsy omena vao2 hoe ka raha iny izy no tsy heno tsy mitady anao akory dia efa izay izany no tadiaviny!
18. lapino ( 16/01/2006 15:56)
hery:
Tsy fantatra mihitsy tokoa io. Mety mbola miraika izy kanefa tsy afaka mifandray intsony... Mety hoe tsy miraika intsony koa kanefa voatery mifandray.

Ny hany ahafantarana fa tsy miraika intsony izy dia anontaniana (miatrika tsara fa tsy matahotra rehefa manontany) dia hamaly izy na eny na tsia.

Rehefa manontany dia somary atao hoe "Tsy maninona anie na tsy miraika amiko intsony aza ianao satria bebe ihany ny sipa (raha bandy ianao) na kofa (raha sipa ianao) te hiaraka amiko no tonga mamangy ahy matetika :-) " (na lainga aza)


Mety misy koa mbola tena tia fa tsy miraika fotsiny. Asa mety hoe matoky izy, dia tokony hahatoky koa. Na mety ho tsy misy zavatra ratsy akory no mahatonga an'izany.

Fa io resaka manao chantage kely io, gravy ny mety ho setrin'io an! Dia ivonony tsara koa ny hitanty azy.
19. ravakamalala ( 16/01/2006 20:52)
xxx:
fa mila anazy franc ftsn za amiko we tsy tiko tsony enao


tsy hiteny an izany na oviana na oviana izy. raha izay no andrasanao dia o antitra eo ianao.

ento araky ny feeling fotsiny re fa aza asarotina e!rehefa mbola miantso sy manoratra izy dia izay no zava dehibe, haf aindray izy rehefa tena miteny aminao hoe tys manampotoana intsony mihitsy aho fa tsy afaka hanoratra intsony.

mba omeo teny mamy koa izy rehefa mifampiantso ohatra ianareo dia hita eo raha mamaly izy. ny anao mantsy sao dia ilay manakiana lava koa, ka tsy mahagaga izy, na dia hoe mbola tia aza dia mialaala pà.
20. Herimiafina ( 16/01/2006 20:58)
Refa heritrertiny hoe tsy miraharaha intsony ianao de lasa tsy miraharaha intsony izy, dia torak'izany koa ianao.
Matoa manomboka manontany tena de efa eo andalan'ny tsy hiraharaha izay, sady ny fankampanahy koa moa mamely, satria ny olona azo asolo azy feno eran'ny tànana.:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3576