fanotanina kely

21. lilbon ( 17/01/2006 03:55)
xxx>izany we tsy fantatrao mihintsy zany na tia izy na tsy tia e!:?::?:8)
tsy fantatra io no marina tsarovy fa refa misara toerana ela dia tsy maintsy misy periode we somary milamina kely.:oops::-*
AZA tonga de mandray antendrony loatra fa matetika na izy koa aza izao mba manontany tena we fa ahoana ianao tsy de mifanoratra aminy firy intsony!?:twisted:
NY ataovy de we miezaha foana mba ahazo ny zavatra tena tianao fa rehefa miteny izy we aoka izay de ajanony koa :lol::lol:
22. xxx ( 17/01/2006 14:18)
de misaotra atsika rehetra tam fanomezana hevitra fa de tena namana tokoa nareo:-*:-*:-*:-*:-*:-*
23. fasaly ( 17/01/2006 16:53)
amiko rehefa miha maivana ny fifandraisana de efa mauvais signe zay .....:cry:
24. pissoa ( 17/01/2006 18:12)
Tsy voatery ho izay kosa fasaly ah!
25. ravakamalala ( 17/01/2006 19:49)
mety tena sahirana tokoa anie ry reto ilay olona e! tsy manampotoana, tsy manambola (lafo ny carte), fa tsy voatery oe relefa tsy manoratra na tsy miantso dia tsy tia.
26. lilbon ( 18/01/2006 07:31)
fasaly > tsy voatery ho marina io ,mety we sahirana , mety hoe miasa saina na amy le olona aza mety mampiasa saina kely fa hivereno kely anie e , fa tonga d miroborobo fatratra lol:):):):)
conseil d'ami
27. hesham ( 18/01/2006 16:37)
lilbon hihihi za moa niteny tamin`ialahy hoe sahirana be dia tsy afaka mifanoratra matetika ooo .
:-D:-D:-D
28. Herimiafina ( 19/01/2006 01:14)
Ary lke Hesham ity tena tsy hita be ihany mihintsy an! Ary sao de izay ary no tsy nanoratanao anah intsony koa klé, tara amin'i lilbon enao? hehehehe:-D:-D
29. lilbon ( 19/01/2006 03:36)
herim> hahaha hoatry meme kely za kle
hesham> ka ela indray izao sahirna tsy manoratra amiko nefa toa manoratra eto kou !?hihihi:lol::lol:
30. fijo ( 19/01/2006 21:09)
ssssss manoava sipa aloha aty,dia rehefa mifankahita dia resaho izy,ka milaza hoe tsy miraika,dia mba asio koa hoe soa aho fa nanao sipa tany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2518